mbola vacances mahajanga ihany

1. glou ( 05/07/2007 14:28)
dia mbola faly mitafa amianareo eto indray ny tenako mbola misy 4 places libre zany zao ho an' izay farany vao ho tapakevitra ny andeha ihany koa raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ireo lahara tariby efa voasoratra etsy ambany fa vonona ny andray anareo ireo tomponandraikitra , koa manainga antsika ary fa ny fahafinaretana ho azo ny tany ho hita :-D
glou_ :wink:
novalian'i glou ny 21/08/2007 08:18
2. nyeja ( 05/07/2007 15:34)
zany ve rahoviana ilay izy e ary za koa mba andeha !
3. xxx ( 06/07/2007 06:41)
ary tsy maharaka mihitsy NyEja zany an!

http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45feacfe7fb31

variana manoratra tononkalo? :P :-*
4. bobone ( 06/07/2007 08:13)
Nyeja: ntsôh fa taiza ise e! jereo io notenenin'i xxx io fa ao ny valiny mahafa-po e! tsy mbola tara se fa mbola misy ny fotoana e!mbola misy place 4 izany ry se an! atony ny tompon'andraikitra!
de mirary soa daholo e!
5. nathie86 ( 06/07/2007 08:36)
zany oe mbola possible zany fa tapitra t@ fin juin ndray lay izy ân. Ok glou an, tapaka tampoka ny connexion t@ lé tao @ karajia fa desolé eh
6. lo ( 06/07/2007 11:19)
efatra sisa? kay!!! so d tsy mahatratra tsony raha taraiky lotra
7. ravatorano ( 06/07/2007 11:43)
glou
8. tsiafoi1 ( 06/07/2007 16:15)
glou a! mba asio toerana eo ho an'ny (l) fa alefako hanaraka anareo any izy fa za tsy afaka e! hihihih!

Mirary vacances milay be ho an'ny namana rehetra
9. lo ( 08/07/2007 06:40)
ravato, glou > any mihaona e, za efa misava lalana :D
10. glou ( 10/07/2007 14:39)
nyeja> salut ianao zay ndray vao hita an! antsoy aho de miresaka tsara tsika eh
tsiafoi1> misaotra betsaka fa rehefa any koa izahay de hahatsiaro anareo eh,
efa 2 ndray sisa fa efa nisy naka ny place roa antsoy aingana aho fa tara eo an!
glou_:^)
11. naritsimba ( 11/07/2007 13:29)
glou>>> sao dia adinon'là ny anarako an!
12. ari.malala ( 12/07/2007 12:44)
ndryyyyyyy! ny eritreritro sisa manaraka anareo any fa tsy afaka mitnsy za amzany:-( sady hanahirana anareo fts any fa ts mahazaka tôbil tsin. Bonnes vacs daolo e!
13. nirijimka ( 13/07/2007 06:51)
za wa tsy ande any! efa impiry aza za no miteny an'i raprezy fa za tsy ande! lollll
okay e, any zany mihaona e, za koa mantsy toa anampy isa an'i ravato sy lo_
14. glou ( 13/07/2007 14:25)

nix, ravato, lo_ > ndao nareo fa ataonay tsy mi tapo aminay mihintsy refa any 8):-P
15. sasa ( 16/07/2007 04:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
16. voahirana ( 17/07/2007 01:26)
efa kely sisa ny fotoana an!! tongava misoratra anarana sao tara eo an!! mbola misy ny toerana annn!!!
:-D :D
17. lo ( 18/07/2007 16:53)
bord ne lty raprezy tsy d lava e, d tsy ifanena v :)
18. sasa ( 19/07/2007 04:47)
mifanena any izany isika rehetra koa:-D:-D
19. naritsimba ( 19/07/2007 05:01)
tandremo ary sao mifanena @ mpaka kitay hihihihihi
20. fijo ( 24/07/2007 19:18)
ny ahy letsy ry glou ataovy ao anaty paosy fotsiny ny toerako an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5126