impossible ve?

81. cutie ( 05/02/2008 22:12)
impossible @ Atra ve ny hamonjy ny oul mpamoron-dainga sy mpamely tsaho:-D
82. fijo ( 05/02/2008 23:03)
kay kay kay ,iza no mitsao an'iza e
83. ikaretsaka ( 05/02/2008 23:20)
cutie> tena asaina mikonfesy aloha izany olona izany :wink:sy mila mino hoe andriamanitra mpamindra fo fa tsy justicier...
84. LazaDaddy ( 06/02/2008 08:49)
"con" "fesse" ?
85. prime ( 06/02/2008 09:50)
LD:
1) Misy olona ve \"impossible\" amin\'Andriamanitra ny hamonjy azy, ahatonga azy ho tena mpanara-dia an\'i Kristy?
... eny misy

LD:
2) Raha misy, iza?
... ireo olona nanao ota mahafaty... tsy mahazo famelan-keloka intsony mandrakizay...

LD:
3) Raha tsy misy, andeha faingana hitory ny filazantsaran\'ny fanjakan\'ny lanitra amin\'ny firenena rehetra, na kely na lehibe, na mahantra na manankarena, na tsara tarehy na tsara tarehy , na fotsy na mainty, na silamo na mpanaandro, ravalomanana, ratsiraka, zafy, LazaDaddy, xxx ... tsy ankifidifidy.
... eny tokoa, ny filazantsara tsy maintsy ambara ary zaraina mandrakariva eny fa na dia ho an\'ny olona efa manana an\'i Kristy aza (fitaizam-panahy)...
86. fijo ( 06/02/2008 21:13)
elahy ity ry laza tena mitady varatra mihintsy an
87. cutie ( 06/02/2008 23:48)
miteniteny foana sisa no iafarany koa:-D
88. LazaDaddy ( 06/02/2008 23:49)
fijo> ilay inona ny varatra? Fijo angaha mpizara varatra sa iza no mpizara?
89. ikaretsaka ( 07/02/2008 03:30)
tandremo ary atselatry ny varatra dia lazaian fa herin'ny maizina...
:-D
90. fijo ( 07/02/2008 22:50)
hi hi hi tay koa iny le,
raha itan'i niryna io ry laza dia kotroka be no ahazo an'ialahy
91. LazaDaddy ( 08/02/2008 03:35)
fijo> fa angaha izy iny sumo?
92. fijo ( 08/02/2008 21:11)
an an judo-ka
93. LazaDaddy ( 09/02/2008 06:33)
jus d'eau? Mpila ranon-dranony?
94. cutie ( 09/02/2008 06:35)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078