impossible ve?
41. celesy
(
01/02/2008 07:32)
aza mbola maika ny ho avian'ny farana fa misy fotona zavatra rehetra. ataovy mpianatra ny firenene rehetra, mitoria (l)
42. celesy
(
01/02/2008 07:42)
Mitandrema ny didiny, ary manaova ny sitrampony fa tsy ny sitramponao no atao, aza mahafohy ny fiarahana mihangona hoy Tompo:D
43. niryna
(
01/02/2008 09:10)
celesy:
Mitandrema ny didiny, ary manaova ny sitrampony fa tsy ny sitramponao no atao, aza mahafohy ny fiarahana mihangona hoy Tompo:D
=D + tiava ny fahavalonao.
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
Gal 5:22-23 Raha manandrana mampiatra an'ireo isan'andro isika dia efa mampiseho ny fitiavan'i kristy .
44. rabilabila
(
01/02/2008 09:53)
Te-hangalatra ( :oops: hay moa !! hanafina ary e!)an'ilay lakolosy fiantsoana amin'ny fidirana seklalady aho izany !!!:twisted:
45. ikaretsaka
(
01/02/2008 13:30)
hahahaha...
tsy mi recruit intsony ny mpampianatra sekoly alahady dia tsy ampy ny pilipitra dia ato ny sasany no manintsana koa.. za efa nampanangana andry zareo site raha te hanitsana bebe kokoa fa... "izay manan-tsofina ihainho aoka izy tsy hihaino"

46. rijadolly
(
01/02/2008 18:06)
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,Tsy niryna no mamy an!
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
Gal 5:22-23 .
tsapako ohatrany vaovao lalandava ao anatiko izany foana io tenintsoratra masina io é!Misaotra an'sé ndray aho aloha tamin'iny:-*.Mampandini-tena mihitsy izy io an!
47. Veloo
(
01/02/2008 19:14)
Misy olona ve "impossible" amin'Andriamanitra ny hamonjy azy, ahatonga azy ho tena mpanara-dia an'i Kristy?
2) Raha misy, iza?
Tsy misy izay tsy voavonjy ny olona rehetra raha manaiky ny fahotany ary tsy mi-blasphemer ny Fanahy Masina no tena tsy tian'Antra.
-fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy Marka 3: 29
48. ikaretsaka
(
01/02/2008 20:06)
rabila> soa ihany ianao fa tsy directeran'ny Resources H.. ao @ sampana seklaladysy sektasaladin'Ambanitsena fa voan'ny Embaran-tsafidy tao!
49. rabilabila
(
01/02/2008 20:11)
ikaretsaka:
rabila> soa ihany ianao fa tsy directeran'ny Resources H.. ao @ sampana seklaladysy sektasaladin'Ambanitsena fa voan'ny Embaran-tsafidy tao!
:oops::):lol:=)):snif:
51. ikaretsaka
(
01/02/2008 20:14)
a saika hiteny hoe misaora an Zanahary.. kay moa ianao tsa mino an zanahary de nisalasala aho !
52. Veloo
(
01/02/2008 20:15)
fijo [ Valio ] 31-01-2008 23:33:28
Lohateny : Re : impossible ve?
za toa tsy hovoatarik'izany jesoa izany ko,mandainga loatra lery ka tsy arako.efa tamin'ny androny ve no hoe hoavy ny fitsarana izao mbola tsy hita ihany izay marina ko.
Fijo a I jesosy dia tsy limite @ andro-tsika - isika no limite. Ka mahareta fa izay maharitra ihany no ho vonjena e hihihihi:-*
53. tywa68
(
01/02/2008 20:24)
Avotra daholo isika satria tiany e (fa mila mijaly kely na eto na atsy @ fiainan-tsi-hita):-D:-D eo no mahasamy hafa an'ilay finoana :lol: Misaotra anao zahay Tompo mbola nomenao tombon'andro hibebahana sy hivavaka ho an'ireo lasa rehetra alohanay.:wink:
Ny an'i Laza moa zany mpitori-teny tsara tarehy no tena angatahiny ...:°)
Ny an'i Laza moa zany mpitori-teny tsara tarehy no tena angatahiny ...:°)
55. rabilabila
(
01/02/2008 20:37)
Aleo iaretana fa "sanza" be ny aty aminay e!! Ohatrinona aloha ny taingina kle!!
56. ikaretsaka
(
01/02/2008 20:42)
manao parloty fosika be rabila... toko sy andininy no lazaina fa tsy ny vato an-tanana!:-D:-D:-D
famonjena hono ny taingina kooo.. (miampy izay raikitra azo eo am-pitoriana teny eo)
io no maha samihafa ilay kristianisma mampiady ilay karatra ry zareo fa navoakan'i tywa an...
tywa: ekena!
famonjena hono ny taingina kooo.. (miampy izay raikitra azo eo am-pitoriana teny eo)
Avotra daholo isika satria tiany e (fa mila mijaly kely na eto na atsy @ fiainan-tsi-hita) eo no mahasamy hafa an'ilay finoana
io no maha samihafa ilay kristianisma mampiady ilay karatra ry zareo fa navoakan'i tywa an...
tywa: ekena!
57. LazaDaddy
(
01/02/2008 20:58)
Veloo:Tena henjana dia henjana tokoa io ry Veloo. Amiko io dia toy ny hery manosika antsika hizara ilay Fitia Agape sy hitory ny filazantsaran'ny Fanjakan'ny lanitra amin'ireo manidy fo...misaotra
Tsy misy izay tsy voavonjy ny olona rehetra raha manaiky ny fahotany ary tsy mi-blasphemer ny Fanahy Masina no tena tsy tian'Antra.
58. ikaretsaka
(
01/02/2008 21:00)
dia henoy ny fanahy ao aminao efa noraisinao ilay fanahy masina... Izy no henoy fa efa ao anatinao raha nilaza ianao fa nandray azy
Efa A/tra no ao anatinao.. izay ampiasaina
Efa A/tra no ao anatinao.. izay ampiasaina
59. cutie
(
01/02/2008 21:02)
" Fa ny helokareo no mampisaraka anareo @ Atra hono " hira io a , sao de we .........:)