misy raha la terre vhvv tianao lasa masera!

41. Fiffi ( 02/10/2007 13:53)
mamelà azy fa tsy fantany zay lazainy......
42. menalamba ( 02/10/2007 15:20)
Tsy hitako izay mbola hifampitafan'i Zankely @ olona eto raha olo-meloka toy izany daholo no fahitanao ny eto.Sitrany hoa ianao mamorona blaogy ho anao manokana dia antsoy ny Anjely toa anao hitafa @ nao fa aleo ny be tandroka ihany no hiara hifanerasera . :^):°):°)
43. Fiffi ( 02/10/2007 15:47)
ka izy io de tsy fantany hoe ahoana ny sasany....
44. fijo ( 02/10/2007 22:23)
inona ary ity menasy hamono tena ity????????rehefa tsy mety ny tantana de miova fa tsy mamono tena,raha za le sipa navelako namono tena tao
45. ikaretsaka ( 03/10/2007 00:31)
dia @ izay ve nihena koa ny denominateur an'ny bandy ho adversa an'ialahy @ fikotiana sipa ve?
ary ialahy ity fetsy a
46. Jeankely ( 03/10/2007 03:37)
Bravo fijo. Alefa mamono tena mihintsy rehefa mitapisaona. Ho an'i Menalamba indray na harangaranganao ho hita eto aza izany tandroka be ambaninao izany tsy miala izany ny tary. Ny mifandona amin'ny mazana mihintsy no tian'ny akama fa tsy hoe andeha hitady tany malemy hitoriana fivavahana lainga akory. Mody mianatra Baiboly nefa ny tandroka kay tsapa ihany fa mirangaranga toa omby ranga=))=))=))Menalamba omby ranga. Ary lamba mena mihintsy no tsy tian'ny omby an?=))=))=))
47. menalamba ( 03/10/2007 08:34)
Hoy zankely:"Ny mifandona amin'ny mazana mihintsy no tian'ny akama...." Izay tokoa mantsy ny anao,tsy ny hifandray aman'olona no alehanao sy tanjonao eto fa ny hifandona aman'olona!!!Hany ka na inona lohahevitra aroson'ny namana eto dia ny hifandona no tadiavinao fa tsy ny ady hevitra na izay mba hisintona izay azo raisina @ izany.ADY izany ve no alehanao eto sa ady hevitra? :roll:
48. Jeankely ( 03/10/2007 09:14)
Efa hita fa ady hevitra koa inona indray no anontanian'ity? Angaha malemy saina sahalanao daholo notokony handahatra. Rehefa miteny ny iray hoe izaho mi-masta foana dia mifandrombaka koa milaza hoe zahavo ao @ Baiboly. Ny tsy mety rehetra io zahavina ao amin'ny Baiboly dia hoy aho hoe ataovy tsara zaha ao amin'ny Baiboly tokoa. Ny fivarotan-tena efa nisy talohan'i Jesosy Kristy dia vohizo fa mety koa. Izaho tsy mpivavaka fa domiko tsara ny Mpivavaka Molomolo. Tia hitory teny nefa mitapy.
49. fijo ( 03/10/2007 21:14)
ika sy jkely an,ka lery ve sipa no tsy azony de ny tenany no hovonoiny le,efa mitapy
50. Jeankely ( 04/10/2007 01:08)
OK fijo. Hafaliana ny mahita olona vonona hanompo an'Andriamanitra fa tsy izany indray no hitarika anao hamono tena. Tsondro be dia be ao anaty ranomasina mbola tsy lany. Ny vehivavy mitady vady eran'ny internet eran'izao tontolo izao tsy lany. Manonmboka hatramin'ny tanora ka hatrany @ antitra koa inona no hamonoana tena? Iza no hivavaka ho an'izany? Ny vavaka ho an'ny mahantra, ny marary, ny firenena tsy mivoatra fa miletika sns fa ity olona misy saina mitomany mofo no hivavahana. Azafady aho ry tonaka=))=))=))=))
51. ikaretsaka ( 04/10/2007 01:39)
sipa bobaka eran'ny tanana io letsy ko ouin ouin eo
52. Jeankely ( 04/10/2007 02:14)
Vitsy ny vonona hanompo mivantana ary hanokantena mba tsy ho azon'ny lafiny sasany amin'ny fiainana. Koa aleo ny samy tia hifangaro ny fiainan'ny tany no hifampitomany mofo. Omeo mofo aho e. Hamono tena aho raha tsy mahazo mofo ee=))=))=))
53. ikaretsaka ( 04/10/2007 02:38)
ny mpivaro mofo ve anefa betsaka
54. bozyboleta ( 04/10/2007 05:27)
eee!
Mofo bol, mofo akondro, mofo sakay, mofo dipaina, mofo rasi....feno eran'ny tsena.
Aleo atao resa-mofo ndray fa mapme nareo ka!:-D:-D
55. Jeankely ( 04/10/2007 06:45)
Ka ry bosista sy ny forongony aty amin'ny FIVAVAHANA SY FINOANA no mitomany ary mikoretaka mofo. Sady namafisina tary amboalohany hoe bikana tsara ao amin'ilana azy kanjo tsy nahazo Razoky. Nitetika ny hanao rapa-dango satria zatra ny miosanosana ny mandeha ho azy. Sendra Masera dia lasa nitaveravera dia avy nangorera.=))=))=))=))
56. andryrabe ( 04/10/2007 13:51)
ajanony amzay ry zareo ity resaka ity fa mankarary maso a. sa moa rehefa tsy te hamaky intsony de mijanona na tsy manokatra. izay angamba no ataoko fa reraka aho kah.
andrasako elaela kely de jereko indray sao de mbola misy manohy ihany am manaraka. eo vao ten ho hita eo izay marary fo sy tsy mahazaka an'ity kozy ity.
57. niryna ( 04/10/2007 17:21)
Izay voaantson'Atra dia tokony hisaotra azy isika.Olombelona mandiha tany ka lena ,milolo lanitra ka mety may.Tsy itako izay olana raha nifankatia izy.Raha olona iray no tsy tia ,mitoto koba hatavy.
Ho an'izay mbola tanora tsy manambady,mivavaha mandrakariva amin'izay olona tianao na hirian'ny fonao ho mety anjaranao.Raha anjara,dia misaora ny tompo,raha tsy anjara dia misaoara azy fa nasehony mialoha ny tsy mahatsara izay fiarahanao aminy.
58. fijo ( 04/10/2007 20:36)
za koa mba miandry antso avy any fa toa hiandry tsy misy ko
59. ikaretsaka ( 05/10/2007 00:24)
rehefa tena krizy le razoky: asaivo manao krispijo!
60. Jeankely ( 05/10/2007 05:15)
Tokony hajanona amin'izay ve ny mitony mofon'i Masera? Tandremo fa fahotana kosa izany mikoretaka mofon'i Masera izany sa aleo halalaka=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.194