MIFANKATIA @ OLONA MBOLA TSY HITA MHT
61. tess
(
29/02/2008 13:44)
amzao andro mandroso ny teknolojia izao defa mifakatia waz eny fotsiny ny oul na tsy nihaona aza!
refa mihaona vao tena hita anefa hoe tinao marina sa tsia ilay oul! hafahafa ihany aloha mè bon! fivoarana dool zany

62. ikaretsaka
(
29/02/2008 15:20)
ka le toucher anie hafa ihany na mandeha aza ny fifandraisana isankarazany @ technologies mandroso ee
ny mikasika an'i papoose ohatra hafa mihitsy nohon'ny mijery an'i papoose @ webcam

63. tess
(
29/02/2008 16:03)
ka zay mantsy ! na web cam na tsia ! tsy misy dikany lotra fa otran'ny sary mietsika ihany io! aleo ihany miaona mivantana si c possible na koa hoe tsy asina mitsy lay fitiavana am nety
64. ikaretsaka
(
29/02/2008 16:17)
tsy maninona raha asiana fa asina fiaonana mivantana fa tsy heo tsy mifankahita mihitsyyyyyy
le misy webcam aza azo hiafiana ihany fa le hoe emails sns tsy misy feo tsy misy lilil...
kanjo ity manekin kay rabofy be na lahy mody vavy! aoka le:-D

65. tess
(
29/02/2008 17:29)
:-D:-D:-D:-D kou rabofy kosa zany anie lay mpamitapitaka e! fa oul tsy mpamitak afaka mahatoky azy hatram farany enao:wink:
67. ikaretsaka
(
01/03/2008 00:02)
:wink::wink::wink::wink:
izoa mihitsy no ataony:wink::wink::wink:

70. kelly13
(
01/03/2008 09:52)
:-D:-D za kou d aza mba angatahana izany adresse msn zany fa d eo no raisina e! a bon entendeur salut hozy ny vazà zay.
maika mou fa oe cam zany d indrisy! za mantsy mannequin sady sipa kely de 20 ans (aleo tsy atao oe 18ans fa manjary rakatra b lôtra),donky ze me fé desirer! héhéhéhé

72. mmmhh
(
01/03/2008 14:55)
De efa mi-imaginé manekin sy danseur zany izy mi-tsam, :roll:
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
73. tess
(
01/03/2008 15:46)
raha samy mpamitaka otran'io am sary io anie de samy senja zay piraty zany aleo samy voa fa raha otranlay film pandeha matetika lay hoe rabofy mody hoe jeune de 18 ans mamitaka ny bandy rehetra dia :{:{:{:-D
imaginévo hoe bandy milam lay raika 8-)
imaginévo hoe bandy milam lay raika 8-)
74. ikaretsaka
(
01/03/2008 15:55)
mba honnette fotsiny hoa .. maninona izao raha miteny hoe izaho no toerana misy ny tena dia milaza ny marina sy ny mazava?
KISS
Keep It Simple Stupid!!
KISS
Keep It Simple Stupid!!
75. xxxx1
(
01/03/2008 16:02)
za efa tratrany
niraikimpitia tamin'ilay olona izay, efa 4bolana mifanoratra teny @ dia tapakevitra fa hihaona. Teny @ tonelin'Ambanidia ny fotoana tamin'izay. Niandry ka, niandry ka
Adin'ny iray mbola tsy hita ihany ikalatonaka, aho sahirana satria somary halandrivotra ny tenako raha eny amin'ny toerana be tsiodrivotra fa mipololotra ho azy ny regleman-ny fahasalamana. Tapakevitra ny hody aho, saingy alohan'ny handeha dia nanontany lera ilay rangahy teo akaikiko aho
dia hoy izy nanatsafa :
hono hoa, sao dia ianao ilay miandry an'i zakilin1962 ? Eka hoaho, fa tsy afaka angaha izy ? Dia nitsikitsiky ery ikaky tonga dia nanoroka ny takolako namaly hoe izaho ihany no zakiline1962
le voatsipindy votsikiritiny ity ! ho aho teradrivotra
dia iny aho ro lasa, izy koa, sady somary notakonany ny orony. Tsara hoanialahy izay hoaho
aleo ihany olompatatra tsara no ifaneraserana

79. tsiafoi1
(
03/03/2008 15:50)
Eny ampandrasana mahita ny atiny, sur terrain mahita ny passi-ny ozy zalahy sportif zay...
Aleo mifankahita mivantana ihany fa sao voa vao manodidina

80. Papoose
(
04/03/2008 04:02)
xxxx1, tairo le resaka e!! mi freeze eo ihany ty webcam-ko ty, tsy te hahita ahy hangirana v enao?za ne mipaillety e hihihihi
hafa rehefa mijery ahy @ cam satria za manao paillety koa!=))