vhv manao mamo

21. mansoor ( 15/04/2008 15:51)
:-P :-P
22. tess ( 15/04/2008 15:52)
18. Mpandefa : mansoor [ Valio ] 15-04-2008 17:44:54
Lohateny : Re : vhv manao mamo
de raha ny fazahoako azy kou zany de misotro iany lé partener -nareo!


7. Mpandefa : simplex [ Valio ] 15-04-2008 11:33:55
Lohateny : Re : vhv manao mamo

lemenakely,
samihafa ny hoe misotro sy ny hoe mamo



io voalazan'i simplex io: ny misotro tsy midika hoe mpimamo :-P na mpidozy!
avec moderation de milay! :-P zà tsy mi reproche bandy misotro fa ny sipa mpimamo no ataoko hoe tsy misy kilasiny aza afangaro ny resaka :wink:

23. mansoor ( 15/04/2008 15:58)
:-w :-w
24. tess ( 15/04/2008 16:03)
ka izany ary kou! rien à faire! :-P
25. mansoor ( 15/04/2008 16:10)
=D> =D> =D>
26. niryna ( 15/04/2008 16:37)
tess:

ny ahy raha vehivavy no mamo de efa raisko toy ny vevavy tsy misy kilasiny! hevitro io sao misy maneno eo ndray :-P

ilay mandeha any amin'ny ball sa ilay misotro ? misy antony hono anie no mahatonga ny vehivavy misotro e,toy ny lahy sasany manary dia amin'ny fiainana e .Sa tonga dia kilasy iray ihany ireo ,ny iray plaisir ny iray manary dia amin'ny fahoriana,tsy mahazaka ny mahazo azy ?

27. tess ( 15/04/2008 16:58)
mpimamo dia efa mahafehy azy nyrina an! n'aiza n'aiza refa mpimamo dia mpimamo n'aiza n'aiza mety ahitàny toaka :-P
28. mansoor ( 15/04/2008 17:32)
ka zay anie lé teneniko t@ tess teo é! zany hoe pour le plaisir lé dôzidôzy!kou naôna no ampitoviana?n'aiza n'aiza hoy enao,tsy mitovy zany!! :-P
29. mansoor ( 15/04/2008 17:37)
tess kou zany "tess sa tsy tess" :-D
30. tess ( 15/04/2008 17:50)
ka rehefa mpimamo va tsy ho mpimamo naiza naiza e! vao maka plaisir an'io mapndrefy lalana io de mpandrefy lalana foana :-P :-D de izay ilay ataoko hoe tsy de mendrika ny vevavy otrzay lol....

zà wa! tsy misotro...raha invité any antranon'oul aza aho ka rosoina dia juste mi gouté indray fotsiny mba ho fahalalam-pomba :-P
zà rahateo tsy mahazàka an'io, ny ilazàko izany dia voafitaka aho ndray mande, matsiro mamy be ery ilay zvtr nomena ahy hoe tsy misy alcool kay nataon'ny aretitsinay niolakolana raim sy valo .....

mansoor: zà né tsy manaka an toi tsy hi dôzy na hi mamo fa ny fijeriko dia izay fotsiny e! dsl be am lay fijery masika an :-D :-D :-D
31. tess ( 15/04/2008 17:52)
ny tiko lazaina de we! samy manao zé tiny ny rehetra fa koa samy manana ny fijeriny sy fitsarany ivelany ny oul tsirairay :°)
32. ni81 ( 15/04/2008 19:01)
Zà aloha dia rehefa resaka alikaola no miditra, na ho an'ny vavy io na ho an'ny lahy, na dôzidôzy fangalana plaisir io na fivarinana an-tatatra io, dia efa tsy tiako e! Afaka mahazo plaisir foana rehefa ilaina na tsy eo aza io zavatra io.
33. yonikafopl ( 15/04/2008 19:21)
Raha ao antranony le vhv no misotro de mamo avy eo midodo de tsy mampaninn, fa raha any ivelany no manao mamo hitampoko hitampirenena de tena vhv tsy misy hasiny, manambany ny tenany toy ny biby, toy izany koa ny lhl.
34. sakaizakely ( 15/04/2008 19:22)
samy manana ny fiheviny marina ka !

za klou maka vera iray dia efa ampy ahy na klass io na tsia fa tsy mbola nampivarina ahy antatatra izany

ankoatr'izay koa dia fidiko ny toerana isotroako ahafahako libra tsara fa tsy hoe ze andehanana rehetra akory

ny tena hoe tsy hisotro na goute 1 aza impossible indrindra rehefa mandeha resto gastronomique ireny eo no tena mahamanja anazy

rehefa mahafehy tena fotsiny tsy hanao conduite en état d'ivresse de zay :lol:
35. tess ( 15/04/2008 19:57)
ka tsy azon'ny petitesakaiza lay izy! ny misotro mi gouté hafa, izay ilay mahalala onony iray vera de ampy ndraindray lay diva nao koua nge mba tiny raha miaraka misotro aminy na indray vera, fa lay mpimamo manana fahazarandratsy no tsy tsara....misy sipa namako izay fa nivadika orera wa! tsy mpisotra taloha fa tena hoe nizesita nisotro de lasa fahazanrandratdsy; lasa alcoolik dia ny toakany ihany no nahafaty azy! nefa niteraka zaza vavy mafatifaty :-P
36. sakaizakely ( 15/04/2008 20:30)
tess> an an an, azoko tsara ka

naman'ny mamo ihany ange raha vao mivanitika e ! efa effet-ny alikaola ihany izay

dia misy manao hoe tsy klass zany vhv zany de zony ny miteny anzany satria manana ny fiheviny ny oul

dia misy manao hoe avelao hanala azy fa c la life, ny silako mampme azy ny mahita ahy mikvalavala sady azony antoka fa tsy mi egzazéré de tsy koi. ny deviz ko hoe pas avec n1porteki, pas n1portou, pas n1portekoman :-P
37. tess ( 16/04/2008 04:58)
, aza atao plaisir hoe ho lasa lavitra fotsn ilay mafinaritra fa de io nolazaiko io! misy namako izay, fa izy aloha tena ni exagère e! miady am latabatra hafa refa any am resto, vao maraina de efa lasa misotro whisky sns.....nefa tsy mpisotro taloha,
ka iza mou no ahita hoe mivanitika ny toaka i petitesakaiza raha ao antrano hoe nareo mivady fotsn, tsy hisy hahita hiteny hoe tsy klass :wink: :-D :-D :-D
38. mmmhh ( 16/04/2008 06:22)
zà vehivavy, tsy de tiako lôtra ny vehivavy mamo, indrindra moa vehivavy miditra bar??? vehivavy tsy manaja tena zany amiko
39. tess ( 16/04/2008 10:14)
zany miditra bar zany mou de tsy mbola nataoko mitsy :-P raha miaraka am famille ndray hoe haka etaheta kely de tsy manin...;sady raha mandinika dia ilay même tête foana no hita amireny fitoerana ireny, raha henoinao amzany ny resany de resaka fnadaniana andro tssssss :-D :-D :-D :-D
40. Papoose ( 16/04/2008 10:45)
mmmhh:

ka sao de mamo any njy de hibaradaka hiteny eo hoe, jou ty ne ka bôgôsy be e!:-D :-D :-D


dia ampiko kely hoe, eo hoe mba anjamako anaovana le solomasonao fa toa milay be! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967