impossible ve?

1. LazaDaddy ( 31/01/2008 20:56)
1) Misy olona ve "impossible" amin'Andriamanitra ny hamonjy azy, ahatonga azy ho tena mpanara-dia an'i Kristy?

2) Raha misy, iza?

3) Raha tsy misy, andeha faingana hitory ny filazantsaran'ny fanjakan'ny lanitra amin'ny firenena rehetra, na kely na lehibe, na mahantra na manankarena, na tsara tarehy na tsara tarehy :), na fotsy na mainty, na silamo na mpanaandro, ravalomanana, ratsiraka, zafy, LazaDaddy, xxx ... tsy ankifidifidy.
novalian'i cutie ny 09/02/2008 06:35
2. ikaretsaka ( 31/01/2008 21:19)
tena ny politikan i laza ary @ resa politika izany ny tokony alamina be raha atao hoe tsisy ilay 1 sy 2.
satria amin'ny fomba ahoana ny hahafahana mankany raha ireny ny attitude?

mba eritreritra ny ahy iny!
3. LazaDaddy ( 31/01/2008 21:23)
ikaretsaka> mba atoroy hevitra aho hoe "alamina ahoana"? Misaotra :)
4. ikaretsaka ( 31/01/2008 21:26)
ohatra hoe ndesindesy hitory amin-drakoto ve ianao ohatra dia efa maka parti an-dramarka sahady ?
tsary metyyyyyyyy8O ho'zy le mompera mpanao "tan-tsoroka izay"
5. LazaDaddy ( 31/01/2008 21:27)
ikaretsaka> izaho tsy maka "partie" an'olona ka. Ny "partie" an'i Jesosy ihany ny antsika :):-*
6. ikaretsaka ( 31/01/2008 21:33)
hah... hay moa lasa izany izy io..
ahay manko observatera fotriny ka ...... tsary mahay ..:-D
nenay ny asa no hijerena ny fa tsy le hoe aza ny ataoko no atao fa ze ambarako...


zohatran'ny @ le hoe i pasy no mivaofy ny filazan'i paoly hoe tsara ny tsy manambady ohatra..nefa izy ary manambady .... hum hum ..tsary anona!

passons
7. LazaDaddy ( 31/01/2008 21:34)
8. cutie ( 31/01/2008 22:28)
ka we tsy misy ka in ndray no mbola hitoriana:?
9. fijo ( 31/01/2008 22:33)
za toa tsy hovoatarik'izany jesoa izany ko,mandainga loatra lery ka tsy arako.efa tamin'ny androny ve no hoe hoavy ny fitsarana izao mbola tsy hita ihany izay marina ko.
10. cutie ( 31/01/2008 22:35)
hihihihihi
11. fijo ( 31/01/2008 22:46)
fa ny itiavako azy kosa ,le mamadikany rano ho lasa divaka
12. cutie ( 31/01/2008 22:47)
lol
za efa ela no tsy nisotro ny rany ho divay :-D
13. fijo ( 31/01/2008 22:57)
hoadray,io no tena tsara.misokatra mihintsy ny aty fanahy rehefa mahazo azy
14. ikaretsaka ( 31/01/2008 23:05)
ka mbola malalaka ngamba izao "antany...mora" izao ry fijo an
15. fijo ( 31/01/2008 23:16)
za tsy hoany antany mora ka
16. cutie ( 31/01/2008 23:17)
:-D:-D:-D:-D
eny wa
17. fijo ( 31/01/2008 23:18)
fa hanitatra ny aty fanahy kosa
18. xxx ( 31/01/2008 23:31)
tsy mazava
19. ikaretsaka ( 31/01/2008 23:51)
za koa
20. LazaDaddy ( 01/02/2008 00:38)
xxx> inona ny tsy mazava aminao? Ilay dinika sa ny adihevitra mandeha?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091