Ny hevitrao momba ireo Kristianina milaza ho EXORCISTE
62. ikaretsaka
(
21/12/2007 19:46)
cutie:
mampihaiky ilay olona lazainao fa misy an'izao sy izao aloha, no atao . mba hahafahanao miteny ilay zavatra inoanao fa ratsy ao anatiny mba ho atsy sy tsy hanadala azy intsony! sy hihaiky ilay nanome anao ny fahasoavana hanao izany
mitombina ve zany
le oul aza efa tsy mahalala ny tenany tsony ka ataonao ahoana ny hampiaiky azy fa misy zavatra ratsy ao antiny
tsy Ilay olona @ maha "ilay olona" azy .. fa ilay "zavatra niditra " ao @ ilay olona no ampiaikena ka
azafady fa tsy nirindra ny filazako azy:oops:
64. ikaretsaka
(
21/12/2007 19:54)
rakapy:
Ity no tokony ho fantatrao: Maro amin'izao fotoana izao ny arentina tsy ahitana fanafana (na ara- tsiansa na ara-pinoana) Ireo aretina ireo dia maro ny antony nahatonga azy. Mety avy @ natiora (Voa-janahary),mety avy @ nantaon-tsika olombelona. Ka na atao hoe manana triple PHD @ medicine aza ny dokotera dia mbola tsy mahalala ny ampaha folon'ny natiora.
Ka izay ilay natiora? iza no namorona azy? dia ao ny valiny. Fa raha tonga dia atao hoe ny devoly no nahatonga io ,dia iny indray dia ianao sy ny fiheritreretana no mitondra izany.
iraisako hevitra
65. fijo
(
21/12/2007 21:16)
kiranil an,aza mora rebirebena toa io e.ny mafy ady tsy mahita hoanina any ethiopie koa izany asan'ny devoly???
66. rakapy
(
21/12/2007 21:51)
Amiko ny natiora dia iray ihany fa misampana maro. Ohatra ny olombelona iray mitondra ny anarana hoe (X) Manana ny saina, vatana, maso, tongotra sns...i X. Ka raha sendra ka nanjera vazy tany an-tranonolona ve ny tanan'i X de hoe tsy i X no nanao iny fa ny tanany?
Dia asehoko aminao ny lojikan'ity fiainana ity.
NATIORA= ZAVATRA HITA MASO NA TSIA= MAHAFALY (olombelona)NA TSIA= MAHAFINARITRA NA TSIA= MAMPINO (Ny olombelona) NA TSIA= MAMPARARY(ny olombelona)NA TSIA sns... ireo no atao hoe natiora. KA IZA MOA NO NATIORA???
Tsy i ANDRIAMANITRA VA??
X= (A+B+C+D....)
Dia asehoko aminao ny lojikan'ity fiainana ity.
NATIORA= ZAVATRA HITA MASO NA TSIA= MAHAFALY (olombelona)NA TSIA= MAHAFINARITRA NA TSIA= MAMPINO (Ny olombelona) NA TSIA= MAMPARARY(ny olombelona)NA TSIA sns... ireo no atao hoe natiora. KA IZA MOA NO NATIORA???
Tsy i ANDRIAMANITRA VA??
X= (A+B+C+D....)
70. prime
(
27/12/2007 09:01)
rakapy:... ara-tsiansa angamba fa raha i Kristy dia efa nandresy ary mandresy mandrakizay, eny fa na dia ny fahafatesana aza...
Maro amin'izao fotoana izao ny arentina tsy ahitana fanafana (na ara- tsiansa na ara-pinoana)
71. ikaretsaka
(
27/12/2007 20:22)
ny aretina ara tsaina (fanatisme ohatra) koa ohatra ..
Mbola iraisako hevitra @ rakapy.
Mbola iraisako hevitra @ rakapy.
72. fijo
(
27/12/2007 23:22)
za vao saika hampiditra kay efa voapetraka le izy.io no aretina ratsy indrindra
73. rakapy
(
28/12/2007 03:01)
Ka i Jesosy anie no nandresy ary mandresy mandrak'izay raha ny finoahan'i Prime fa ny olombelona dia olombelona ihany.Resy ary resy mandrak'izay.
75. prime
(
28/12/2007 08:54)
rakapy> tsia... raha Kristy tokoa no velona ao anatin'ny mpino dia mpandresy mandrakizay koa ilay mpino...
77. fijo
(
28/12/2007 22:11)
:-D:-D:-D:-D fandemela loha izany ry prime an.hoy ny vazaha,manaova mahantra ianareo eto antany fa aleo hoanay ny harena dia iny fa nanaraka ny mpino
78. prime
(
04/01/2008 08:44)
rakapy> satria mpandresy ilay Andriamanitra velona ato anatiko, araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Jesosy : "Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika." Romana 8:37...
Mikasika ilay lohahevitra, ny tena fanontaniana tsara apetraka fa ahodinao resaka fiangonana sy mpandroaka devoly ny resaka dia ny hoe : "misy aloha ve ny devoly?"... raha mino ianao fa misy izy dia misy ny asan'Andriamanitra miaro ny zanany ka maniraka ny mpanompony maro manafaka azy amin'ny fatoran'ny devoly... raha mino ianao fa tsy misy izy (ny devoly) dia sinema avokoa ireny hitanao ireny aminao ka moa va tsy ianao ihany dia nahavaly ny fanontanianao?
Mikasika ilay lohahevitra, ny tena fanontaniana tsara apetraka fa ahodinao resaka fiangonana sy mpandroaka devoly ny resaka dia ny hoe : "misy aloha ve ny devoly?"... raha mino ianao fa misy izy dia misy ny asan'Andriamanitra miaro ny zanany ka maniraka ny mpanompony maro manafaka azy amin'ny fatoran'ny devoly... raha mino ianao fa tsy misy izy (ny devoly) dia sinema avokoa ireny hitanao ireny aminao ka moa va tsy ianao ihany dia nahavaly ny fanontanianao?
79. rakapy
(
04/01/2008 08:57)
F angaha i Ra prime mpandroaka devoly no miteny ilay hoe @narany, mivoaka!!!:{:{:{:{
80. prime
(
04/01/2008 10:14)
rakapy> avadikao foana ilay resaka fa tsy maninona... ny mpino rehetra dia afaka mandroaka devoly satria efa manana ilay fanahy masina mahery (raha tena mpino tokoa)... hoy indrindra Kristy : "[Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; ..." Marka 16:17
