Ho filoha amerikanina hy ianao?
1. LazaDaddy
(
25/02/2008 21:14)
Io ankavanana io ingahy Obama aminy
répondu par ikaretsaka le 26/02/2008 22:18
2. ikaretsaka
(
25/02/2008 21:20)
ko tsy tena izhao sy ireny le photojournal;ists sy mpanao oeuvres humanitaires bedebe ireny no no tena sady silamo no jihady no mormons no terorista raha izao le
handeha koa izany ity de hoe hanao satrobory sy sikina koa ze bandy hilatsaka ho filoha any dago de lazaivo fa tangalamena le :-D:-D:-D
dia handeha hiasa any khartoum ny mompre de manao akanjona meharis sy bedouins de lezaivo koa fa izy!:-D:-D:-D
handeha koa izany ity de hoe hanao satrobory sy sikina koa ze bandy hilatsaka ho filoha any dago de lazaivo fa tangalamena le :-D:-D:-D
dia handeha hiasa any khartoum ny mompre de manao akanjona meharis sy bedouins de lezaivo koa fa izy!:-D:-D:-D
6. rakapy
(
25/02/2008 23:10)
Tena raha izany no fandehany dia i bush lasan'ny bus dia i rakapy osbama no prezida!:-D:-D:-D
7. cutie
(
25/02/2008 23:44)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/americas/7263783.stm
vakio hatramin'ny farany
ny an'i Laza ny sary ihany no nalainy :-D:-D:-D:-D
vakio hatramin'ny farany
ny an'i Laza ny sary ihany no nalainy :-D:-D:-D:-D
10. rakapy
(
26/02/2008 00:08)
Ka izy tsy hamaky an'io fa ny sary ihany dia ampy azy hitsarany ny olona iray. Tahaka an'i Ra8 tany texas nanao satroka stetson dia tonga dia hoe cowboy red neck i Ra8=))=))=))=))
11. LazaDaddy
(
26/02/2008 00:08)
cutie> voavakiko io ka. Fa inona amin'ny nosoratako no lazain-dry fa mandray an-tendrony? Sao dia indry no mandray an-tendrony ny nosoratako? :)...Fa mahalasa saina ny maha menatra an'i Obama amin'io kanefa sariny io fa tsy hoe sarin'olon-kafa!
13. LazaDaddy
(
26/02/2008 00:10)
Rakapy> tsy misy fitsarana mihitsy narosoko teto amin'ity adihevitra ity fa nampiseho sary fotsiny aho. Ary voavakiko ny gazety rehetra momba an'io sary io :)
Fa mahalasa saina ny maha menatra an'i Obama amin'io kanefa sariny io fa tsy hoe sarin'olon-kafa!
15. LazaDaddy
(
26/02/2008 00:17)
cutie> teneno aloha hoe aiza amin'ireo nosoratako ireo no lazain-dry fa mandray an-tendrony?
17. rakapy
(
26/02/2008 00:18)
Ny mahatsara an'i Obama dia izy 50% US sy Kenyan na silamo aza. Satria afaka tokony afaka hampiavana ny silamo sy ny US Kristianina izy.
18. LazaDaddy
(
26/02/2008 00:22)
rakapy:Rakapy a, ny US dia ekeko tokoa fa mitady fihavanana. Saingy ny tsy tsapany dia olona notaizaina ankahala azy mandra-pahafatiny ny an-daniny. Ka tsy fihavanana no hitranga raha izay fa "soumission". Jereo ny fankahalan'ny Arabo ny Israelianina fa tsy misy maha samihafa azy.
Satria afaka tokony afaka hampiavana ny silamo sy ny US Kristianina izy.
20. ikaretsaka
(
26/02/2008 00:24)
aleo aloha hoa ho hita eo.. ny baolina tsy raikitra koa ny hanorina terrain sahady no atao any an-doha..
ny valala any an-danitra tsy asiana sira ho'zy ny ntaolo
ny valala any an-danitra tsy asiana sira ho'zy ny ntaolo