vhv manao mamo

41. ari.malala ( 16/04/2008 10:50)
na lahy na vavy, raha vao mamo amiko dia efa tsy izy izay! miombon-kevitra tanteraka am ni81 hoe afaka maka plaisir foana na eo ny toaka na tsy eo!
42. mansoor ( 16/04/2008 13:32)
zao ndray ary ny fanontaniako @ tess:tsis klas hoy enao teo sns...,ôka kou alou hazava fa zà tsy mpisotro toaka zany sao de ouain be eo,fa dinika ny ahy;momba lé hoé tsis klas,ohatra ny ahy,na misotro ary ny vadina prézidan de tsis klas iany ve zany? :-P
43. tess ( 16/04/2008 15:14)
mnasoor: efa averina impiry aza ny resaka hoe hafa ny misotro hafa ny mamo na mpimamo......tsy mifidy io na vadina prezidà na masera, na inona rehefa mamo dia tsy misy kilasiny..... :wink: tsy ankanavaka, donko mahalalà onony dia mahay mitondra tena.....



ka i mansoor kou tsy hita be ihany izay tena marina jereo ity
11. Mpandefa : mansoor [ Valio ] 15-04-2008 17:13:41
Lohateny : Re : vhv manao mamo
sady mafinaritsa be ané lé dôzidozy,ny olona miran'endrika,ramsé afa-po!! ka in ndray?hita kouh!!!!

de ity:
13. Mpandefa : mansoor [ Valio ] 15-04-2008 17:24:27
Lohateny : Re : vhv manao mamo
enao kou toa tsy mahay an'zany hatao hoé ambiansy zany kouh!oudryyyy!

ny fahitako anao miresaka dia misotro zany! zà ngah niteny hoe enao misotro raha tsy ni resakao ihany no namatotra anao tam resaka :^)
44. mansoor ( 16/04/2008 15:20)
tsis porofo mits reo hoé zà io,anisan' lé miran'endrika aho ary mahita fa afapo le ramsé n'lé dôzidôzy!aiza ary sé zany!
45. mansoor ( 16/04/2008 15:26)
ka lé hoé mot "klas" mits anie no tena tsy azon'sé é!in mou no hidiran'zany!in no atao hoé klas @ sé?
46. tess ( 16/04/2008 15:49)
mbà sincère sy frnache refa miresaka fa aza mampiresaka e!
47. tess ( 16/04/2008 15:51)
tsy ampenari'ni mansoory ny dikan'ny hoe klass aho e!
tsy misy kilasiny ny vevavy mamo de point barre :wink:
48. ni81 ( 16/04/2008 18:12)
hoy mmmh!
..........., indrindra moa vehivavy miditra bar??? vehivavy tsy manaja tena zany amiko
Zà indray aloha dia miditra BAR aty andafy, satria tsy midika hoe mpimamolava na mpisotro alikaola no miditra @ ireny aty(zà tsy misotro alcool na goutte 1 aza) , fa satria misy jus ao, misy café, misy chocolat chaud koa...
49. tess ( 16/04/2008 18:38)
izay alou de marina! fa zà mba fidina lay hidirana fa misy de tena afa tsy ireny mpimamo lava ireny no ao ny setroka amin'io manginy fotsiny :lol:
misy cafe mihajahaja ireny :-P
50. ni81 ( 16/04/2008 18:42)
izay alou de marina! fa zà mba fidina lay hidirana fa misy de tena afa tsy ireny mpimamo lava ireny no ao ny setroka amin'io manginy fotsiny
Efa tsy mahazo mifoka sigara koa any @ bar izao nanomboka t@ ity 2008 ty kah! Mivoaka eny ivelany izay te hijolofotra mankafy ny poizina.
51. tess ( 16/04/2008 18:47)
pffff! ny aty aminay mbola mangalatra manao tsy bedesin'ny tompony sao lasa dool ny kil -ny! zay no henoko aloha mè bon! tsy de hidirako fa zé hifanarahany any :-D
52. vale ( 17/04/2008 03:57)
mmmhh:

zà vehivavy, tsy de tiako lôtra ny vehivavy mamo, indrindra moa vehivavy miditra bar??? vehivavy tsy manaja tena zany amiko
zay zany ts manaja tena, lmiaraka am cousin-nay miditra bar!


:lol:
Raha atao fahazarana kosa le misotro na lh na vh,tsy mety am fiainana,ny mamo tsy fidiny aza efa ts fidiny kano! misy mampirevy etsetra estretsa... :-D
53. vale ( 17/04/2008 04:06)
tess: croix bleue??? :? :-D :-D :-D :-D , izaho koa aloha anisan'ilay mora mamo , na kely bilitaka aza, fa mahagaga anahy ny divay (eo am_pisakafoana io fa saodé oe in eo njay!lollllllllll),tsisy pblema!!
54. tess ( 17/04/2008 05:07)
fangah misy maharatsy ny croix bleu???? :°)
fière de l'être :-P ny jeriko tsy miova aloha hatramzao.....
zà tsy miteny ny hoe misotro kely de tratran'ny effet-ny tsy mahatanty izany matoa iray vera dia efa misangodi-panina, ny ny tiko lazaina irony tsy mahalala onony, vao mahita dia lasa izao tsy mijanona raha tsy mamo de manitona masom-bahoaka izay no holazako hoe tsy klass izay manitona masom-bahoaka am fihetsika n'ny mpimamo izay :-P
refa mande resto maka apero dia irony koktail maison irony no alaiko fa mamitaka tsy vanona vao ray vera kely iny fa marary miolantsinay ???vita hatreo ny fhihinan-tsakafo, izay ilay hoe tratran'ny effet n'ny alcool mbola mahatsiaro saina hoe tsy mamo aho fa tratran'ny alcool fa ny mamo tsy mahatsiaro tena am ataony tsony.....aza afangaro
55. ari.malala ( 17/04/2008 06:26)
ny ahy ny tena tsy tiako ilay manaha vary be le mivembena sy mianjerazera be ireny, na lahy izy na vavy, tsy misy kilasiny mintsy, na inona toerany na inona toerany...

Ny bar any am-pita angamba no misy an'izany café sns izany, fa ny bar itako aty Dago alou d le "bordel" miala tsiny am fitenenana, fa tena izay no hitako e!
56. tess ( 17/04/2008 09:52)
ZANY ANIE WA E!
ny miditra bar any dago aloha ry kala tsary efako ah!
aleoko mande eny am glacier na honney :P
na ny aty ivelany aza tsy de mpiditra anreny fa refa hoe mivoaka en group angaha....raha fitoerana hisotroana hetaheta na hihinana crêpe ô sokola na gilasy misy toerana tsara mafinaritra kokoa mihaja feno olona mafinaritra jerena ankoatra ny any am cafe bar! :-P :^)
57. mansoor ( 17/04/2008 10:54)
tess: naôna aho no forcé n'se hoé mba sincère sy fransa refa mireska ,valimpantaniko valiana ,sa omeko toaka mbakin'ny zanako minono?hazavao lé kozy é!eza ar sé zany!! :roll:
58. vale ( 17/04/2008 12:50)
tess:

fangah misy maharatsy ny croix bleu???? :°)
fière de l'être :-P ny jeriko tsy miova aloha hatramzao.....
zà tsy miteny ny hoe misotro kely de tratran'ny effet-ny tsy mahatanty izany matoa iray vera dia efa misangodi-panina, ny ny tiko lazaina irony tsy mahalala onony, vao mahita dia lasa izao tsy mijanona raha tsy mamo de manitona masom-bahoaka izay no holazako hoe tsy klass izay manitona masom-bahoaka am fihetsika n'ny mpimamo izay :-P
refa mande resto maka apero dia irony koktail maison irony no alaiko fa mamitaka tsy vanona vao ray vera kely iny fa marary miolantsinay ???vita hatreo ny fhihinan-tsakafo, izay ilay hoe tratran'ny effet n'ny alcool mbola mahatsiaro saina hoe tsy mamo aho fa tratran'ny alcool fa ny mamo tsy mahatsiaro tena am ataony tsony.....aza afangaro

tess: izay indray tsy haiko fa raha izaho ftsn toa tsy te hiditra croix bleue aloh e, zà mety oe mazaka le izy angamba e! ciao ary!!!!!

59. tess ( 17/04/2008 14:26)
vale: sam manana ny safidiny ka!

mansoor: laisse tomber fa otran'ny miresaka am oul mamo kou zà zany lol :-D :-D :-D :-D
60. glady ( 17/04/2008 14:30)
I mansoor koa otran'ny mila vaniny amin'i tess izany.
Inona ary mba lazao, inona no hatao hoe femme classe amin'i mansoor...misarakorako amin'ny toaka kosa tsy class e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6098