Ny hevitrao momba ireo Kristianina milaza ho EXORCISTE
1. rakapy
(
20/12/2007 19:31)
Mba manotany tena aho mahita itony fiangonana milaza fa mandroka devoly itony. Tena mitombona ve fa devoly no roahiny sa ve de cinema be fotsiny? Tsy dia mampaninona ahy loatra izay fombany any fa ny manahirana dia izy ireo tsy manaja ny fiaraha-monina(Mitabataba mandritry ny alina manotolo),mikapoka ila olona lazaina fa misy devoly ary misy aza dia miboridana tanteraka ka manao ny tsy fanao ao am-piangonana na dia efa manam-bady aza.
Ilay devoly lazain-dry zareo ve zavatra ampidiriny @ ilay olona sa de zava-misy tokoa.
Ilay devoly lazain-dry zareo ve zavatra ampidiriny @ ilay olona sa de zava-misy tokoa.
novalian'i prime ny 08/01/2008 07:01
2. Veloo
(
20/12/2007 19:45)
Mba manotany tena aho mahita itony fiangonana milaza fa mandroka devoly itony.
za tsy mba mino anio... ary raha misy ary izany tsy tokony otran;izao mihitsy ny atao.
ny manahirana dia izy ireo tsy manaja ny fiaraha-monina(Mitabataba mandritry ny alina manotolo),mikapoka ila olona lazaina fa misy devoly ary misy aza dia miboridana tanteraka ka manao ny tsy fanao ao am-piangonana na dia efa manam-bady aza.
mivavaka fotsiny avec reverence @ Antra dia izay ihany.
5. cutie
(
20/12/2007 21:03)
ela be vo nipoitra :)
za efa nahita :) fiangonana mandroaka demony, fa tsy nahita demony nivoaka alou za a :-D
andro atoandro ndray alou le hitako fanaovana azy fa tsy @ al, fa ny hitako de mamelaka an'le oul alaina devoly le pasitera e :evil:
Voalaza teo :
Mba manotany tena aho mahita itony fiangonana milaza fa mandroka devoly itony.
za efa nahita :) fiangonana mandroaka demony, fa tsy nahita demony nivoaka alou za a :-D
Voalaza teo :
ny manahirana dia izy ireo tsy manaja ny fiaraha-monina(Mitabataba mandritry ny alina manotolo),mikapoka ila olona lazaina fa misy devoly ary misy aza dia miboridana tanteraka ka manao ny tsy fanao ao am-piangonana na dia efa manam-bady aza.
andro atoandro ndray alou le hitako fanaovana azy fa tsy @ al, fa ny hitako de mamelaka an'le oul alaina devoly le pasitera e :evil:
8. Veloo
(
20/12/2007 21:35)
za efa nahita fiangonana mandroaka demony, fa tsy nahita demony nivoaka alou za a
:-D:-D:-D:-D
tsy natahotra ve ndry nande tao. Radem za vacance
9. cutie
(
20/12/2007 21:37)
non
za mbola kely t@ zany :-D sady mpivavaka tao tsinona , tsy nahalala ze atsimo sy avaratra:-D
za mbola kely t@ zany :-D sady mpivavaka tao tsinona , tsy nahalala ze atsimo sy avaratra:-D
