Ny hevitrao momba ireo Kristianina milaza ho EXORCISTE
42. LazaDaddy
(
20/12/2007 23:15)
rakapy> ireny olona "milaza" fa mpandraoka devoly ireny dia toy ny fiangonana rehetra ihany: misy ny marina ary misy ny sandoka, ka anjaranao ny mandinika.
43. fijo
(
20/12/2007 23:17)
ny ahy avy dia hialako satria za tsy mino devoly de mandroak arivotra izy amiko
44. ikaretsaka
(
20/12/2007 23:23)
exorcism: avy amin'ny Grika exorkizein, na latinina hoe exorcismus
izay midika hoe "mampihaiky"
fa tsy hoe mandroaka.
mampihaiky ilay olona lazainao fa misy an'izao sy izao aloha, no atao . mba hahafahanao miteny ilay zavatra inoanao fa ratsy ao anatiny mba ho atsy sy tsy hanadala azy intsony! sy hihaiky ilay nanome anao ny fahasoavana hanao izany

45. cutie
(
20/12/2007 23:26)
mampihaiky ilay olona lazainao fa misy an'izao sy izao aloha, no atao . mba hahafahanao miteny ilay zavatra inoanao fa ratsy ao anatiny mba ho atsy sy tsy hanadala azy intsony! sy hihaiky ilay nanome anao ny fahasoavana hanao izany
mitombina ve zany
le oul aza efa tsy mahalala ny tenany tsony ka ataonao ahoana ny hampiaiky azy fa misy zavatra ratsy ao antiny
53. kiranil
(
21/12/2007 00:53)

Anneliese Michel- Depuis sa naissance le 21 septembre 1952, Anneliese Michel mena d'abord une vie normale, caractérisée seulement par une grande piété. Du jour au lendemain, sa vie bascula.
Un jour de 1968 elle commença à trembler et à ne plus savoir contrôler son corps. Lors de ses crises, elle perdait sa voix, ne pouvait plus appeler ses parents pour leur demander de l'aide. Un neurologue diagnostiqua qu'elle souffrait d'épilepsie et elle fut admise à l'hôpital pour un traitement.
Après ses premières attaques, elle crut voir des visages démoniaques en train de grimacer lors de sa prière quotidienne, elle avait aussi l'impression d'entendre des voix. Anneliese en parla aux médecins qui ne savaient plus comment l'aider.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Anneliese_Michel ny tohiny.

****************
1- Ny devoly sy satana dia tena misy; ary mamitaka sy mamono [fa tsy tahaka ny nolazain'ny sasany hoe tsy misy fa ny saina fotsiny no mitondra azy]; Raha saina fotsiny no mitondra azy dia hazavao naninona no tsy sitran'ny dokotera (izay manana saina) i Anneliese Michel, fa niala maina fotsiny??
La plus grande victoire de Satan sur l’humanité ; c’est qu’il a réussi à la convaincre (l’humanité), qu’il n’existe pas.
Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy . Apok 12
2- Fahavalo izy ary mila toherina. Ary tsy ny filazana fa 'tsy misy izy' no andresena azy, tahaka ny nolazain'ingahy ikaretsaka tary @ lohahevitra hafa.
Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;
tohero izy, ka miorena tsara amin'ny finoana hianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran'izao tontolo izao.
Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin'ny voninahiny mandrakizay ao amin'i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety hianareo, dia Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.
11 Ho Azy anie ny fanjakana mandrakizay. Amena.
I pet 5.
***************
3- Ito misy tantara iray mampiseho ny fahefana ananan'i Jesosy Kristy @ fanahy ratsy.
Ary raha niala nankeny an-tanety Jesosy, dia nifanena taminy ny lehilahy anankiray avy tao an-tanàna, izay efa nanana demonia, ary efa ela izy no tsy nitafy lamba sady tsy nitoetra tao an-trano, fa teny amin'ny fasana.
Fa nony nahita an'i Jesosy izy, dia niantso mafy sady niankohoka teo anatrehany ka niteny tamin'ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory izay sy Hianao, ry Jesosy, Zanak'Andriamanitra Avo Indrindra ô? Masina Hianao, aza mampijaly ahy.
Fa Izy nandidy ny fanahy maloto hivoaka tamin-dralehilahy. Fa efa nahazo azy ela izany; ary efa nafatotra tamin'ny gadra, na ny tànany na ny tongony, ka nambenana izy; nefa notapahiny ny fatorana, ka dia nentin'ny demonia niriotra nankany an-efitra izy.
Ary Jesosy nanontany azy ka nanao hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; fa demonia maro no efa niditra tao anatiny.
Ary nifona taminy izy mba tsy handidiany azy hankany amin'ny lavaka tsy hita noanoa.
Ary nisy kisoa maro andiany iray nandrasana teny an-tendrombohitra, ary ny demonia nifona taminy mba havelany hiditra ao anatiny. Dia nekeny.
Ary ny demonia, rehefa nivoaka tamin-dralehilahy, dia niditra tao anatin'ny kisoa; ary ireo kisoa andiany ireo nitratrevatreva tamin'ny hantsana ho any amin'ny farihy, ka dia maty tany. Lioka 8
Misaotra.
56. rakapy
(
21/12/2007 03:45)
Kiranil>>> Aza marivo saina ry Rahalahy fa ny aretina dia tsy mifidy na Kristianina na tsia. Ary aiza moa ny porofo fa hoe DEVOLY no nahatonga io? Mety avy @ A/tra koa anie io fa ianao no tsy mahalala?
57. yah
(
21/12/2007 04:46)
de hoe hery miafina tokoa angah fa amiko alou de mba hisintonana kil de manao sinemà tsotra izao hoe etsy ianao mody miolakolana deavy eo milaza abobo fa olonafaka =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))^:^^:^^:^
58. kiranil
(
21/12/2007 06:03)
rakapy> Asa na inona no fianarana nataon'ingahy fa aleo ary atao hoe ingahy 'lalintsaina' be noho ny "neurologue".
Un neurologue diagnostiqua qu'elle souffrait d'épilepsie et elle fut admise à l'hôpital pour un traitement.
Anneliese en parla aux médecins qui ne savaient plus comment l'aider.
les parents d'Anneliese demandèrent à plusieurs prêtres d'exorciser leur fille, mais ils pensaient qu'il lui suffisait de continuer de prendre ses médicaments.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Anneliese_Michel
1- naninona no niala maina ny neurologue? sa 'marivo saina' koa fa tsy mba 'lalintsaina' tahaka an'ingahy?
sady efa nomena fanafody fa tsy hoe tsy nomena.
2- Aiza no porofo hoy ingahy ? dia avereno vakiana tsara, fa tsy izaho no namorona fa izy, annaliese michel mihintsy no nahafahana nilaza izany:
elle crut voir des visages démoniaques en train de grimacer lors de sa prière quotidienne, elle avait aussi l'impression d'entendre des voix.
Amin'ny teny anglisy: Anneliese began to attribute her condition to demonic possession.
http://en.wikipedia.org/wiki/Anneliese_Michel
3- Na ny neurologue no tsy 'marivo saina' na ingahy no voafitaka.

59. cutie
(
21/12/2007 13:55)
za alou mino fa misy oul itoeran-javatra fa ny fomba fanalana azy fotsiny no samihafa. Fa le mpanala azy hop miseho ho role reny no mandreraka, arak'le lazain'i rakapy ery ambony :-d
60. rakapy
(
21/12/2007 19:39)
Kiranil> Tena ekeko ny tenin'iNgahy manao hoe na ny dokotera na ny mpanao fivavahana dia efa samy niala nenina fa tsy nahavita.
Ity no tokony ho fantatrao: Maro amin'izao fotoana izao ny arentina tsy ahitana fanafana (na ara- tsiansa na ara-pinoana) Ireo aretina ireo dia maro ny antony nahatonga azy. Mety avy @ natiora (Voa-janahary),mety avy @ nantaon-tsika olombelona. Ka na atao hoe manana triple PHD @ medicine aza ny dokotera dia mbola tsy mahalala ny ampaha folon'ny natiora.
Ka izay ilay natiora? iza no namorona azy? dia ao ny valiny. Fa raha tonga dia atao hoe ny devoly no nahatonga io ,dia iny indray dia ianao sy ny fiheritreretana no mitondra izany.