Ny hevitrao momba ireo Kristianina milaza ho EXORCISTE

21. fijo ( 20/12/2007 22:18)
ao fa ampiakariko ao anaty fiara e
22. cutie ( 20/12/2007 22:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
23. fijo ( 20/12/2007 22:29)
sa lamasinina?
24. cutie ( 20/12/2007 22:30)
non:-D
25. fijo ( 20/12/2007 22:33)
hay,fiara ihany izany ka;ok lasa e
26. cutie ( 20/12/2007 22:35)
:-D:-D:-D:-D:-D
27. fijo ( 20/12/2007 22:36)
ary raha sarety kely"an'i zafy"
28. cutie ( 20/12/2007 22:38)
mikitaontaona:-D
29. fijo ( 20/12/2007 22:40)
hi hi i sambokely izany manonjanonja tsara
30. cutie ( 20/12/2007 22:42)
:-D:-D:-D:-D
any anaty rano eo no iafarana
31. kiranil ( 20/12/2007 22:43)
Miarahaba,

1- Tantara marina iray : Anneliese Michel



(teraka : September 21, 1952 – maty : July 1, 1976). Ary tena nampijalian'ny fanahy ratsy mandrapahafatiny.

Raha tsy mino ny voalazako ianao dia manaova fanadihadiana fa ohatra iray fotsiny ito lien omeko ito: http://en.wikipedia.org/wiki/Anneliese_Michel

2-
ny manahirana dia izy ireo tsy manaja ny fiaraha-monina(Mitabataba mandritry ny alina manotolo),mikapoka ila olona lazaina fa misy devoly ary misy aza dia miboridana tanteraka ka manao ny tsy fanao ao am-piangonana na dia efa manam-bady aza.


Tsy tena haiko loatra ny momba ireo voalazan'ingahy ireo.

fa ny fantatro sy mazava amiko kosa dia tena misy ny fanahy ratsy fa saingy Jesosy Kristy, izay namonjy ahy dia mahery lavitra ary efa nandresy ireo.

"Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly." IJaona 3:8

Misy tantara maro ao amin'ny Soratra Masina milaza ny nandresen'i Jesossy Kristy ireo fanahy ratsy, izay nampijaly ny olona.

**************


Ary tamin'izany ora izany Jesosy dia nahasitrana olona maro tamin'ny rofy sy ny aretina sy ny fanahy ratsy sady nampahiratra ny jamba maro.

Dia namaly Izy ka nanao taminy hoe: Mandehana hianareo, ambarao amin'i Jaona izao hitanareo sy renareo izao; mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara.

Ary sambatra izay tsy ho tafintohina noho ny amiko.


*******************


Dia nentina tany amin'i Jesosy ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana.


*******************

Ary rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin'ny olona tany amin'i Jesosy.

Ary rehefa navoaka ny demonia, dia niteny ilay moana; ary gaga ny vahoaka ka nanao hoe: Tsy mbola nisy niseho toy izao tamin'ny Isiraely.


****************

misaotra
32. fijo ( 20/12/2007 22:46)
minoa fotsiny ary de mivavaha fa sao solafaka eo
33. cutie ( 20/12/2007 22:54)
zay mino ihany no voavonjy :-D
34. fijo ( 20/12/2007 22:56)
izay mantsy
35. cutie ( 20/12/2007 22:58)
sy ho sitrana:-D
36. fijo ( 20/12/2007 22:59)
ary ahazo hafanana
37. cutie ( 20/12/2007 23:00)
:-D:-D:-D:-D
iny tonga ho azy refa milatsaka ny FM
38. fijo ( 20/12/2007 23:06)
izany ve?azo hafanaina mialoha ka
39. cutie ( 20/12/2007 23:08)
mbola mila mino alou :-D
40. fijo ( 20/12/2007 23:11)
ka efa hino ihany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0551