misy raha la terre vhvv tianao lasa masera!

1. bosista ( 01/10/2007 09:11)
manaona dolidoly!
ao AN...ao de misy namana izay diso fanantenana ,ilay vhvv de tena tso-po sy tsara fanahy be,izy koa bikana rahateo,ary nifandray t@'ity namana tsara,bonne relation, hay ity toetrany tsy hoe @ antony fitiavany ilay bandy @maha-bandy azy fa nohon'izy hanao masera,raha ny toetrany aloha de mendrika azy ny hanao masera,fa kosa le bandy nieritreritra zvtr hafa satria otran'ny olona mpifankatia ireny ny relation'izy roa,na ny fianakaviana ary efa resy lahatra,rehefa naborak'ity namana ity aminy anefa ny fikasan-tsarany(firosoana @ raharaha)de namaly le ramatoakely hoe :tsy afaka amin'izany izy,gaga ra-namana hoe fa ahoana?misy olon-kafa ve any? tsia dia tsia hoy izy namaly fa zaho hanao masera!noraisin'ny ra-namana ho sangisangy ilay izy de novaliany hoe zaho koa hanao frere!nefa rehefa nandeha ny resaka ary hita fa tsy sangy ilay izy ,satria ilay namana tena voa be ary ,fa ilay ramatoakely tsy niova hevitra fa hoe:efa nanolo-tena ho an'ny tompo izy de fa tsy afaka miova hevitra,niezaka nandresy lahatra ra-namana,satria tsy afaka mitia olon-kafa izy raha tsy izy,ary nanao ny menace hoe-hamono tena raha tsy manaiky le ramatoakely... fa tsy misy zvtr niova!
-izao anefa lasa nahia be ra-namana ary niova hatr@...atahorana ho adala mihintsiny!
raha ianao no tratran'izany de ahoana?
-(avy amiko manokana kosa ity):raha ny mompera no tsy avela hanambady nohon'ny andraikatrany eo amin'ny fiangonana amin'ny maha-mpitarika azy ,fa naninona kosa ny masera no tsy ampanambadiana?-mba ho fahasambaran'ny sasany sy ho fakan'ny sasany taranaka fa de misy tsara tarehy angeh masera sasany zany fa de asa fotsiny!
-de masera bdb reo ve mbola tsy ampy ho an'ny tompo?
angambany raha mbola velona ny tompo tety antany mino aho fa betsaka ny ny lhlh ho tonga tao aminy ho nangataka ireo masera ireo taminy!
(miala tsiny indrindra ny tenako amin'ny ra-namana na ny havany na izay mahafantatra azy fa tsy hoe maneso akory aho no mitondra izany eto fa mba miara-miory aminy,fa hoe mahereza!)fa izay ilay avy amin'ny fiteny heno matetika hoe:misy raha la terre ...!fa aza voany kosa ny hafa!
novalian'i bosista ny 19/10/2007 10:17
2. Jeankely ( 01/10/2007 09:54)
Fa inona mihintsy no tena mba analyses-n'ireto Bosista sy ny sns ireto e? Tsy atakalony an'i Jesosy ny Zizinao dia vita ary mitady hafa. Raha lasa adala amin'izany tsara ho azy satria tsy mahalala ny namana sy ny ho vady. F'angaha rehefa mifandray dia tsy maintsy resaka filahiana sy fivaviana foana. Mba hovay ilay toe-tsaina fa mba misy ny resaka madio. Afaka miaraka tsara mihintsy ny lehilahy sy vehivavy ary tsy misy resaka taovam-pananahana mihintsy fa ny fianarana na ny asa na ny fanpandrosoana fikambanana. Zahavo ao amin'ny Baiboly indray hoe fa ahoana no tsy avela hanambady ny Masera sy Da-Mopra. Efa manao resaka manamoly ny Christian sasany hany ka mora lasa adala=))=))=))
3. tywa68 ( 01/10/2007 10:50)
bosista : mampalahelo tokoa ilay namana diso fanantenàna, fa fantaro koa fa tsy zay ratsy ihany no tokony hanao masera na frera !
Olona nahazo antso ireny mandeha manao masera sy môpera ireny, ary tsy noterena !
Ny azo tenenina an'ilay ranamana, dia tsy mahery noho ny fitiavany an'Atra zany ny fitia azony homena, dia misy hafa eny ambadika eny fa aza kivy e (ato @ serasera be da be ny miandry alaina).

Jeankely : fa maninona enao no masiaka e :lol:
4. Fiffi ( 01/10/2007 11:00)
Jeankely:
Raha lasa adala amin'izany tsara ho azy satria tsy mahalala ny namana sy ny ho vady.
aza manao an'zany kosa enao an ! tsy am-toeranao marina le izy de.....

heritrereto fotsiny hoe misy vhv tena tianao nefa misy koh ny antony tsy hafahan'le vhv hiaraka am-nao nefa tena io no tianao vadiana.....de omena tsiny ve enao raha toa ka...? :roll:


5. simplex ( 01/10/2007 11:00)

fanotaniana kely alohan'ny hanomezako ny hevitro:

efa vita voady farany ve le sipa sa mbola ? :P
6. xxx ( 01/10/2007 11:31)
Eny ho aho , inona no mampiakatrakatra an'i Jeankely @ izany resaka izany ?
7. Jeankely ( 01/10/2007 11:58)
Jeankely tsy matim-pitiavana. Rehefa tia hanao Masera ny olona inona no mahalasa adala? Raha lasan'ny hafa mba hoe voadona fa ity lasa nanompo an'Atra. Anabavin'ny rehetra izy koa ianao no hidegany. Efa kely loha no mahatonga izany. Lazay koa hoe voalohampitiavany hoe. Mivaha ho azy iny rehefa mahita vaovao ary heverina sahala ny matydia vita. Sa raha maty dia hamono tena koa? Aiza ao amin'ny Baiboly indray koa izay ry malala-tsaina isany a=))=))=))
8. penguin ( 01/10/2007 12:00)
Asaivo mi-masta fa sitrana tsara
9. Jeankely ( 01/10/2007 12:04)
Ataovy mamaky Baiboly ary asaivo manao Masturbation fa izay ilay hitanareo mampivelatra ny sainy tady ho lasa adala. Raha azon'ny vehivavy enjana aza izy mety hanidina sady mivoaka afo ny orony=))=))=))
10. Fiffi ( 01/10/2007 12:07)
11. booboo ( 01/10/2007 12:07)
:roll:
12. xxx ( 01/10/2007 12:13)
Manavy mihintsy ity Jeankely ity

Tsy hitako mihintsy izay fahadisoany raha toa ka diso fanantenana izy satria zavatra hafa no tian'ilay vehivavy tiany hatao . Sahala @ olona rehetra nanantena an'itsy na iroa fa sy nahazo dia diso fanantenana, normal !

Tsy fa satria akory hanao masera izy dia tokony hibitaka ilay namana ary tokony hisinda ho azy ny fahadisoam-panantenany. I Jeankely angamba no anjely ka mety hisinda avy hatrany ny déception-ny raha sendra tratra ohatr'izany .


En fait , rehefa mandinika aho dia ohatry ny olona voan'ny déception no fahitako an'i Jeankely dia raha vao misy olona miresaka déception dia manitrikitrika hoe "tsy matim-pitiavana aho" nefa izay no tena marina . Mandiniha tena kely ange
13. Jeankely ( 01/10/2007 13:02)
Edrey re tonaka, izay ahasitrana ny fon'ny lasa adala nilaozan'i Masera hizahavana fanafana fa izaho fala mihintsy rehefa mitombo ny isan'ny relijiozy e! Aiza koa hilalao zavatra daholo no atao raharaha. Lazaovy indray fa miakatra aho nefa nareo tena miakatrakatra. Rehefa ilaozan'ny Sipa sahala ireny adona amon'ny vato ny loha rehefa tsy mahatanty ny midona @ rindrina =))=))=))
14. xxx ( 01/10/2007 13:26)
Jeankely:

Edrey re tonaka, izay ahasitrana ny fon'ny lasa adala nilaozan'i Masera hizahavana fanafana fa izaho fala mihintsy rehefa mitombo ny isan'ny relijiozy e! Aiza koa hilalao zavatra daholo no atao raharaha. Lazaovy indray fa miakatra aho nefa nareo tena miakatrakatra. Rehefa ilaozan'ny Sipa sahala ireny adona amon'ny vato ny loha rehefa tsy mahatanty ny midona @ rindrina =))=))=))


Ka ireny no ve mba conseils nao ho fanafana ?

Ary angaha hilalao zavatra fotsiny no tadiaviny fa tsy vady ? Raha hilalao zavatra fotsiny anie misy amidy e. Fa vady izany olona hafa izany fa tsy hoe mikisaka etsy indray dia mahita vaovao hasolo azy
15. Jeankely ( 01/10/2007 13:32)
Edrey tsy hitanao angaha ilay hoe fandramana. Ary aza adino fa fahotana koa ny mitarika ny Masera hiala ary hanaraka ano amin'ity toetranao. Izany no tena Masera fa tsy ny olona voadona ka mivadika loza any ampanaovana asa masina. Aleo izy ho lasa Masera fa tsy handolihanao isak'izay mahatsiaro eo=))=))=))
16. Fiffi ( 01/10/2007 13:46)
sambatra enao ry jeankely.....tongalafatra daholo ny fanirianao.....de himehezanao tahak'zao ny zavatra manjo ny hafa.....:x
17. xxx ( 01/10/2007 14:05)
Jeankely:

Edrey tsy hitanao angaha ilay hoe fandramana. Ary aza adino fa fahotana koa ny mitarika ny Masera hiala ary hanaraka ano amin'ity toetranao. Izany no tena Masera fa tsy ny olona voadona ka mivadika loza any ampanaovana asa masina. Aleo izy ho lasa Masera fa tsy handolihanao isak'izay mahatsiaro eo=))=))=))



inona ny fandramana ?
18. xxx ( 01/10/2007 14:24)
ZANKELY EFA NIDONA TAM PAOTAO DE TSY AVOTRA INTSONY FA VAKY NY LOHANY, DE FALY BE REHEFA MBA MISY HAFA VOA OHATRAZY. ATAOVY IHANY RY ZANKELY A.
19. xxx ( 01/10/2007 15:12)
Mampalahelo ilay naman'i bosista

Fa i jeankely koa no vao maika mampalahelo, jere ty izy. Le karazan'ny olona voadona tany ho any dia nisarangotra t@ fivavahana dia tsy mahazaka ny daoziny.
20. ikaretsaka ( 01/10/2007 16:03)
ko rehefa te hanao masera izy, tsy hitako ny olana
Andriamanitra izany no nikoty azy sy hitany kokoa fa any no lalana hanompoany azy nohon'ny miaraka amin'ilay bandy
di ailay bandy mba ho tokony ho tonga saina @ izany.

zaho koa manko nahita fa ny hitako indray dia nivadika, ilay bandy indray no lasa mompera dia ilay sipa lasa any @ dezaka, fa inoako fa tsy lasa nahihy sy nitapy ohatran'io nataon'i bosista io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1613