impossible ve?

21. xxx ( 01/02/2008 00:48)
lazain'i fijo no tsy mazava
22. rakapy ( 01/02/2008 00:58)
O Ralaza a! ilay fanotanianao koa anie toa fanotanina marivo tototra be. Hoy ianao hoe"misy olona ve impossible @ A/tra ny hamonjy azy, ahatonga azy hanara-dia an'i Kristy?". Mba alefaso kely iray milimetratra ny heritreritra dia ianao ihany dia mahavaly ny fanotanianao.=))=))
23. LazaDaddy ( 01/02/2008 01:01)
rakapy> tena ilaina tokoa izay "mandefa eritreritra" iray milimetatra izay. Ary izay indrindra no nanontaniako an'io. Misaotra anao nanao fanamarihana :) :-*
24. rakapy ( 01/02/2008 01:05)
Iza ary no valiny raha niheritreritra marina ianao?
25. ikaretsaka ( 01/02/2008 01:32)
hiandry an-dralaza hiv....
hamelabelatra indray izany:wink:
26. rakapy ( 01/02/2008 01:42)
:@:@:@:@:@:@:@:@:@
27. nandrianina1 ( 01/02/2008 01:49)
Tsy ny olona no tokony antaniana zay mety ho possible @ Andriamanitra na tsy satria tsy anjarantsika zany fa affairany rery!
mety ho impossible @olona ve ny ho mpanaradia @ kristy no tokony ivakina loha8O
28. LazaDaddy ( 01/02/2008 01:53)
nandrianina> raha araka ny hevitrao, mety ho marina kanefa tsy voatery ho marina koa, impossible amin'Andriamanitra sa tsia? :)
29. nandrianina1 ( 01/02/2008 02:05)
ny inoko marimarina de tsimisy tsy efany,fa ra ny we hanao ve Iz sa tsy afferany zany de tsy idirako lalina,
30. LazaDaddy ( 01/02/2008 02:07)
nandrianina> dia izay ilay teboka fahatelo nosoratako, nomeny zo isika hiara-miasa aminy :)
LazaDaddy:
3) Raha tsy misy, andeha faingana hitory ny filazantsaran'ny fanjakan'ny lanitra amin'ny firenena rehetra, na kely na lehibe, na mahantra na manankarena, na tsara tarehy na tsara tarehy , na fotsy na mainty, na silamo na mpanaandro, ravalomanana, ratsiraka, zafy, LazaDaddy, xxx ... tsy ankifidifidy.
31. ikaretsaka ( 01/02/2008 02:14)
dia io "fiara miasa aminy io" aloha ho'a amboary
32. LazaDaddy ( 01/02/2008 02:15)
33. nandrianina1 ( 01/02/2008 02:15)
efa maro ny fitorina natao, atao, ary mbola hatao ne e!
de averiko @ ny teninao nomena safidy isika "misafidiana ny fiainana de ho velona ianao"hoy ny SM mandray izy arahaba soa, tsy mandray izy efa vita rahateo ny adidinao
34. LazaDaddy ( 01/02/2008 02:16)
nandrianina> =D
35. nandrianina1 ( 01/02/2008 02:21)
Miakatra ve ny soratra?
jereo @zay ary ravehivahy
36. ikaretsaka ( 01/02/2008 03:42)
izya ilay safidy,, tsary an-tery dia aza atao tery vay manta
37. LazaDaddy ( 01/02/2008 03:56)
38. ikaretsaka ( 01/02/2008 04:14)
aza fainganina ny olona fa atoroy azy fotsiny ny lalana hoe iny eeeee dia miaraha mandeha aminy...
fa tsy atosika ohatran'ny gana roahina:-D
39. LazaDaddy ( 01/02/2008 04:16)
40. nandrianina1 ( 01/02/2008 04:57)
IKA:
aza fainganina ny olona fa atoroy azy fotsiny ny lalana hoe iny eeeee dia miaraha mandeha aminy...

zay le we ity n lalana ka izory e! refa manaraka izy de iteny indray à son tour we ty no lalana ka izory 1sidesioty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079