MIFANKATIA @ OLONA MBOLA TSY HITA MHT
23. ari.malala
(
28/02/2008 08:23)
:-D:-D:-D:-Dpossible izany k! mifanoratra klou d mitantara abobo eo d iny fa nidoboka ny fon'ny anankiray de mifandefa sary aveo d zamouré zamouré virtoaly amzay d mifampitel d vo maika (l)(l)(l)be amle feo fa niangolangola tsara mints tao am tel tao d tena :}:}:}be mints d refaveo mifanome fotoana d mihaona amzay d refa ts mifanaraka d hay v enao le izy e! hay, bonjour, za mbola maika zao fa aleo tsika am manaraka miresaka tsra an, :-D:-D:-Dd vitaaaaaaaaaaaaaa:-D:-D:-D
26. tsiafoi1
(
28/02/2008 08:43)
Rasiligaoma :
Tokony hanampo foana ny saina sy ny fo we misy double revers foana ra-olombelona e! F'angaha ny mponina eto an-tany anjely (ka sady manja no tsisy kianina).
De zao koa re Rasil a, mivavaha mba tsy ho voafitaka, fa sarotra be hiditra any ampon'ny olona ka hanao aminy we aza mandainga na mamitaka
Angaha koa de hihinana amam-bolony na virtuel aza, fa tsy mba atao ny fomba rehetra ahitana ny fotony. Efa nahita jamba nifankatia ve enao
ary raha tratran'ilay niraikim-po tamin'ny zavatra tsy honette tokoa sy feno lainga ry tsiafoy1?
Tokony hanampo foana ny saina sy ny fo we misy double revers foana ra-olombelona e! F'angaha ny mponina eto an-tany anjely (ka sady manja no tsisy kianina).
De zao koa re Rasil a, mivavaha mba tsy ho voafitaka, fa sarotra be hiditra any ampon'ny olona ka hanao aminy we aza mandainga na mamitaka
Angaha koa de hihinana amam-bolony na virtuel aza, fa tsy mba atao ny fomba rehetra ahitana ny fotony. Efa nahita jamba nifankatia ve enao
27. tess
(
28/02/2008 08:48)
mba torohevitra amin'ilay sipa mipingampinga ireny koa zà vao mi kalk doigts lay bandy hoe mitongava aty amiko de lasa toy ny tsy teo miridana be mitsy fa taty aminay izao nisy sipa niridana nandeha tany am lay bandy fa efa nendrasanlay bandy roalahy tao antranony tao lay sipa de novonoiny tao! hay psikopaty lay mpanjono sipa eto am net:{:{:{ risk ihany:?
28. ratonga
(
28/02/2008 09:22)
zah ko nahalala sipa tonga dé niridana b tonga nijery lé bandy, kay nony hitany 8-) zé nialana t@ lé sipa sisa no masaka tao an-dohany:-D:-D:-D
33. tess
(
28/02/2008 10:31)
ratonga::-D:-D:-D:-D:-D:-D de nanao aon ny suite????:^)
zah ko nahalala sipa tonga dé niridana b tonga nijery lé bandy, kay nony hitany 8-) zé nialana t@ lé sipa sisa no masaka tao an-dohany:-D:-D:-D
34. tsiafoi1
(
28/02/2008 10:40)
Fa zao kosa aloa e, ny hitan'ny maso aza mampanaintaina indraindray, koa maika fa ny tsy hitan'ny maso...
35. ratonga
(
28/02/2008 11:38)
marina ny anao ry tsiafoi:-D
tess: draso alou anontaniko lé tary:lol:
tess: draso alou anontaniko lé tary:lol:
36. kelly13
(
28/02/2008 13:08)
tatarao @ zay ratonga a :-D:-D
ratonga kou tsss, aiza kou re misy oul milalao dômy rery zany? sa ianao mpilalao dômy rery? :wink:
ratonga kou tsss, aiza kou re misy oul milalao dômy rery zany? sa ianao mpilalao dômy rery? :wink:
40. ratonga
(
28/02/2008 17:51)
kelly13:
tatarao @ zay ratonga a :-D:-D
ratonga kou tsss, aiza kou re misy oul milalao dômy rery zany? sa ianao mpilalao dômy rery? :wink:
:-Daleo i ari no itantara fa izy zany efa nahif=ta lé film
zah ré tsa mahay daômy afatsy ny mampiady masony:roll::-D:-D
