MIFANKATIA @ OLONA MBOLA TSY HITA MHT
47. xxxx1
(
28/02/2008 22:03)
dia efa an'issan'ny critères d'élimination ilay tsy manana webacm knou
49. tess
(
28/02/2008 22:18)
zà alou tena tsy tia miresaka am webcam zany raha mandeha msn na yahoo e! mba kozy e!:^)
aleo ho any fa mihitatra ihany hoe atovy akaiky ! atovy anzao????mitsangàna hoe! pfffffff! tsary mila sarma izany refa miresaka fa refa tsary tia de mijanona:-D
aleo ho any fa mihitatra ihany hoe atovy akaiky ! atovy anzao????mitsangàna hoe! pfffffff! tsary mila sarma izany refa miresaka fa refa tsary tia de mijanona:-D
50. ikaretsaka
(
28/02/2008 22:36)
f'hita hoa ireny le incorpore atampon'ny screen ery ny webcam de ho bataina aby ty ecran?8)
52. tess
(
29/02/2008 06:32)
:-D:-D:-D:-D papoose: tam taloha zà mbola nitsaty tena tratran'io mahitsyfa zao aho tsary tia mitsaty zany fa mandany andro:-D:-D:-D aleoko tondé mifampifone de vita!
efa todro an'io baikobaikoina io mihodina hoe ....
esory hoe ilay izao:twisted: pffffff tsary mila anzany iiiii!
efa todro an'io baikobaikoina io mihodina hoe ....
esory hoe ilay izao:twisted: pffffff tsary mila anzany iiiii!
53. ari.malala
(
29/02/2008 07:09)
zay mou zany d'efa eliminée d'office fa sad ts manana webcam no ts mahay karatra no ts mahay daomy fa mampiady masony ko :-D:-D:-D:-D:-D
55. xxxx1
(
29/02/2008 08:42)
za manana webcam ry zavavy fa tongava daholo hitsaty amiko
mangina loatra ny fiainako
zany hoe tsy dia mahay mi klavy loatra fa bongon'ny famoasana voanjobory ny loharantsana sady mbola mitady litera tsiraikaraika dia medabe rehefa mba manao msn
miresaka mivantana ihany no tena haiko
ndao isika hiresaka ry Papozy kely a ! :*

56. badboy
(
29/02/2008 11:45)
xxxx1 >> mandrapaiandry anle cam alou tonda de afanao ny hozatsa, izy 5 mianaka ataovy mifandrimbona amindratokana!:-D:-D:-D:-D
58. mmmhh
(
29/02/2008 13:18)
:-D:-D:-D
de rah mafana eo ny hozatra nefa le webcam tsy mande akory efaveo?
de rah mafana eo ny hozatra nefa le webcam tsy mande akory efaveo?
60. dianna
(
29/02/2008 13:37)
slt raha izaho indray aloha dia olona mbola tsy mifakahita ve dia hifakatia fa matoa mifakatia dia efa ny fakahita sy ny fakafatatra