impossible ve?

61. fijo ( 01/02/2008 21:47)
ô ry zareo an,ny olona efa maty tamin'ny arivo taona talohan'i kristy ve de aharitra,hiandry eo foana le????tamin'ny fotoana nahafatesany aza tsy fantany akory hoe hisy izany rajesoa izany???

misy tsy nahazo izay nolazaiko tery ambony.hoy aho"fa hanitatra ny aty fanahy kosa";izany hoe hisotro le ran'i lery aho,mba hanitarako ny aty fanahiko.
62. LazaDaddy ( 01/02/2008 21:55)
ô ry zareo an,ny olona efa maty tamin'ny arivo taona talohan'i kristy ve de aharitra,hiandry eo foana le????tamin'ny fotoana nahafatesany aza tsy fantany akory hoe hisy izany rajesoa izany???
Tena fantany Fijo ah! Ary naniry ny ahita Azy ry zareo :)
Jesoa:
Fa sambatra ny masonareo, fa mahita, ary ny sofinareo, fa mandre. Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.


63. fijo ( 01/02/2008 22:06)
aiza,tamin'izany mbola ny tsangan'omby sy ny volana no ninoana mafy ko
64. LazaDaddy ( 01/02/2008 22:09)
jesoa:
Fa sambatra ny masonareo, fa mahita, ary ny sofinareo, fa mandre. Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.
fijo> i Jesoa no niteny an'io ka tsy afaka hiady hevitra aminao ny amin'izay aho satria Izy inoako kokoa noho ianao :)
65. fijo ( 01/02/2008 22:22)
de minoa fotsiny ary
66. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:10)
hahaha. borne be le
67. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:12)
68. fijo ( 01/02/2008 23:13)
za moa tsy hitsara fa de aleoko mihaiky fa efa izay izany ny amin'iny aminy
69. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:35)
le izy capot dedans rehefa avy eo dia mi sawal @ adversa anie ry lefijo no mahakamo e.
dia aleo miteny ihany sao de asiany an'ilay hoe mi triche eo indray fa naharaka coupe
70. LazaDaddy ( 01/02/2008 23:39)
71. fijo ( 01/02/2008 23:48)
eo izany isika no mifarana ko
72. ikaretsaka ( 01/02/2008 23:53)
impossible izany ny valiny ko
73. fijo ( 01/02/2008 23:56)
ngamba
74. cutie ( 02/02/2008 00:50)
reto tsy maintsy manao ze mampime foana:-D
75. Rasiligaoma ( 04/02/2008 04:45)
izay izany ny valiny ato koa
76. LazaDaddy ( 04/02/2008 05:39)
cutie:
reto tsy maintsy manao ze mampime foana:-D
Aza dia mihomehy be loatra fa sao misy "mikorotan-tsaina" eto amin'ny serasera ka manjary mampitombo ny aretiny eo indry.


77. nandrianina1 ( 04/02/2008 05:49)
f'anga cutie marary? sao de misy dokotera alou eto fa misy tsy salama hono:roll:
78. LazaDaddy ( 04/02/2008 08:33)
nandrianina> iza no niteny fa marary i cutie? Sa ve hoe mety "mampikorotan-tsaina" koa ny fihomehezana? Tsia kosa angamba ka. Cutie salama tsara k. Izany moa fijo e? :P
79. cutie ( 04/02/2008 11:42)
80. LazaDaddy ( 05/02/2008 03:03)
ilaozany mampidera ny fahafohezan'ny zipony atsy ambadika atsy...

cutie> impossible amin'Andriamanitra ve ny hamonjy vehivevy be volotongotra? =)) Vazivazy fa aza tezitra an...efa nividianako tondeuse a gazon indry ka =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089