misy raha la terre vhvv tianao lasa masera!

61. fijo ( 05/10/2007 21:15)
aleo marin aletsy miditra krispijo raha izao le;ao mba be asa
62. bosista ( 06/10/2007 15:28)
de ankamorain'ny sasany mihintsiny ity resaka fitiavana ity!tsy henonareo va ilay hiran'ny lola hoe mbola be ireo mitomany ampijalian'io fitiavana io? nefa raha tsy nisy anefa ny fitiavana de mba ho nitsara ve ny fiainana sa ahoana?
63. ikaretsaka ( 06/10/2007 17:45)
misy hiran'i mahaleo izay kao hoe indray mandehe ve ny manta vary dia sanatria de handevin-tsotrobe. Tsy ataoko mankarary fa vo mainka aza za mihomehy!
64. Jeankely ( 07/10/2007 05:47)
Ny fitiavana tsy kilalao mihintsy Ra-bobosista fa ny mpilalao mihintsy ny mitapy rehefa sendra ny misy loha. Zatra ny vehivavy nozarina fa na 30 minitra hiarahana aza dia afaka hita daholo ny rehetra satria manja sy misy vola. Rehefa sendra ny mihidy dia milaza fa tara aho e; maty aho e; hamono tena aho e; sns. Ny mofon'ny vendrana o azonao mora foana fa ny an'ny olona tia hanao Masera tsy azonao hitomaniana. Ka mandehana faingana mamonjy ny azo mora ary aza mikoretaka mofon'ny Masera fa mampihomehy!!!=))=))=))
65. booboo ( 07/10/2007 09:31)
Fa ahoana no ahafantataran'i Jeankely fa i Bosista ilay oul ? :roll:
66. ikaretsaka ( 07/10/2007 12:36)
mety nidiran'ny fanahy masina izy ka nanana fanomezam-pahasoavana haminany!

mety ho'a an
67. Jeankely ( 08/10/2007 04:57)
Efa hita fa zatra ny midongy mofo ka hatraty @ internet no resena lahatra ny vehivavy fa rehefa tiavina dia tokony manaiky. Dia tsy nanaiky Masera dia Bosiste nagorera sady nitaveravera avy eo nilaza hamono tena.=))=))=))
68. naughtyboy ( 08/10/2007 13:20)
tsy mahagaga,ra resaka amafisana @ adalana kalo de aleo zankely ihany no tompondaka eto tsy iadiana varotra resiny ny rehetra satria manavaka ny compassion fitiavana madio oul 2 manoloana fanapahankevitra hiroso masera aza tsy hainy fa heveriny fa alahelona mofo ka ahona no fomba iadikevitra @ oul toy zany.
HAFATRA ANY ZANKELY aza ny tsy fahaizana manakalo hevitra no aderadera eto fa ataony oul=))=))=))=))=))=))=))=))
:-$ny oul misy hevitra de toy zao misaina kalo vao miteny fa tsy miteniteny foana vao mieritreritra
ny zv tsy hay aza itetatetana fa manalabarabatana:-P
69. vavolombel ( 08/10/2007 19:07)
tokony mba ho feperan'ny ramatoakely kosa ny fitondrantenany miaraka amle oll raha toa ka hanao masera izy fa tsy manao fihetsika manintona sy mampanantena oll otran'io,no sady mampitondra fahoriana ho an'ny hafa ,fangah voafaritra any amin'ny fanaovana masera foana ve ny asa fanompoana an'Andriamnitra amin'ireto katolika ireto sa ahoana e?ny fikarakarana ny vady amanjanaka,fianakaviana sns...ve tsy mahafaly an'Andriamnitra? hozy ny soaratra masina hoe:maneke ny vadinareo...rehefa manatanteraka an'io izy dia fa nanao sahady izay ny sitrapon'Andriamanitra!
70. menalamba ( 08/10/2007 19:53)
vavolombel>Mora anie ny mitsara é..Kanefa tsy tokony hanome tsiny na @ Ilay Razazavavy ianao na ny katollika (tsy katô aho miteny io an) satria izao ,amiko tsy nanery azy t@ fanapahan-keviny ny fiangonana fa azy sy Ingahibe irery izany.Ny faharoa dia samy manana ny tsiambaratelony avy ny olombelona rehetra ,ka iza no mahalala raha sanatria ohatra ka voan'ny aretina homamiadana ohatra Rakalakely(sanatriaviko izany) ka efa fantany fa tsy ho ela ny lalany mody dia aleony nanatona @ Ingahibe toy izay hanome alahelo tsy ho voakosoka @ ilay Zazalahy raha manambady azy izy,kanefa efa fantany ny miandry azy:...:-/Mety manapitiavana @ drazazalahy ihany izy fa nandanjalanja dia nanapa-kevitra.
71. naughtyboy ( 08/10/2007 20:18)
tsy mahafaty antoka mintsy ny mamporisika ny fanapahakevitra tsara ny sipa ra mahasambatra azy tokoa ny hevitra maripototra inoany,na de tsy mora aza ny misaraka satria fitiavana daoly ny fanajana ny hevitra tapaky olontina de avy eo samy madio fo sy samy manao zay mahafalifaly ny sainy,sady tsy varotra ifanerena akory ny fitiavana na possession
d'un etre fa mifamaly refa tsisy mamaly de elao pas
fa tantara mivalona mbola betsaka ny miandry ao aloha ao
72. Jeankely ( 09/10/2007 02:22)
Fa iza no nilaza fa nanao toetra manintona ilay vehivavy dia tara ny iray, na hoe nanaiky natao sahala ireo vehivavy mandeha ho azy ireo ilay vehivavy vao nivadika hanao Masera. Ny bikabika sy vatana fanomezana avy amin'Atra fa tsy milaza aminao hoe misarika anao hitia. Dia milaza mahay mandinika ve ny olona tsy mahafanatra ny atao hoe namana, sipa sy ny atao ho vady? Hita mihintsy izany fa rehefa mifandray ny lehilahy sy vehivavy dia mitetika zavatra hafa ny iray. Rehefa tsy mahay manavaka izay dia izay no vendrana. Misy fitiavana ny tenanay saingy tsy mitsoraka avy hatrany na manja io na manambola io fa favy. Fantray ny hiantefanay ary tsy ho voan'izany izahay. Atao kilalao ihany fa tehafana rehefa manidina.
73. bosista ( 09/10/2007 09:52)
fa i jeankely ve manompa sa nidiran'ny devoly no miteniteny foana iza no milaza aminao fa izaho ilay olona? efa we tsy izaho ilay izy ,efa nahitsiko avy tery ambony de mbola mamerina iany
74. Jeankely ( 10/10/2007 07:43)
Inona no ompa e? Izaho misy demony tsy maninona fa ilay mitomany Masera nidiran'ny fanahy masina. OK. Ary ianao manazava ny fahavoazany koa misy fanahy masina. Right
75. fijo ( 10/10/2007 20:52)
mifanaja fotsiny isika e
76. Papoose ( 11/10/2007 06:41)
le ol no lasa masera de ny ato no ts mifanaja v!:lol:
77. Jeankely ( 11/10/2007 08:54)
Inona no fifanajana zahavina? Ery ambany misy manontany hoe virjiny ve ny Masera. Dia hitanareo tsara fa olona manana ny maha-izy azy ilay vehivavy. Nahatara an'i Bosista ary nolazainy ho bikana sy ao amin'ny hilaivany azy nefa lasa Masera. Voaporofo fa olona favy no lasa Masera na misy aza ny singasingany efa avy nosimbain'ny fiainana ka nitsoaka tany. Tsy azonao izy ary aleony manao Masera. Hajao ny Masera noho izany fa aza anovana resaka tsy mendrika satria hitanareo tsara fa tsy azon'i bosista ny mofony. Ny resaka harosonao ihany no mamaly ny fanontaniana tany aloha. Aza mitomany mofon'ny Masera intsony fa mandehana mitady ny avy dia Manaiky na TDM (Tonga Dia Man..)
78. fijo ( 11/10/2007 20:59)
ka masera kosa no reviny ko
79. Jeankely ( 17/10/2007 01:50)
Io fa tratra ny hevitra tia manintsy sy MORAMORA. Fa angaha izay tiany no tsy maintsy ho azony. Raha tia anao aho dia tsy maintsy azoko ianao fa amono tena aho raha tsy azoko ve? sa hametraka fanontaniana eto @ Forum koa mba hanekenao ny fitiavako? Tandremo fa tsy ianao olona iray io fa inao marobe.
80. tywa68 ( 17/10/2007 09:31)
Jeankely : :lol: ianao marobe ? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2275