NY DEVOLY HONO NO MPANAPAKA AN'IZAO TONTOLO IZAO ???
21. kiranil
(
18/01/2008 19:12)
Fanitsiana 2>
Raha milaza fa mpino na mpivavaka nefa ny tenin'i Jesosy Kristy tsy mitombo ao anatiny dia mazava ny tenin'ny Jesosy Kristy.
Fantatro ihany fa taranak'i Abrahama hianareo, nefa mitady hamono Ahy, satria ny teniko tsy mitombo ao anatinareo.
Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin'ny [mitoetra amin'ny] marina satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain'ny lainga jaona 8
Tena miala tsiny indrindra @ diso firapy e. ok?
misaotra.
raha tsy milaza fa mpino na mpivavaka ianao nefa ny teni'i Jesosy tsy mitombo ao anatinao dia mazava io tenin'i Jesosy Kristy io.
Raha milaza fa mpino na mpivavaka nefa ny tenin'i Jesosy Kristy tsy mitombo ao anatiny dia mazava ny tenin'ny Jesosy Kristy.
Fantatro ihany fa taranak'i Abrahama hianareo, nefa mitady hamono Ahy, satria ny teniko tsy mitombo ao anatinareo.
Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin'ny [mitoetra amin'ny] marina satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain'ny lainga jaona 8
Tena miala tsiny indrindra @ diso firapy e. ok?
misaotra.
22. kiranil
(
18/01/2008 19:27)
ikaretsaka > vakio aloha ny fanazavana fa efa misy ohatra nomeko ireo.
Fa omeko ohatra iray ingahy:
-- Andriamanitra ve niteny hoe "Tsy misy satana"?
sa ny coco fotsiny no nanaiky voafitak hoe "tsy misy izy"?
La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.
Haveriko ihany ny tenin'i Jesosy Kristy t@ ireo fariseo (izay milaza azy ho mpivavaka):
Fantatro ihany fa taranak'i Abrahama hianareo, nefa mitady hamono Ahy, satria ny teniko tsy mitombo ao anatinareo.
Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin'ny [mitoetra amin'ny] marina satria tsy misy marina aminy. Raha mandainga izy, dia ny azy no lazainy, satria mpandainga izy sady rain'ny lainga
Eo izao dia efa ahitana fa : misy ny Devoly ary Jesosy Kristy no milaza azy, mazava tsara.
Mipetraka ny fanontanioana hoe mitombo ao anatin'ny olona milaza azy fa mpino nefa milaza fa "tsy misy ny devoly" ve ny tenin'i Jesosy Kristy?
Anjaranao ny mamaly azy.
Tsy sanatria fankahalana olona fa fitiavana ny marina avy amin'Andriamanitra.
Misaotra.

23. ikaretsaka
(
18/01/2008 19:53)
karetsaka > vakio aloha ny fanazavana fa efa misy ohatra nomeko ireo.
Fa omeko ohatra iray ingahy:
-- Andriamanitra ve niteny hoe "Tsy misy satana"?
sa ny coco fotsiny no nanaiky voafitak hoe "tsy misy izy"?
Andriamanitra nanao hoe misy satana.. fa izy koa nanafatra ny coco antsika hanao hoe rehefa mino an'A/tra dia Lavina izy....
fa tsy sady mieritreritra azy 2!
24. rakapy
(
18/01/2008 20:01)
Kiranil> hoy ianao hoe "rehefa tsy mifanaraka @ sitrapon'A/tra dia mifanaraka @ sitrapon'i satana"
Ka io no mahatonga ahy milaza fa aminareo izany black or white ihany ny eto an-tany?
Raha io no fahamarinana dia midika izany fa mpanao didy jadona ny A/trareo?

26. kiranil
(
18/01/2008 23:48)
ikaretsaka>
1- Io ilay efa nolazain\'i prime. Afangaron\'ingahy ny hoe mino ny fisiana sy ny manatanteraka ny sitrapony.
Mino ny fisian\'ingahy george bush, tsy voatery hoe republican manohana an\'i george bush akory.
Mino ny fisian\'ny satana tsy midika akory manaraka ny sitrapony akory.
Aiza ary nareo izany.
2- Ny hoe mino an\'Andriamanitra tsy midika hoe mino ny fisiany fotsiny dia izay; fa mamantatra ny sitrapony ary manatanteraka izany.
Ny devoly koa mantsy mino, sao tsy fantatr\'ingahy--mino ny fisian\'Andriamanitra tokana izy, fa tsy mananteraka ny sitrapony.
Hazavain\'i Jakoba @ teny mazava mihintsy ilay izy manao hoe:
Hianao mino fa iray ihany no Andriamanitra; koa tsara izany ataonao izany, ny demonia koa mino izany [ka dia mangovitra]. Jakoba 2:19
Ny dikan\'ny hoe \"lavina\", izay voalazan\'ingahy io, tsy hoe lavina ny fisiany, fa lavina ny fanarahana ny sitrapony satria famitahana sy lainga no ataony.
3- Rakapy> Tsotra ilay izy; raha mpanao \"didy jadona\" ny Andriamanitro dia efa tsy eto intsony aho ohatra izay. fa efa any ambany rangolahy any.
Azavaiko tsotsotra ny momba n\'ilay Andriamanitro, fa asa na manao ahoana na manao ahoana ny andriamanitr\'ingahy.
Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan\'ny ratsy fanahy, fa ny hialan\'ny ratsy fanahy amin\'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin\'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo Ezek 33:11
fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin\'ny fibebahana izy rehetra. II pet 3
Naharipo tamiko Andriamanitra; ary efa nahatonga ahy t@ fibebahana izy, dia nanaiky ny famelankeloka na fanamarinana maimaimpoana natolotry Kristy aho, dia izao manoratra eto @ forum serasera izao.
Mamindra fo sy miantra Jehovah; Mahari-po sady be famindram-po Izy.
Manisy soa izao tontolo izao Jehovah; Ary ny fiantràny dia eny amin\'ny asany rehetra.
Kanefa tsy manafoana ny maha-Andriamanitra Marina sy Masina Azy ireo voalaza ireo.
> Tsy rehefa hoe miantra, be famindrampo ary Fitiavana Andriamanitra, dia marina ny filazana fa \"tsy misy satana sy devoly\". satria tsy marina tostra izao izany raha eo anatrehan\'Andriamanitra, satria mifanohitra amin\'ny Teniny tsotra izao.
Asa na azonao ilay na tsia.
Misaotra.
fa izy koa nanafatra ny coco antsika hanao hoe rehefa mino an\'A/tra dia Lavina izy....

27. ikaretsaka
(
19/01/2008 00:21)
1)Ny dikan'ilay manda ange tsy hoe tsy mino ny fisiany e (d'acc an'i prime aho eto) ... fa kosa midika hoe tsy miraharaha na tsy mivakl na tsy manao manahirana loatra sy miasa saina na misy izy na tsisy fa aleo izy ho any @ izay misy azy any, ny fiainana no revena milamina tsara.. ohatran'io resaka osama sy bushn'ingahy io mihitsy, any izy fa avelao izy samy hipetraka any @ ze misy azy azy fa ny fiainana no revena dia ny "pax vobiscum" fa tsy handeha hiditra @ ze bizinesiny any raha ts'isy interest!
raha mino repoblikanina ianao dia izay izany, raha mino jihad ianao dia izay izay, fa aza akorotana amin'ny dualite ny saina!
2) ka mba tsy hanatanterahana ny sitrapony mihitsy anie dia ny tsy firarahiana azy no "fialana voalohany indrindra any @ fakam-panahy e"
ary toa izay aza ny lavina voalohany rehefa manao credo!
amiko raisiko lojika be ilay izy
Manaiky ny fisiany sy manatateraka ny sitrapoiny.. contrairen'izay dia ny hoe manda ny fisiany sy tsy manatanteraka ny sitrapony!
sa tsy izay?
Nb: ny manda akory tsy mi testifier hoe tsisy ihany (sens an'ny manda 1 iny)
fa misy manda hoe misy ilay izy fa tsy rarahiana...
"denying is not saying that the thing isn't there, but making the thing not there " hoy i Tony DeMello, sj.
it's like denying facts, fantatra hoe eo le facts fa tsy ekena ary tsy hivakiana loha ny momban'iny!
dia mamerina manamporofo ny tenin'i fijo... tsy devoly akory izany ny tsy mino!:-D
de eo koa dia efa diso ilay fihevitrareo:wink:

Ny devoly koa mantsy mino, sao tsy fantatr'ingahy--mino ny fisian'Andriamanitra tokana izy, fa tsy mananteraka ny sitrapony.
dia mamerina manamporofo ny tenin'i fijo... tsy devoly akory izany ny tsy mino!:-D
de eo koa dia efa diso ilay fihevitrareo:wink:
28. kiranil
(
19/01/2008 01:55)
Ny dikan'ilay manda ange tsy hoe tsy mino ny fisiany e (d'acc an'i prime aho eto) ... fa kosa midika hoe tsy miraharaha fa kosa midika hoe tsy miraharaha na tsy mivakl na tsy manao manahirana loatra sy miasa saina na misy izy na tsisy fa aleo izy ho any @ izay misy azy any
Soanja nilaza mazava tsara io ambony io manao hoe : "tsy misy io farany io amiko" [mantsy ny Devoly]
Mazava be zany teny izany tompoko fa hoe tsy misy ny devoly aminy.
dia hoy ingahy:
diniho ambony diniho ambany sans prejuges anie ry niryna fa misy fahamarinany tsara io an'i sianja io e
Dia nefa hoy indray ingahy aty ambany:
Ny dikan'ilay manda ange tsy hoe tsy mino ny fisiany e ...
Inona no tena hevitr'ingahy aloha hazavao alohan'ny hanohizana ny resaka.
misaotra
29. ikaretsaka
(
19/01/2008 02:13)
asa raha novakian'i kiranil ny zavatra nosoratan'i soanja aloha
soanja tsy niteny hoe tsisy! raha tsy diso aho
asa hoe iza no tsy mamaky sy tsy mandinika @ izany
azo ny tena hevitro?
Ny finoako anefa dia sady tsy Andriamanitra no tsy ny Devoly satria tsy misy io farany io amiko.
Ny olombelona no mpanapaka an'izao tontolo izao.

31. rakapy
(
19/01/2008 02:30)
Ny devoly dia mistery mba tsy hilazako hoe myth.@ finoana maro izy io dia midika fahavalo. Izany hoe ilay mistery mahatonga ny olombelona hanao zavatra tsy mahafaly na manimba na mampatahotra na tsy mifanaraka @ concience maha olombelona.Ka io dia ianao sy ny finoanao no mitondra azy.
Ny devoly koa dia nataon'ireo finoana ho politika .Natao sary lehilahy mainty lava rambo misy tandroka matetika no fanehoana azy.

32. midjoh
(
19/01/2008 12:27)
lancia:
tokony mba nanontanianao kely hoe aiza ao ami'ny Baiboly no misy an'izany fa izy ireny mantsy toa mahalany tsianjery ny version,
Fa io aloha samy manana ny finoany ny rehetra,fa raha ny hevitro Andriamanitra mamela ny olona hanana ny safidiny malalaka, hiaina hanao izay tiany, nefa nomeny saina ihany koa handinika.
Tena nambarany ry lancia ary tena ao anaty baiboly, fa za fotsiny no tsy de nivaky loha an'le izy fa zao zany vô hitako fa zavatra important ihany kay no halalana izany !
33. midjoh
(
19/01/2008 12:38)
kiranil:
Responsable foana ny olona iray @ zavatra nataony na nisy namporisika izy na tsia. Raha nisy naporisika izaho ka nanaiky ny zavatra nampanaovina ahy dia diso aho tompoko.
Ohatra tsotra iray: Raha amporisihako ianao sanatrin'izay hamono ny reninao, dia nanaiky ianao ny namono azy.
Dia hisy sahy hilaza ve hoe tsy diso cutie, satria nisy namporisika no nahatonga azy namono ny reniny?
Ka i Abrahama izay saika hamono ny zanany zany dia responsable koa izy amin'izay ??? fahotany ve zany ?
Tsy azoko mihitsy zany fanazavanao zany tompoko ! :-@
35. kiranil
(
19/01/2008 17:28)
Miarahaba,
Ikaretsaka>
Hono hoe, samihafa ve ny teny hoe: \"tsy misy\" sy \"tsisy\"? :?:
midjoh >
Tsy maty Isaka ka, ary tsy nanota velively Abrahama.
Tsy ny hamono an\'Isaka no tanjon\'Andriamanitra, fa fizahantoetra nataon\'Andriamanitra hoe hankato ny Teniny hatramin\'ny ve Abrahama sa tsia.
Dia fantatrao ny tohin\'ny tantara fa nahatoky hatramin\'ny farany Abrahama. Ary \'responsable\' tanteraka @ safidiny hankato ny tenin\'Andriamanitra i Abrahama.
Asa na mazava aminao.
***************
Aza adino koa fa amin\'ny zavatra tsara no tena hamitahan\'i Satana ny olona ka hampadikany ny Tenin\'Andriamanitra, fa tsy @ zavatra ratsy akory.
Ohatra tsotra: Ho an\'izay tia mangahazo, dia alain\'ny satana fanahy handika ny Tenin\'Andriamanitra amin\'ny famonoina ho faty an\'ra-zakta mpivarotra mangahazo, na @ fagalarana.
Tsy ny mangahazo na ny fihinanan magahazo no ratsy, fa ny fandikana ny Tenin\'Andriamanitra momba ny tsy tokony hamonoina olona na hangalarana.
********************
Fehiny: Diniho ny fankam-panahy nataon\'i Devoly an\'i Jesosy Kristy mba hahatonga an\'i Jesosy Kristy handika ny Tenin\'Andriamanitra sy ny mba hiankohofany eo anatrehan\'i satana.
Fa saingy tsy lavo Jesosy Kristy satria nankato ny Tenin\'Andriamanitra hatramin\'ny farany.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=4&andininy=1-11&dika=
Ny filazana hoe \"tsy misy\" na \"tsisy\" na hoe \"myth\" sns.. izay fomba tianao hilazanao azy, dia fantaro fa mifanohitra sy mandika ny fahamarinana avy amin\'Andriamanitra izany tompoko.
Ka dia antsika ny safidy na handika ny Teniny na hankato izany.
Misaotra.
Ikaretsaka>
soanja: Ny finoako anefa dia sady tsy Andriamanitra no tsy ny Devoly satria tsy misy io farany io amiko.
soanja tsy niteny hoe tsisy! raha tsy diso aho
Hono hoe, samihafa ve ny teny hoe: \"tsy misy\" sy \"tsisy\"? :?:
midjoh >
Ka i Abrahama izay saika hamono ny zanany zany dia responsable koa izy amin\'izay ??? fahotany ve zany ?
Tsy maty Isaka ka, ary tsy nanota velively Abrahama.
Tsy ny hamono an\'Isaka no tanjon\'Andriamanitra, fa fizahantoetra nataon\'Andriamanitra hoe hankato ny Teniny hatramin\'ny ve Abrahama sa tsia.
Dia fantatrao ny tohin\'ny tantara fa nahatoky hatramin\'ny farany Abrahama. Ary \'responsable\' tanteraka @ safidiny hankato ny tenin\'Andriamanitra i Abrahama.
Asa na mazava aminao.
***************
Aza adino koa fa amin\'ny zavatra tsara no tena hamitahan\'i Satana ny olona ka hampadikany ny Tenin\'Andriamanitra, fa tsy @ zavatra ratsy akory.
Ohatra tsotra: Ho an\'izay tia mangahazo, dia alain\'ny satana fanahy handika ny Tenin\'Andriamanitra amin\'ny famonoina ho faty an\'ra-zakta mpivarotra mangahazo, na @ fagalarana.
Tsy ny mangahazo na ny fihinanan magahazo no ratsy, fa ny fandikana ny Tenin\'Andriamanitra momba ny tsy tokony hamonoina olona na hangalarana.
********************
Fehiny: Diniho ny fankam-panahy nataon\'i Devoly an\'i Jesosy Kristy mba hahatonga an\'i Jesosy Kristy handika ny Tenin\'Andriamanitra sy ny mba hiankohofany eo anatrehan\'i satana.
Fa saingy tsy lavo Jesosy Kristy satria nankato ny Tenin\'Andriamanitra hatramin\'ny farany.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=4&andininy=1-11&dika=
Ny filazana hoe \"tsy misy\" na \"tsisy\" na hoe \"myth\" sns.. izay fomba tianao hilazanao azy, dia fantaro fa mifanohitra sy mandika ny fahamarinana avy amin\'Andriamanitra izany tompoko.
Ka dia antsika ny safidy na handika ny Teniny na hankato izany.
Misaotra.
36. kiranil
(
19/01/2008 17:38)
Ikaretsaka>
8O
Araky ny hevitr'ingahy iza no tsy mandinika?
Hoy Soanja:
Dia hoy ingahy:
Dia hoy aho hoe: ...
Misaotra.
Voalaza teo :
Ny finoako anefa dia sady tsy Andriamanitra no tsy ny Devoly satria tsy misy io farany io amiko.
Ny olombelona no mpanapaka an'izao tontolo izao.
soanja tsy niteny hoe tsisy! raha tsy diso aho
asa hoe iza no tsy mamaky sy tsy mandinika @ izany
azo ny tena hevitro?
8O
Araky ny hevitr'ingahy iza no tsy mandinika?
Hoy Soanja:
satria tsy misy io farany [devoly] io amiko.
Dia hoy ingahy:
soanja tsy niteny hoe tsisy!
Dia hoy aho hoe: ...
Misaotra.
37. ikaretsaka
(
19/01/2008 21:31)
aleo i soanja hanazava ny heviny ary dia ho feno ny tebok'ingahy e
38. kiranil
(
19/01/2008 22:03)
ikaretsaka> Efa nolazainy ny heviny ka.
Hoy izy:
Sady nataony mazava be mihintsy.
Hoy izy:
satria tsy misy io farany [devoly] io amiko.
Sady nataony mazava be mihintsy.
39. ikaretsaka
(
19/01/2008 22:06)
ka aleo hazavainy misimisy kokoa fa sao diso interpretation eo isika mirahalahy ka..
manao "hevi-tsolafa imasom-patron" toy ny fataon'ireo mpi interprete hevitra araka ny famakiany azy!