vhv manao mamo
86. Papoose
(
22/04/2008 03:28)
a la santilllllllllllllllllliiiiiiiiiiiiiii ooohhhhhhhhhhhhhhh!!!
:-D
:-D
90. mmmhh
(
23/04/2008 08:28)
ni81:
Zà indray aloha dia miditra BAR aty andafy, satria tsy midika hoe mpimamolava na mpisotro alikaola no miditra @ ireny aty(zà tsy misotro alcool na goutte 1 aza) , fa satria misy jus ao, misy café, misy chocolat chaud koa...
zay ndray aloha no tsy haiko fa rah aty Dago de eeeeeee tsy tiako lôtra, fomba fijeriko zany an, tsy tiako tena tsy tiako ny vevavy miditra bar, nefa mba misy sipa mahfatifaty ery, tonga de simba ny fijeriko mahita azy miditra bar,
91. Veloo
(
25/04/2008 17:30)
ari.malala [ Valio ] 16-04-2008 12:50:35
Lohateny : Re : vhv manao mamo
na lahy na vavy, raha vao mamo amiko dia efa tsy izy izay
zay mihitsy ka
92. ni81
(
25/04/2008 19:58)
hoy mmmhh
Ka izay ilay efa fomba mahazatra any dago, raha vao BAR, dia tsy misy afa-tsy toaka no ao! Tsy miditra BAR izany aho tany, satria misy toerana hafa azo aleha hisotroana jus, na kafe. Fa aty dia tena vitsy ny toerana misy jus na kafe, ka tsy ahitana zava-pisotro misy alkôla ao aminy. Io aloha samy manana ny fijeriny ny tsirairay e! Samy manana ny kaonsiansany ny daholo be. :lol:
zay ndray aloha no tsy haiko fa rah aty Dago de eeeeeee tsy tiako lôtra, fomba fijeriko zany an, tsy tiako tena tsy tiako ny vevavy miditra bar, nefa mba misy sipa mahfatifaty ery, tonga de simba ny fijeriko mahita azy miditra bar,
Ka izay ilay efa fomba mahazatra any dago, raha vao BAR, dia tsy misy afa-tsy toaka no ao! Tsy miditra BAR izany aho tany, satria misy toerana hafa azo aleha hisotroana jus, na kafe. Fa aty dia tena vitsy ny toerana misy jus na kafe, ka tsy ahitana zava-pisotro misy alkôla ao aminy. Io aloha samy manana ny fijeriny ny tsirairay e! Samy manana ny kaonsiansany ny daholo be. :lol:
93. Papoose
(
26/04/2008 02:38)
za miditra bar nefa fa bar misy class-ny ary rehefa miditra ao enao dia tsy olona mamo no hitanao ao fa olona miresaka, fa le bar anie tsy voatery ho bordel foana e!