MIFANKATIA @ OLONA MBOLA TSY HITA MHT

1. AOSTN ( 27/02/2008 14:55)
Ahoana indray ary ny hevitra raha misy olona tia, nefa mbola tsy hitanao hatramin'izay niainana mht.T@ alalan'ny chat/tél na/internet na hafa no donné nifandraisana;ny iray oh any France ny 2 any chine.Azo lazaina ho MPIFANKATIA ve ry zareo?ny 2 ve mety ho 1?:-D
novalian'i mangidy ny 11/04/2008 12:00
2. penina ( 27/02/2008 15:13)
:-D
3. matianaa ( 27/02/2008 16:25)
:roll: :-D
4. Veloo ( 27/02/2008 17:13)
Tsy oe negative be za fa il faut se mefier fotsiny
- dia ahona raha olona ratsy (pangalatra na pamono na drogue dealer ilay izy?
- dia ahona raha ohatra tsy sariny iny nalefany iny?
- dia ahona raha gidron'olona ilay izy hihihih
- dia ahona raha mandainga izy?

amiko aloha dia tsy misy azo atonkisana afa tsy ny mifakahita tava sy mifampijery toetra e...
5. kelly13 ( 27/02/2008 18:57)
Veloo:

Tsy oe negative be za fa il faut se mefier fotsiny
- dia ahona raha olona ratsy (pangalatra na pamono na drogue dealer ilay izy?
- dia ahona raha ohatra tsy sariny iny nalefany iny?
- dia ahona raha gidron'olona ilay izy hihihih
- dia ahona raha mandainga izy?

amiko aloha dia tsy misy azo atonkisana afa tsy ny mifakahita tava sy mifampijery toetra e...


ka ra tsy mbola nifankahita mintsy kosa nge retsy afaka milaza ze tiny dol e, du genre oe "za sipa kely 18 ans, 1.75, 54kg, mannequin" nefa ny tena izy izay tsy mbola hitan'ilay bandy d vorotsiloza b e, :-D:-D d le lhl indray afaka miteny oe za pilote alphajet na za capitaine ny porte-avion frantsay na amerikana na tsy haiko e, :-D:-D nefa en réalité le bandy mandray RMI (ra mandray) hihihi! ohatra dol reo rankizy sao misy mandray antendrony :°)


6. diamondra27 ( 27/02/2008 19:19)
de tongava any chine koa sady toa tsy mila visa ny gasy we,
7. tess ( 27/02/2008 19:22)
AOSTN:

Ahoana indray ary ny hevitra raha misy olona tia, nefa mbola tsy hitanao hatramin'izay niainana mht.T@ alalan'ny chat/tél na/internet na hafa no donné nifandraisana;ny iray oh any France ny 2 any chine.Azo lazaina ho MPIFANKATIA ve ry zareo?ny 2 ve mety ho 1?:-D


possible io ka! dsraisssssss! ny indro kely mifanalavitra de tsy maitsy hoe hisy olana foana izany:-P


8. diamondra27 ( 27/02/2008 19:28)
raha le sipa kely any shangai aloha de za efa nahita azy e! manjabe iny sipa iny
9. SHOAN ( 27/02/2008 19:29)
ié mety kah
jereo zao naréo namako lasa tiako daholo nefa betsaka no mbola tsy nifankahita "en réalité"
ireo efa hitako dia tena mafinaritra daholo ... sa ahoana fasaly ? sa ahoana diamondra ? sa ahoana badouda ?
ireo mifanoratra sy miantso telefone dia tena hita mihintsy hoe tena namana é
sa ???
alors pourquoi pas ?
AOSTN:

Ahoana indray ary ny hevitra raha misy olona tia, nefa mbola tsy hitanao hatramin'izay niainana mht.T@ alalan'ny chat/tél na/internet na hafa no donné nifandraisana;ny iray oh any France ny 2 any chine.Azo lazaina ho MPIFANKATIA ve ry zareo?ny 2 ve mety ho 1?:-D



10. diamondra27 ( 27/02/2008 20:04)
shoan : tena zay mitsy akia a

11. ratonga ( 27/02/2008 23:36)
kelly13 :
ka ra tsy mbola nifankahita mintsy kosa nge retsy afaka milaza ze tiny dol e, du genre oe "za sipa kely 18 ans, 1.75, 54kg, mannequin" nefa ny tena izy izay tsy mbola hitan'ilay bandy d vorotsiloza b e, :-D:-D:-D


=))=))=))
ary ra manao gaine dé mba lasa mifintimpintina vé:-D:-D
12. ikaretsaka ( 27/02/2008 23:44)
kelly13:


ka ra tsy mbola nifankahita mintsy kosa nge retsy afaka milaza ze tiny dol e, du genre oe "za sipa kely 18 ans, 1.75, 54kg, mannequin" nefa ny tena izy izay tsy mbola hitan'ilay bandy d vorotsiloza b e, :-D:-D d le lhl indray afaka miteny oe za pilote alphajet na za capitaine ny porte-avion frantsay na amerikana na tsy haiko e, :-D:-D nefa en réalité le bandy mandray RMI (ra mandray) hihihi! ohatra dol reo rankizy sao misy mandray antendrony :°)



izay le heo mba honety sy sincere ihany fa tsy hay ny ampitso...otran'ilay ps ihany io e..
indrinddra rehefa decide hivoaka @ le virtual @ izay.... izao vao voa manodidina manao frais mankany chine eo ...
nanatena akanga kay sarindokotra

nanatena kapitenina na porte avion kay na porte bagazy aza tsy nisy le


13. Papoose ( 28/02/2008 03:10)
chine8):lol:
14. tsiafoi1 ( 28/02/2008 05:44)
Ny fahavononan'ny fo sy saina ihany no mitondra azy, rehefa vonona hitia enao, na sima na kilemaina no mivoaka de mety foana le izy.
Dans le monde, il n'y a aucune rose sans épines. Misy lafiny roa de ny TSARA sy ny RATSY foana zay mipoitra eo.
Ny fahavononanao hisedra an'ilay we ; Pour le meilleur et pour le pire, zay le fitiavana...
15. tess ( 28/02/2008 06:00)
ratonga:

kelly13 :
ka ra tsy mbola nifankahita mintsy kosa nge retsy afaka milaza ze tiny dol e, du genre oe "za sipa kely 18 ans, 1.75, 54kg, mannequin" nefa ny tena izy izay tsy mbola hitan'ilay bandy d vorotsiloza b e, :-D:-D:-D


=))=))=))
ary ra manao gaine dé mba lasa mifintimpintina vé:-D:-D



kelly:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


ratonga: de lasa michelin na sosisy votsetsina ndray raha vao manao gaine:-D:{


16. tess ( 28/02/2008 06:03)
raha mpifakatia am nety izany aza mino izay sary alefany eo mitsy aloha fa nyfanafodiny dia miaoana mitsy! atovy izay hiaonana sady mafnaritra anie e!
saodé mitomany sy migogogo vagy fo am net eo fa amoureux(se) anefa ilay olona ary anadakira tsyaraka ny izay nilànao azy mitsy:{
17. Rasiligaoma ( 28/02/2008 06:04)
ary raha tratran'ilay niraikim-po tamin'ny zavatra tsy honette tokoa sy feno lainga ry tsiafoy1?

tena pour le meilleur et pour le pire. iny izato ianao fa vonona ny hisedra, hanantena hoe ity no tena fitiavana aminy, lasa any amin'ny bout du monde ary, kanjo sipa vorotsiloza be mariee divorcee droguee desintoxique ity noheverina fa bandy nahatara sy nampiraiki-po..nilaza taminao fa bogany sy ngetroka!
18. tess ( 28/02/2008 06:11)
:-D:-D:-D:-D rasiligaoma dia tsy pour le meilleur izany izy raha izany fa pour le pire:-D:-D:-D:-D
19. tess ( 28/02/2008 06:13)
na diaataoko aza hoe sariny tena izy no nalefany fa hafa mitsy ny toetrany rehefa tena miaona ! ka sao tojo olona manana toetra babakoto kely tsy maitsy hoe kivy ihany koa, sarotra ihany aloha fa bonne chance ho anzay manana fitiavana am nety:°):wink:
20. Rasiligaoma ( 28/02/2008 06:14)
aza manody ny diso atody. fa sady bredouille no mongo v....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2895