Ho filoha amerikanina hy ianao?

41. cutie ( 26/02/2008 01:10)
in no tsy azo avoaka?
42. ikaretsaka ( 26/02/2008 01:12)
azo ka... fa tsy ato fa ary
43. cutie ( 26/02/2008 01:13)
ary @ finoana sy fivavahana ve ?
44. rakapy ( 26/02/2008 01:15)
Tsy atao any fa mampiozongozona fivavahana:-D:-D:-D:-D
45. cutie ( 26/02/2008 01:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
kolontsaina???? zany:-D:-D:-D:-D
46. ikaretsaka ( 26/02/2008 01:17)
aleo ho any fa manjary manozongozona diaspora ato
47. rakapy ( 26/02/2008 01:18)
Ampidiro any raha sahy ianareo:{:{:{:{
48. cutie ( 26/02/2008 01:19)
fivavahana sa kolontsaina???
i ralay nga sarotiny na misy HS aza ato:-D:-D:-D
49. fijo ( 26/02/2008 22:12)
diaspora voan'ny tsilo koa letsy izany mora ahozongozona izany le.hi hi i
50. ikaretsaka ( 26/02/2008 22:18)
za mbo gaga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1975