Ho filoha amerikanina hy ianao?

21. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:26)
Rakapy> ni mifanohitra amin'izay aza hoy aho. US no tohanan'Israely saingy tsy hita endrika ivelany.
22. rakapy ( 26/02/2008 00:28)
Ka io koa anie ka ataon'ny adversa foana izay irika handresena ny ankilany @ fomba rehetra e! Fa ny tena ao ambadika tsy fantatrareo
23. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:31)
Rakapy> tsy dia idirako loatra izay tsy fifanarahan-dry zareo any...anjarany izany...fa ny fiantraikan'io fifidianana io amin'ny filaminana eran-tany no dinihiko. Amiko izany filaminana izany dia mifono fahalalahana amin'ny lafiny rehetra...na hihinan-kisoa na hihinam-bozaka =))=))
24. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:31)
Rakapy> mipoaka tampoka ve ny superball:wink:
25. rakapy ( 26/02/2008 00:33)
Marina daholo izany!
26. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:35)
nga raha silamo koa ny president dia tsy hihinana kisoa ny bekintana... doy e!
27. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:39)
ikaretsaka> betsaka ny "monuments" kristianina noravana. Toa nanaiky tsy sazoka ny bekintana? Maro ny sekoly tsy mahazo manao akanjo mena @ Krismasy...toa nanaiky tsy sazoka ny bekintana? Betsaka ny Etats tsy azo ampiasaina ny teny hoe "christmas holidays" fa nosoloina hoe "winter holidays"...toa nanaiky tsy sazoka ny bekintana? Misy ireo sekoly @ Etats sasany tsy avela hiresaka finoana ny ankizy (Kristianina)...toa nanaiky tsy sazoka ny bekintana?
28. cutie ( 26/02/2008 00:41)
efa we vakio alou de ho hita ao ihany :-D:-D:-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:42)
betsaka tokoa ve? come and see!:wink:
30. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:42)
de nohon'ny maha silamo ve? come and see:wink:
31. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:43)
ikaretsaka> i saw :)
32. cutie ( 26/02/2008 00:43)
:-D:-D:-D:-D
33. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:48)
iza ry laza an.. raha niaina t@ le systeme ianao de nanaiky anao aho.. fa tsy nohon'ny maha silamo irery akory no nanekena ireny fa betsaka be ny religions aty, ary miresaka finoana tsara mihitsy ny ankizy fa mifanaja amin'ny finoany kosa.. manaja ny fety rehetra arak'ilay religion ny bekintana fa tsy hoe izay kristianina na jiosy na silamo ihany... fety profane aza hajainy.
sarotra be le mandray le izy aminao izy satria ny anao novakianao t@ boky fotsiny le izy fa tsy niainanao.
io tsy misy hafa amin'ny heo tsy misy mahalala ny fiainana any Isalo nohon'ny olona nipetraka any.. fa tsy heo namaky boky momban'isalo akory ianao dia hainao ny any:-D
34. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:50)
ikaretsaka> raha izany maninona no Kristianina irery no ferana? Ary maninona raha samy tsy misy ferana dia avela hisafidy malalaka tokoa ny olona?
35. cutie ( 26/02/2008 00:53)
mila mankaty laza vo mahalala ny zava-misy :-D:-D:-D:-D
36. LazaDaddy ( 26/02/2008 00:55)
LazaDaddy:
ikaretsaka> i saw :)
Take a stand! http://www.americanpigrace.com/Stand.php


37. ikaretsaka ( 26/02/2008 00:59)
LD> tsy ny Ktianina irery no ferana ka... azo atao ny mihinana kisoa azo atao ny tsy mihinana ohatra fa tsy heo jiosy ny prezida (efa betsaka no teo ) na silamo dia tsary azo atao
38. rakapy ( 26/02/2008 01:05)
Mba tape vo ao @ google anie ny hoe "tomb of Jesus" dia mety ho hitanareo ny marina.
39. ikaretsaka ( 26/02/2008 01:06)
nijery discovery vo teo ndray le kapy ... tssssss
40. rakapy ( 26/02/2008 01:07)
Angaha tsy azo avoaka???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6608