Ho filoha amerikanina hy ianao?

1. LazaDaddy ( 25/02/2008 21:14)
Io ankavanana io ingahy Obama aminy
2. ikaretsaka ( 25/02/2008 21:20)
ko tsy tena izhao sy ireny le photojournal;ists sy mpanao oeuvres humanitaires bedebe ireny no no tena sady silamo no jihady no mormons no terorista raha izao le

handeha koa izany ity de hoe hanao satrobory sy sikina koa ze bandy hilatsaka ho filoha any dago de lazaivo fa tangalamena le :-D:-D:-D

dia handeha hiasa any khartoum ny mompre de manao akanjona meharis sy bedouins de lezaivo koa fa izy!:-D:-D:-D
3. rakapy ( 25/02/2008 22:16)
Raha B=S @ math dia Osama= Obama=))=))=))=))=))
4. rabingogilabanga ( 25/02/2008 22:41)
de rakapy = paraky = parak =barak


5. ikaretsaka ( 25/02/2008 22:42)
de ny bush iznay lasa subh
6. rakapy ( 25/02/2008 23:10)
Tena raha izany no fandehany dia i bush lasan'ny bus dia i rakapy osbama no prezida!:-D:-D:-D
7. cutie ( 25/02/2008 23:44)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/americas/7263783.stm
vakio hatramin'ny farany
ny an'i Laza ny sary ihany no nalainy :-D:-D:-D:-D
8. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:01)
ikaretsaka> ny Bush fanafohezana ny hoe "Bull Sh..." =))
9. cutie ( 26/02/2008 00:05)
laza
mba vakio io fa tsy laozana mandray an-tendrony eo fotsiny :-D
10. rakapy ( 26/02/2008 00:08)
Ka izy tsy hamaky an'io fa ny sary ihany dia ampy azy hitsarany ny olona iray. Tahaka an'i Ra8 tany texas nanao satroka stetson dia tonga dia hoe cowboy red neck i Ra8=))=))=))=))
11. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:08)
cutie> voavakiko io ka. Fa inona amin'ny nosoratako no lazain-dry fa mandray an-tendrony? Sao dia indry no mandray an-tendrony ny nosoratako? :)...Fa mahalasa saina ny maha menatra an'i Obama amin'io kanefa sariny io fa tsy hoe sarin'olon-kafa!
12. cutie ( 26/02/2008 00:09)
=))=))=))=))=))=))=))
13. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:10)
Rakapy> tsy misy fitsarana mihitsy narosoko teto amin'ity adihevitra ity fa nampiseho sary fotsiny aho. Ary voavakiko ny gazety rehetra momba an'io sary io :)
Fa mahalasa saina ny maha menatra an'i Obama amin'io kanefa sariny io fa tsy hoe sarin'olon-kafa!
14. cutie ( 26/02/2008 00:14)
laza
de avereno vakiana ndray le article raha zany :-D:-D:-D:-D
15. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:17)
cutie> teneno aloha hoe aiza amin'ireo nosoratako ireo no lazain-dry fa mandray an-tendrony?
16. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:18)
nandray antendrony indray ny akama ato:wink:
17. rakapy ( 26/02/2008 00:18)
Ny mahatsara an'i Obama dia izy 50% US sy Kenyan na silamo aza. Satria afaka tokony afaka hampiavana ny silamo sy ny US Kristianina izy.
18. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:22)
rakapy:
Satria afaka tokony afaka hampiavana ny silamo sy ny US Kristianina izy.
Rakapy a, ny US dia ekeko tokoa fa mitady fihavanana. Saingy ny tsy tsapany dia olona notaizaina ankahala azy mandra-pahafatiny ny an-daniny. Ka tsy fihavanana no hitranga raha izay fa "soumission". Jereo ny fankahalan'ny Arabo ny Israelianina fa tsy misy maha samihafa azy.
19. rakapy ( 26/02/2008 00:23)
Ka israely tohana'ny us avy ato ambadika ko!
20. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:24)
aleo aloha hoa ho hita eo.. ny baolina tsy raikitra koa ny hanorina terrain sahady no atao any an-doha..

ny valala any an-danitra tsy asiana sira ho'zy ny ntaolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2095