misy raha la terre vhvv tianao lasa masera!

21. bosista ( 01/10/2007 18:33)
ika>>efa we tsy zah le izy fa ra-namana,mivavaha ho azy ianao de mba mivavaha ho ahy koa mba tsy ho voan'izany
tsy mahagaga fa ny sasany eto amin'ny serasera de efa vonona @ valin-teny hafahafa,fa samy manana ny olany io fa ny aza tratrany ihany
mba nanana fikasana tsara iany ra-namana satria nikasa ny hivady amin'io ramatoakely io izy fa tsy hoe hilalao azy sanatria satria tsotra be le ramatoakely fa hoe ity fahatsotrany dia amin'ny maha-olon'ny relijiozy azy
simplex>> mbola tsy vita voady izany izy,fa faniriany ny azy,ary io faniriany na fikasany io de tampoka be amle ra-namana,izay no nahalasa azy otran'izao
22. xxx ( 01/10/2007 18:41)
ikaretsaka:

ko rehefa te hanao masera izy, tsy hitako ny olana
Andriamanitra izany no nikoty azy sy hitany kokoa fa any no lalana hanompoany azy nohon'ny miaraka amin'ilay bandy
di ailay bandy mba ho tokony ho tonga saina @ izany.




Misy ny olana ry Ika fa sois réaliste a : olona nantenainy ho vady dia lasa tsy ho azy . @ maha olombelona dia mafy foana izany . Raha tsy hoe sur-homme angaha

Na lasan'Aa na lasan'iza rehefa midona eo aloha dia mafy foana

Tsy azoko mihintsy ilay hoe tokony ho tonga saina. Izaho koa mba mpivavaka fa mipetraka eto @ tany ny tongotro . Lasa ilay tiako, marary ny foko .

23. Soniamada ( 01/10/2007 18:53)
ah lala tantara be izy izany

bossiste>>> aza miteny izany ianao fa misy mopera tsara physiquement koa anie e!:) (ary mahatonga hiteny ihany hoe c'est du beau gachi toy ny rehefa hafa ny orientation sexuelle ny olona tsara iray) fa io fanompoana ary safidy.
Fa hono oa ilay vvy ve tia an'ilay ranamana sa hoe ahoana? Raha tia koa izy dia afaka resahana hoe: ny fanompoana anie tsy voatery fidirana masera e! fa na dia ny fikarakarana tokantrano aza dia efa fanompoana iray koa.

tranga kely hitako @ity resaka masera ity, nianatra t@ fianarana katolika za taloha, dia nisy masera manja kely izay, isan'ny nampianatra anay efa niaraka t@ olona izy fa nisaraka fa vocation-ny hono ny hanao masera.

Gaga anefa nifanena t@ masera taty aorina fa tsy nisarom-boaly intsony izy, dia rehefa nanontaniana dia hoy izy hoe: tsy nanao voady farany izy fa naleony nanambady ilay tiany satria afaka mivavaka foana sy mitory izy fa tsy voatery ho masera


Mirary soa hoan'ny namanao
24. ikaretsaka ( 01/10/2007 19:45)
xxx:

Misy ny olana ry Ika fa sois réaliste a : olona nantenainy ho vady dia lasa tsy ho azy . @ maha olombelona dia mafy foana izany . Raha tsy hoe sur-homme angaha

Na lasan'Aa na lasan'iza rehefa midona eo aloha dia mafy foana

Tsy azoko mihintsy ilay hoe tokony ho tonga saina. Izaho koa mba mpivavaka fa mipetraka eto @ tany ny tongotro . Lasa ilay tiako, marary ny foko .



Ka zay ny realite ko.. lasa masera i madmoazel, sia razoky hanao inona fotsiny< hitanatana vava sy hisalaka tanana eo?
dia tsy misy hafa @ zava nantenaina tsy tanteraka rehetra ihany izany.
dia mioitra koa.. izya ilay hoe indray mandeh ave no manta vary?
mafy fa c'est comme ca la terre... de tu tournes avec la terre


25. Fiffi ( 01/10/2007 20:46)
"Ika":
ko rehefa te hanao masera izy, tsy hitako ny olana
heu....hoe ny olana de mba nanantena le bandy so de mba lasa ho vadiny kosa le sipa koh ! de (ahoana moh ny filaza anazy ? deception....)ho an'le bandy.....

ohatra fotsiny zao Ika te hiaraka am sipa iray ....tena nanantena mafy....kanjo hay efa manambady le sipa.....de mba misy deception kosa eh ! :roll:
26. simplex ( 01/10/2007 21:28)
bossita,
ah oki
keeeeeeeee
mbola vao fikasana fotsiny ve ny an'ilay sipa d efa mi-deprime nedala le :roll: sao d mba vavivavy toetra ny akaman'la? :°):D
Ankaherezo izy e, ny sipa sarotra kotiana matetika mila zavatra ngoza, romantika be...
Tokony dieny zao mbola vao fikasana, na efa tapa-kevitra tahaka ny in aza le sipa, no miezaka manapoinsa lery.
Tokony tsy mipanika be zany surtt hoe tsisy bandy hafa any. Resaho tsara fotsiny izy. Mamoaka azy @ le deprime no tokony ataon'la voalou. Lery ve mba mivoaka ny trano aloha e, misotro bex na otr'zany... tsy haiko ee.

Fiffi:
ohatra fotsiny zao Ika te hiaraka am sipa iray ....tena nanantena mafy....kanjo hay efa manambady le sipa.....de mba misy deception kosa eh !
aaaa eee
mety hoe herin'andro ra be indrindra fa vao mahita sipa hafa izy d veloma enao ozy. Sady izay ry zareo nge ka mbola tsy niaraka akory fa lery no nieritreritra alavitra be e.
i Fiffi ve de mieritreritra fa harary fo @ ze sipa tsy zakany rehetra izao i Ika e. Asa anefa :)
27. ikaretsaka ( 01/10/2007 23:53)
zay manko! :wink:
decu decu fa mitraka sy mitady hafa fa tsy eo de mi deprime na efa manantena be aza ry fiffi a!
misy aza amin'ireny @ ilay fotoana mampa down anao iny mo misy hafa tsaratsara kokoa mipoitra.;
tsy ataoko mankarary iznay fa vao mainka azo mihomehy.. tsofiko rano aza hahazo izay iriany.
de ianao koa mikandra ko!

simplex: ela manao belote parlotte tsss, zao hitan'ny olona ny jeux:-D
28. soanja ( 02/10/2007 00:44)
Isika moa tsy mahalala hoe efa nanana ilay faniriana ve le sipa vao nisipa tamin'ity bandy ity sa refa tsy nafoaka le bandy vao te hanao masera le sipa?

Miankina amin'ireo mantsy no hanomezana tsiny izay omena tsiny.

Amiko mantsy dia fahasoavana ny voantso hanao reliziozy ka faly foana aho raha misy olona nanapakevitra hanao izany SAINGY KOSA refa voaantso/ na fanirianao izany dia miangavy anao kosa ny fiarahamonina tsy hanadala bandy na sipa intsony fa tsy kilalao akory ny fitiavana ka andrakandramana mandratra olona toy izany.

Azo atao koa anefa ny mametraka amboalohany hoe zah hanao masera fa alohan'izay de mba aleo aloha hanandrana zany atao hoe lehilahy de izay lehilahy mazoto hitsapa faramparany izany faniriany izany miditra aminy.
Ataovy mazava foana izay ao amponao fa AFAKA MAMONO NY FITIAVANA ary izay mahamasera sy frera na mopera anao de tsy hahafaka alahelo izany AINA NAFOY IZANY raha misy izany.

Nareo bandy koa anie tokony mba hahalala ihany hoe sipa toy ny ahoana ny ho masera ary toy ny ahoana ny hivady sekta sns fa tsy hoe revon'ny tarehy sy ny bika ary ny angolangola eo e!
29. Jeankely ( 02/10/2007 02:19)
Mbola tsy nahazo mofo ilery dia nitomany sady lasa adala. F'angaha ny vehivavy ihany no ataon'ny lehilahy manala zaza dia hialany eo. Mba misy koa ny lehilahy tsy nahazo ny hiriany dia midonan-tsetroka ny orony sy ny sofiny. Tena mahafinaritra. Iza no hivavaka ho an'izany? Izay samy mihevitra ny fitiavana ho mandeha hoazy mivavaka amin'izany. Tehafanay mihintsy izany. Bandy iray voa nefa sipa firy ataonao miteny irery?=))=))=))Tsisy mivavak @'izany.=))=))=))
30. ikaretsaka ( 02/10/2007 02:28)
Nareo bandy koa anie tokony mba hahalala ihany hoe sipa toy ny ahoana ny ho masera ary toy ny ahoana ny hivady sekta sns fa tsy hoe revon'ny tarehy sy ny bika ary ny angolangola eo e!

tsy ny bandy ihany io fa ny sipa koa ka, betsaka ny sipa mahalala fa efa mompera sy frera ilay bandy fa mbola angolangolainy ihany
misy koa bandy efa mahita olona misarom-boaly izao mbola mideclare amin'ilay masera ihany! izya vao mihontsana rehefa tratran'ilay hoe hivavaka ho anao aho ramose
31. Jeankely ( 02/10/2007 05:25)
Probleman'ny bandy nilaozan'ny Masera izao aloha ny resaka. Lasa adala hono dadatoa. Hahahaha.Hihihi=))=))=))=))
32. Fiffi ( 02/10/2007 05:27)
ikaretsaka:

decu decu fa mitraka sy mitady hafa fa tsy eo de mi deprime na efa manantena be aza ry fiffi a!
heu....ka samy manana ny fisehony azy akia io Ika an ! ny an'toi zany 1 semaine de mety...mba miankina am le fitiavany kosa le izy koh !


33. Jeankely ( 02/10/2007 05:58)
Rehefa sahala ireny atao lavabe ny volo sy volombava tsy tapahana 12 taona ary tadidiana tsara izy. Tsy mitady hafa fa tonga eo izy avy eo.=))=))=))
34. la ( 02/10/2007 07:06)
Calme ry reto a!! zao fotsiny aza mba tia olona ihany ka lasa otran'izany e!!
Mivavà ry bosista ho anazy a! natao andalo ny ora sy andro sy volana sy taona mba hanadinona izany rehetra izany!
Mahereza e!:)
35. Fiffi ( 02/10/2007 08:23)
Jeankely:

Probleman'ny bandy nilaozan'ny Masera izao aloha ny resaka. Lasa adala hono dadatoa. Hahahaha.Hihihi=))=))=))=))
enao no mila hivavahana.....


36. xxx ( 02/10/2007 09:48)
Fiffi:

enao no mila hivavahana.....



izay koa no hitako ry Fiffi a, aleo i JeanKely no hivavahana fa ireny ve dia mba conseils omena namana. Hadino tanteraka ilay dimension hoe "olombelona" ihany , nofo sy rà ka mety harary

37. ikaretsaka ( 02/10/2007 11:08)
Lioka 18, 9-14 ngamba misy tantara mombamomba an'i jeankely. enga anie ka hodinihiny
38. menalamba ( 02/10/2007 12:09)
:°)
39. Fiffi ( 02/10/2007 13:42)
xxx:

izay koa no hitako ry Fiffi a, aleo i JeanKely no hivavahana fa ireny ve dia mba conseils omena namana. Hadino tanteraka ilay dimension hoe "olombelona" ihany , nofo sy rà ka mety harary
f'ita hoa akia eh ? mampa :( ny fahitana toetran'olona zay faly mahita ny zavatra manjo an'olona....


40. Jeankely ( 02/10/2007 13:50)
Iza no handinika an'izany ry mpivavaka sady mpamaky Baiboly no tara amin'ny vadin'olona, no mpi-Masta, no mpanao firaisana alohan'ny fanambadiana, lasa adala nilaozn'i Masera no milaza fa voalzan'ny Baiboly ny fampirafesana, no tohizo. Tsy mivavaka ho anao aho ary aza hivavahana fa aleo aho ho any amin'ny toerana tsy miaraka amin'ny mpivavaka molimoly=))=))=)).Vavaka adala=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3126