NY DEVOLY HONO NO MPANAPAKA AN'IZAO TONTOLO IZAO ???
1. midjoh
(
17/01/2008 12:03)
Sendra an'ireny olona mpizara boky kely mitory ny tenin'Andriamanina ireny aho ka nanontaniany hoe :
- "Iza no mpanapka an'izao tontolo izao" dia novaliako tsotra zao hoe : ANDRIAMANITRA
- "Diso izany ho izy fa ny Devoly no mpanapaka an'izao tontolo izao." ary ao anaty baiboly hono no misy an'izany.
TENA VERY HEVITRA AHO NAHENO AN'IZANY !!! :{:-w

novalian'i cutie ny 06/02/2008 14:55
2. soanja
(
17/01/2008 15:47)
Zay zany no fahaizany azy koa.
Ny finoako anefa dia sady tsy Andriamanitra no tsy ny Devoly satria tsy misy io farany io amiko.
Ny olombelona no mpanapaka an'izao tontolo izao.
SAFIDINTSIKA : Isika sy ny saintsika ary ny asan'ny fanahy ao anatintsika.
Raha te hanajavatra tsara eto an-tany dia ampiasaina ny Fanahy fa raha te hiaina amin'ny fahoriana sy ny fijaliana dia araho ny fitakin'ny vatana sy ny saina.

4. niryna
(
17/01/2008 18:31)
soanja:

:roll:
5. ikaretsaka
(
17/01/2008 18:33)
diniho ambony diniho ambany sans prejuges anie ry niryna fa misy fahamarinany tsara io an'i sianja io e
6. ikaretsaka
(
17/01/2008 18:35)
niryna sy ny fanatiques rehetra: rehefa manao analyses ianareo aza asiana prejuges afa tsy ny reality fa marina ireo lazain'ny namana sasany ireo e
raha vao asianareo prejuges manko dia miala any ra bornage

7. rabingogilabanga
(
17/01/2008 18:55)
asa!
Tompon'ny tenanano marina ve ianao?
connaît toi toi-même hoy Socrate?
ny determinisme ny laplace ve no mamaritra ny fihetsikao?
ny marxisme sy ny condition sociale ny tsirairay ve no manapakany fisainany?
tsy misy ve ny devoly, ary ny tromba sy ny vaudou, efa nahita e ianareo?
Ary andriamanitra à côté n'ireo?
iza no nanao ny loi mecanique newtonienne sy ny gravitation universelle, ny chute de corps?
sy ny relativité d'einstein?
ireo koa ve tsy mamaritra ny fiainantsika, sy ny fihetsikantsika, ary iza no nanao azy?
iza, iza, iza...

8. ikaretsaka
(
17/01/2008 19:09)
ny ao anaty coco anao daholo no mitondra ireo aloha amiko e.. rehefa lazainao sy eritreretinao hoe misy dia izay..
ny coco no mitondra ny influences amiko!
raha miteny ianao hoe iza de miteny ianao hoe rabingo (euh be kilema) dia izay izany
raha miteny ianao hoe ika dia izay izany!
fa raha i influence be aza i bingo sy i niryna sy i Ika ka tsy mety @ coco an'i soanja sy i fijo ilay izy dia tsy ho lasa ika i fijo akory

10. lancia
(
17/01/2008 20:49)
midjoh:
Sendra an'ireny olona mpizara boky kely mitory ny tenin'Andriamanina ireny aho ka nanontaniany hoe :
- "Iza no mpanapka an'izao tontolo izao" dia novaliako tsotra zao hoe : ANDRIAMANITRA
- "Diso izany ho izy fa ny Devoly no mpanapaka an'izao tontolo izao." ary ao anaty baiboly hono no misy an'izany.
TENA VERY HEVITRA AHO NAHENO AN'IZANY !!! :{:-w
tokony mba nanontanianao kely hoe aiza ao ami'ny Baiboly no misy an'izany fa izy ireny mantsy toa mahalany tsianjery ny version,
Fa io aloha samy manana ny finoany ny rehetra,fa raha ny hevitro Andriamanitra mamela ny olona hanana ny safidiny malalaka, hiaina hanao izay tiany, nefa nomeny saina ihany koa handinika.
11. fijo
(
17/01/2008 22:19)
midjoh an,izao atao antsaina.raha te hiadana any paradisa ianao,dien'ny ety an tany dia mianara io fiadanna io sao tsyhoay any andanitra any.
ary aza mety adalaina hoe izay fifaliana ety dia devoly aby.

13. rakapy
(
18/01/2008 03:10)
Ka mazava be anie ilay teny hoe MANAPAKA fa tsy MAMPITOHY akory ny devoly?:@:@:@
14. kiranil
(
18/01/2008 04:39)
Miarahaba,
Ho an\'ireo izay efa tena te hamatatra ny tena sitrapon\'Andrimanitra dia izao no hafatra >
Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin\'ny filosofia sy ny famitahana foana.
Kolosiana 2
Ny Devoly sy Satana tompoko, dia averiko ihany fa tena misy. Ary Mamitaka sy mitarika ny olona @ tsy fankatoavana an\'Andriamanitra ny ny Teniny;
Maro ny teny milaza ny fisiany fa ohatra iray fotsiny ito.
Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin\'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy.
Tsy misy idiran\'ny resaka saina na \'coco\' izany tompoko ny mampisy na tsy mampisy an\'i Satana.
Io tahakan\'ny fisiako na fisian\'i cutie. Tsy misy idiran\'ny \"coco\" anao izany ny fisianay sy cutie. Fa misy aho satria mbola ito aho manoratra eto aminareo eto. Ary na hanaiky ny coco anao na tsy hanaiky sdia misy aho tompoko.
Misaotra.

15. cutie
(
18/01/2008 04:46)
raha atao we misy satana ary izy no manosika ny oul hanao ratsy . Le oul manao ratsy io zany tsy tsy azo atao we diso fa satana no lazaina fa fototra??
Ahoana no alalan'ny oul iray we avy @ satana ny zavatra ratsy ataony?? De le oul ampesain;ny devoly reny zany tsy mahatsiaro tena we ratsy ny zavatra ataony???

16. rakapy
(
18/01/2008 05:06)
Dragona sy menarana!!! jay!jay! jay!!! azoko an-tsaina le fitranagany sy ny fianjerany eto an-tany.
18. kiranil
(
18/01/2008 19:04)
Cutie>
Responsable foana ny olona iray @ zavatra nataony na nisy namporisika izy na tsia. Raha nisy naporisika izaho ka nanaiky ny zavatra nampanaovina ahy dia diso aho tompoko.
Ohatra tsotra iray: Raha amporisihako ianao sanatrin\'izay hamono ny reninao, dia nanaiky ianao ny namono azy.
Dia hisy sahy hilaza ve hoe tsy diso cutie, satria nisy namporisika no nahatonga azy namono ny reniny?
Fa anga cutie robot? Raha ny fahafatarako an\'i cutie aloha dia olona fa tsy robot? asa? Ny olona dia manan safidy fa tsy hoe izay ampanaovina antsika dia atao daholo?
Satana araky ny efa voalaza dia mamporisika ny olona hanao ny sitrapony ao amin\'ny fanaovadratsy--fijangajangana, famonon\'olona, fitiavantena sns... ; mamporisika ny olona hanao ny mifanohitra @ Tenin\'Andriamanitra sy ny sitrapony.
fa tsarovy fa tsy manala ny \'responsabilite\' ny olona izany raha manaiky manao izay ampanaovina azy izy.
Ny Tenin\'Andriamanitra mampianatra fa mila toherina izy.
Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;
tohero izy, ka miorena tsara amin\'ny finoana hianareo I pet 5.
maneke an\'Andriamanitra hianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy. Jakoba 4
2- Ahoana no alalan\'ny oul iray we avy @ satana ny zavatra ratsy ataony??
Rehefa tsy mifanohitra @ sitrapon\'Andriamanitra dia mifanaraka @ sitrapon\'ny satana izay.
- Andriamanitra milaza hoe: fahavetavetana eo anatrehany ny firaisan\'ny lahy samy lahy na vavy samy vavy, dia mbola miziriziry @ heviny hoe : Izay tiako ihany io. sns...
- Andriamanitra no manamafy fa misy satana, nefa ny olona iray mbola sahy milaza hoe : \"Amiko tsy misy satana\" dia fantatrao hoe hevitra avy aiza izany?
Izao no tenin\'ny Jesosy Kristy t@ ireo fariseo,
Fantatro ihany fa taranak\'i Abrahama hianareo, nefa mitady hamono Ahy, satria ny teniko tsy mitombo ao anatinareo.
Hianareo avy tamin\'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin\'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin\'ny [mitoetra amin\'ny] marina satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain\'ny lainga
jaona 8
raha tsy milaza fa mpino na mpivavaka ianao nefa ny teni\'i Jesosy tsy mitombo ao anatinao dia mazava io tenin\'i Jesosy Kristy io.
Fehiny: La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.

19. kiranil
(
18/01/2008 19:07)
fanitsiana >
Rehefa mifanohitra @ sitrapon'Andriamanitra dia mifanaraka @ sitrapon'ny satana izay.
fa tsy hoe "rehefa tsy mifanohitra"..
miala tsiny betsaka.

20. ikaretsaka
(
18/01/2008 19:09)
dia ahoana ny hitsarana an'iol:wink:
hoe ity izy de ity ts'isy?:-P
hoe ity izy de ity ts'isy?:-P