NY DEVOLY HONO NO MPANAPAKA AN'IZAO TONTOLO IZAO ???

41. ikaretsaka ( 21/01/2008 03:47)
Ny filazana hoe "tsy misy" na "tsisy" na hoe "myth" sns.. izay fomba tianao hilazanao azy, dia fantaro fa mifanohitra sy mandika ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra izany tompoko.

satria nahoana?

Ka dia antsika ny safidy na handika ny Teniny na hankato izany.

Aza afangaro ho'a le Soratra sy Teny!

terme 2 samihafa mihitsy ireo: ary tsy nety novalianao ity fanontaniana ity

"Ny teny rehetra ve dia ho ary voasoratra aby"
42. kiranil ( 21/01/2008 18:45)
Ikaretsaka> 1- Toa tsy tonga akory ilay fanazavana misimisy kokoa avy @ \"patron\" fa ny solafa ange mbola miandry e. :°)


2-
\"Aza afangaro ho\'a le Soratra sy Teny!\"
\"Ny teny rehetra ve dia ho ary voasoratra aby\"


Raha tena Teny avy amin\'Andrimanitra tokoa dia tsy tokony hifanohitra ny amin\'ny voasoratra.

Ito dia neken\'ingahy fa marina:
satria tsy misy io farany [devoly na satana] io amiko.


Mazava ho\'azy fa \"teny\" io ary \"tsy voasoratra\". Fa saingy tenin\'iza?

Moa ve mifanaraka @ izay voasoratr\'ireo Apostoly niaraka niaina t@ Jesosy Kristy? na ny voasoratr\'i paoly? na ireo mpanoratra hafa tao @ testamenta taloha: Isaiah, jeremia,..

Jaona notarihin\'ny Fanahy Masin\'Andrimanitra ary nanoratra ny fiainana sy ny asa nataon\'i Jesosy Kristy tety an-tany tany tamin\'ny taona 90 tany ho any, matio nanoratra tany @ taona 55, ary na i paoly koa nanoratra boky maro toy ny romana, efesiana, sns.. milaza ny fisian\'i satana ary mampitandrina mba tsy ho voafitaka, fa kosa hanohitra ny fankampanahy ataony.

Dia tsotra ilay izy: Na hiezaka handresy lahatra ny olona mba tsy ho voafitaky satana aza; dia raha tsy manaiky tarihin\'ny Fanahin\'Andriamanitra fa ny \'coco\'-an\'olona fotsiny no mibaiko azy dia tsy ho tsapany na oviana na oviana ny fitaka ataon\'ny satana.

asa na mazava.

La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.


Misaotra.









Iza ary no nilaza t@ soanja ingahy fa marina ny filazana hoe \"Amiko tsy misy satana\". fa saingy tsy voasoratra fotsiny?

Ohatra iray fostiny: Fantaro fa i Jaona dia nanoratra ny fianan\'i Jesosy Kristy tany @ taona 90 tany ho any, ary milaza mazava tsara ny fisian\'ny satana.



Ka ingahy





Toa tsy tonga akory ilay fanazavana misimisy kokoa.

Fanontaniana apetraka amin\'ingahy: oviana no nosoratana ny filazantsaran\'i Jaona?

Raha tsy hain\'inghay





43. ikaretsaka ( 21/01/2008 19:11)
kiranil>
anontaniana apetraka amin'ingahy: oviana no nosoratana ny filazantsaran'i Jaona?



alohan'ny hamaliana an'io fanontanian'ingahy io dia tokony hain'ingahy aloha hoe iza ireto olona ireto:
St Irenee
St Dyonisius d'Alexandrie
St Clemnt d'Alexandrie
St Origen
St Polycarp sy Theophile d'Antioche, St Justin

dia lasa isika rehefa voavalin'ingahy ireo
44. kiranil ( 21/01/2008 20:49)
Ikaretsaka> 1- Toa tsy tonga akory ilay fanazavana misimisy kokoa avy @ "patron" fa ny solafa ange mbola miandry e.


2-

Voalaza teo :
"Aza afangaro ho'a le Soratra sy Teny!"
"Ny teny rehetra ve dia ho ary voasoratra aby"



Raha tena Teny avy amin'Andrimanitra tokoa dia tsy tokony hifanohitra ny amin'ny voasoratra.

Ito dia neken'ingahy fa marina:

Voalaza teo :
satria tsy misy io farany [devoly na satana] io amiko.



Mazava ho'azy fa "teny" io ary "tsy voasoratra". Fa saingy tenin'iza?

Moa ve mifanaraka @ izay voasoratr'ireo Apostoly niaraka niaina t@ Jesosy Kristy? na ny voasoratr'i paoly? na ireo mpanoratra hafa tao @ testamenta taloha: Isaiah, jeremia,..

Jaona notarihin'ny Fanahy Masin'Andrimanitra ary nanoratra ny fiainana sy ny asa nataon'i Jesosy Kristy tety an-tany tany tamin'ny taona 90 tany ho any, matio nanoratra tany @ taona 55, ary na i paoly koa nanoratra boky maro toy ny romana, efesiana, sns.. milaza ny fisian'i satana ary mampitandrina mba tsy ho voafitaka, fa kosa hanohitra ny fankampanahy ataony.

Dia tsotra ilay izy: Na hiezaka handresy lahatra ny olona mba tsy ho voafitaky satana aza; dia raha tsy manaiky tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra fa ny 'coco'-an'olona fotsiny no mibaiko azy dia tsy ho tsapany na oviana na oviana ny fitaka ataon'ny satana.

asa na mazava.

La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.


Misaotra.
45. ikaretsaka ( 21/01/2008 20:57)
kiranil> ni contact an'i "patronne" aho fa mbola sahirana kely hono izy fa ho avy eo ihany..
aiza maimaika fa io maimaika io ihany no tsy nampanidina ny akoho!

2) ny teny avy @ A/tra ve voasoratra avy?
ary bedebe ny contradictoire nefa nekena fa samy avy any @ A/tra ... efa nazavain'i rabila beeeeedebe teto io fa nodianao fanina,
Ohatra ny resaka Lota (ammonites sy moabites) , ny Resaka pasitera mandiso tanteraka ny hafatr'i paoly momban'ny celibataire sns...

3) ny fanontaniako anie tsy novalian'ingahy e taiza no nahitan'ingahy ireo "tany ho any" ireo? taiza ny sources???:wink:
aza tombatombanana hoa!
46. kiranil ( 21/01/2008 21:57)
Ika> Aleo tsy avadika ilay resaka aloha azafady indrindra raha azo atao.

Ny hevitr\'ingahy \'zezoita\' no tsy hita be eny ihany fa toa mivadibadi-dela.

1- Soanja, efa nilaza mazava, fa aminy \"tsy misy ny devoly sy satana.\"

Hoy izy:
tsy misy io farany [devoly] io amiko.


2- Dia ingahy nanaiky fa marina izany lazain\'i soanja izany:

Hoy ingahy:
diniho ambony diniho ambany sans prejuges anie ry niryna fa misy fahamarinany tsara io an\'i sianja io e


3- Dia avy eo indray ingahy miteny hoe:
Andriamanitra nanao hoe misy satana..

Milaza indray ingahy eo hoe \"misy satana\" satria Andriamanitra no nanao hoe misy izy.

4- Ito koa no tena tsy mazava:

Hoy soanja:
tsy misy io farany [devoly] io amiko.


Dia hoy ingahy :
soanja tsy niteny hoe tsisy!


5- Dia navadik\'ingahy aty @ resaka \'soratra \' sy \'teny\' ny resaka.

\"Ny teny rehetra ve dia ho ary voasoratra aby\"
hoy ingahy.

Dia io no nazavako hoe raha tena teny avy amin\'Andriamanitra tokoa dia tsy tokony hifanohitra @ izay voasoratr\'ireo Apostoly niara-niaina t@ Jesosy Kristy.

Mazava ho azy fa ny hoe: \"tsy misy satana\"; dia tsy i Jaona, izany nanoratra ny fiainana sy ny asa nataon\'i Jesosy Kristy, no andeha hanamarina izany.

Fehiny: Aza mba voafitaka ihany fa tena misy satana tompoko ary mamitaka, na inona baikon\'ny \'coco\' na sain\'olombelona na inona.

Averiko ihany:

Na hiezaka handresy lahatra ny olona mba tsy ho voafitaky satana aza; dia raha tsy manaiky tarihin\'ny Fanahin\'Andriamanitra fa ny \'coco\'-an\'olona fotsiny no mibaiko azy dia tsy ho tsapany na oviana na oviana ny fitaka ataon\'ny satana.

La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.


Misaotra.
47. ikaretsaka ( 21/01/2008 22:14)
1) ny hevitr'i soanja dia tsy nanao mihitsy izy hoe tsy misy fa ny saintsika no mampisy na tsia azy.. efa nohazavainy teo io ary niraisany hevitra t@ Rakapy sy za sy ny sisa

2) hoy aho hoe A/tra no manao hoe misy satana, fa tsy niteny izy hoe inoy satana na mivakia loha @ izany

3) tsy misy io farany (devoly) io amin'i soanja sy za satria ny nanabeazana ny saina dia hoe rejectevo izany... voasoratra ao anatin'ilay bokina referansy-nao izay hoe rejectevo izay..
angalako ohatra akaiky raha sarotra ny mahazo izany aminao:
dia ohatra akaiky ny fandinihinao ny maha immacule an'i Masina maria ohatra ... dia toy izany aminao no fisehony aminay..
ny maha samihafa azy dia ny anao hoe ny fisian'ny maha immacule an'i Masina maria no lavinao fa ny anay ny fisian'i satana! Samy voalaza sy voasoratra ny fisian'ireo anefa an! fa asakasak'izay hino! (fa raha izao aleoko ilay Maria toy izya satana no inoako sy ivakiako loha )


fehiny: ny lohanao mivaky loha aminy no mahatonga anao voafitaka sy misaina amin'izany.. ary mainka aza mahatonga anao ho lavony!
ny mivaky loha momba azy no lavony hono!
la plus grande victoire de satan sur l'humanite! c'est de la faire penser et avoir peur a lui!
48. ikaretsaka ( 21/01/2008 22:16)
zavatra lojika be izany kiranil a..
raha matahotra olona 1 sy manofy olona 1 ianao sy hanten'iny olona 1 iny... dia colonian'iny olona iny...

fa raha tsy mivakl amin'iny ianao dia libre dia sarotra aminy ny hamehy anao...

inona amin'izany no mbola mila hazavaina?
49. niryna ( 22/01/2008 07:00)
[quote=kiranil]

Ika> Aleo tsy avadika ilay resaka aloha azafady indrindra raha azo atao.

Ny hevitr'ingahy 'zezoita' no tsy hita be eny ihany fa toa mivadibadi-dela.

1- Soanja, efa nilaza mazava, fa aminy "tsy misy ny devoly sy satana."

Hoy izy:
tsy misy io farany [devoly] io amiko.


2- Dia ingahy nanaiky fa marina izany lazain'i soanja izany:

Hoy ingahy:
diniho ambony diniho ambany sans prejuges anie ry niryna fa misy fahamarinany tsara io an'i sianja io e


3- Dia avy eo indray ingahy miteny hoe:
Andriamanitra nanao hoe misy satana..

Milaza indray ingahy eo hoe "misy satana" satria Andriamanitra no nanao hoe misy izy.

4- Ito koa no tena tsy mazava:

Hoy soanja:
tsy misy io farany [devoly] io amiko.


Dia hoy ingahy :
soanja tsy niteny hoe tsisy!


5- Dia navadik'ingahy aty @ resaka 'soratra ' sy 'teny' ny resaka.

"Ny teny rehetra ve dia ho ary voasoratra aby"
hoy ingahy.

Dia io no nazavako hoe raha tena teny avy amin'Andriamanitra tokoa dia tsy tokony hifanohitra @ izay voasoratr'ireo Apostoly niara-niaina t@ Jesosy Kristy.

Mazava ho azy fa ny hoe: "tsy misy satana"; dia tsy i Jaona, izany nanoratra ny fiainana sy ny asa nataon'i Jesosy Kristy, no andeha hanamarina izany.

Fehiny: Aza mba voafitaka ihany fa tena misy satana tompoko ary mamitaka, na inona baikon'ny 'coco' na sain'olombelona na inona.

Averiko ihany:

Na hiezaka handresy lahatra ny olona mba tsy ho voafitaky satana aza; dia raha tsy manaiky tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra fa ny 'coco'-an'olona fotsiny no mibaiko azy dia tsy ho tsapany na oviana na oviana ny fitaka ataon'ny satana.

La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.


Misaotra.

=D=D tsy misy hoy i soanja fa ny rongony no atao hoe satana,tsy misy fa lasa toa fampitahorana ihany koa,tsy fantatro izay tanjona tian'ika ahatongavana.Manahirana be ihany ny miady hevitra amin'ny olona toa azy. kristy kanefa tsy mivavaka aminy fa amin'ny hafa,tsy tia mitsimpona baiboly,lazaina fa tsy ampy indray ny baiboly,Ny mormonista dia mino an'i kristy manaiky ny vady maro,mety ho tafiditra koa izany ny homo raha izao no mitohy.Mino fa ny asa no ahavonjy,ary mino koa fa tsy ampy ny baiboly kanefa izy koa dia manizingizina an'ireo.Dia asa lahy ,ny voa tsara mamoa tsara.

Sady tsy fantatra intsony e,mampisavorivory ny sain'ireo nanaraka azy, izy ,no fisainana mormonista,no lasa tsy mino ny tenin'Atra (anti-krista koa satria tsy manaraka ny tenin'i kristy hoe any aminy ihany no lalana mankany amin'Atra).Mbola misy ny elanelany ary mbola mivavaka ny maty sy mino fa mandeha any amin'ny afo fandiovana rehefa maty.Dia henoy izay lazaina fa aza atao raha fantatra fa tsy mitombona.
Atra ireny no mahalala izay ao am-pony sy tanjona tena tiany ho tratrarina,toa mi-confuse no fahalalako azy. Sorry ry ika fa araka ny teneniko foana dia mampalahelo hianao.

Tompo o omeo hery izahay mba ahalala ny tena teninao,enga anie tsy hiankina amin'ny herin'ny tenanay ihany izahay na ny fahalalanay fa ny hery avy aminao irery.Ampahafantaro aminay ny teninao,ary ampio izahay mba hino sy andray izany teny izany avy amin'ireo namana maro izay voaantsonao hitory ny tenisoa mahafaly.Amin'ny alalan'i kristy izay Mpamonjy ny rehetra no anaovako izany vavaika izany Amena.

50. fahamarinana ( 22/01/2008 07:12)
niryna:

Tompo o omeo hery izahay mba ahalala ny tena teninao,enga anie tsy hiankina amin'ny herin'ny tenanay ihany izahay na ny fahalalanay fa ny hery avy aminao irery.Ampahafantaro aminay ny teninao,ary ampio izahay mba hino sy andray izany teny izany avy amin'ireo namana maro izay voaantsonao hitory ny tenisoa mahafaly.Amin'ny alalan'i kristy izay Mpamonjy ny rehetra no anaovako izany vavaika izany Amena.





:arrow:marina zany niryna,amafisiko koa ilay vavaka aky a=D=D^:^(l)
51. ikaretsaka ( 22/01/2008 13:59)
fa hono hoa ry niryna sy kiranil sy ny namany .. zavatra lojika be dia mba valio @ saina tsy miangatra sy fo tsotra:

Raha te hampanjakazaka zavatra iray na olona na hevitra eo imason'ny fiaraha monina ve ianareo, tsy ny fidradradradrana sy ny ny fampitahorana heo tandremo fa misy an 'izao no ataonareo?
juste tena ohatran'io soi disant fitoriana ataonareo io?
tsy voatery resa-pivavahana io fa na resaka politika na resaka inona (jereo @ saina tsy miangar=tra ho'a)

dia donc izany raha te hampanjakazaka satana eo imason'ny fiaraha monina ve tsy ny fampiforetana ny fiaraha monina ao anatiny ve no tena mety kokoa hampanjaka azy?

saino anie e?

--> diso be ilay citation averin'i kiranil
52. kiranil ( 22/01/2008 16:30)
Ikaretsaka>
saino anie e?


Mba saino koa anie ny contradiction be dia be @ zavatra lazain\'ingahy eto e :

1- Hoy ingahy:
ny hevitr\'i soanja dia tsy nanao mihitsy izy hoe tsy misy


Fa iza no niteny an\'ito?

tsy misy io farany [devoly] io amiko.


ary ito:

tsy misy io farany (devoly) io amin\'i soanja sy za


2- Hoy Ikaretsaka:
Andriamanitra nanao hoe misy satana.


dia nefa ingahy ingahy ihany no milaza hoe :
ny saintsika no mampisy na tsia azy..


inona ihany no tena izy e?

>>>> Iza no omen\'ingahy lanja : Andriamanitra sa ny sain\'olombelona?

3-
tsy misy io farany (devoly) io amin\'i soanja sy za satria ny nanabeazana ny saina dia hoe rejectevo izany...


Zavatra lazaina fa tsy misy ve dia mbola hoe \'rejectevo\' ihany? mba misy logique ve zany?

4-
fa tsy niteny izy hoe inoy satana na mivakia loha @ izany


Asehoy kely hoe azafady aiza Izy no niteny hoe : \'aza mivaky loha\' izany, fa mba tiako fantatra.

Ny Tenin\'Andriamnitra hatokisako fa marina, noho ny sain\'ingahy aloha, dia ny hoe :

Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;

Ka dia maneke an\'Andriamanitra hianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.


Tsy midika mihintsy io Tenin\'Andriamanitra amiko hoe : lazao fa \'tsy misy ny devoly\' ary \'aza mivaky loha\', na manao ireto lazain\'inghay ireto:

tsy miraharaha na tsy mivakl na tsy manao manahirana loatra sy miasa saina na misy izy na tsisy .


5- Tenin\'Andriamanitra izay asakasak\'izay hanafoana azy:


Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin\'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy

Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin\'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro aman-alina mandrakizay mandrakizay ireo.


6- raha matahotra olona 1 sy manofy olona 1 ianao sy hanten\'iny olona 1 iny... dia colonian\'iny olona iny...


Tsy mbola nilaza mihintsy aho hoe matahotra na manofy an\'i satana,

fa ny milaza ny olona fa, raha Andriamanitra tokoa no hekena fa marina, dia tena misy satana, na inona lazain\'ny saintsika na inona; Ary satana dia mamitaka.

La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.


7- Jesosy Kristy tamin\'Izy tonga tety an-tany dia nandrava ny asan\'ny devoly, fa tsy nilaza mihintsy izy hoe \"tsy misy ny devoly\" ary \"aza mivaky loha\" aminy.

Izao no nisehoan\'ny Zanak\'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan\'ny devoly.

Koa satria manana nofo aman-dra ny zaza, dia mba nandray izany koa Jesosy, mba handringanany amin\'ny fahafatesana ilay manana ny herin\'ny fahafatesana, dia ny devoly.



Fehiny: aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin\'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin\'izao tontolo izao.

Amiko tsy fanahy avy @ Andriamanitra ny fanahy milaza fa \"tsy misy ny devoly\". Tapitra.

Misaotra.
53. ikaretsaka ( 22/01/2008 16:43)
ka tsy ny contradiction intsony ny sainina fa ny fitombenan'ilay phrasen'ingahy sy ny realite mitranga @ fiainana
54. fijo ( 22/01/2008 22:57)
ny satana sy ny andriamanitra dia samy ao antsaina no mampisy azy.to aizany koa i dadabe noely
55. nandrianina1 ( 23/01/2008 03:26)
fitombenan'ilay phrasen'ingahy


=))=))=))=))
56. ikaretsaka ( 23/01/2008 03:38)
fipetrahana ary eeee
57. fijo ( 23/01/2008 22:16)
hi hi ih mifanaraha tsara ao rankizy an
58. soanja ( 24/01/2008 03:37)
Raha nisy ny teny tao amin'ny baiboly nilaza fa Mpanota izay milaza fa tsy misy i Satana dia angamba efa feno ity ecran ity.

Aza misahirana amin'ny zavatra tsy tokony hisahiranana izay ny ahy no filamatro.

"Atanjaho ny fanahy, fikiro ny masom-panahy hisokatra amin'Andriamanitra. Aza manahy ny ankoatr'izay fa tsy hisy ny ankoatr'izay raha manana an'Andriamanitra mahery ianao miasa ao anatinao" Soanja
59. midjoh ( 24/01/2008 11:01)
EFA HOE SATANA DIA NIARA-NONINA TAMIN'ANDRIAMANITRA VAO NAMADIKA, ka inona koa no mbola tsy hanekena fa misy izy raha toa ka mino an'Andriamanitra ianareo ?

Otra otran'izao ny "portrait robot-ny"
-raha mitsiky izy de zao >>> :twisted:
-raha tezitra izy de zao >>> :evil:

Ka aza mba tafahaona amin'io aloe ! o^o
60. ikaretsaka ( 24/01/2008 17:51)
soanja:


Aza misahirana amin'ny zavatra tsy tokony hisahiranana izay ny ahy no filamatro.

"Atanjaho ny fanahy, fikiro ny masom-panahy hisokatra amin'Andriamanitra. Aza manahy ny ankoatr'izay fa tsy hisy ny ankoatr'izay raha manana an'Andriamanitra mahery ianao miasa ao anatinao" Soanja


namaste!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083