mbola vacances mahajanga ihany
21. fijo
(
24/07/2007 19:19)
azafady tokoa etsy glou fa efa lasa vao henoko le hafatra veloma an.misaotra e
23. ikaretsaka
(
25/07/2007 05:03)
Strapot? ndray zao izany tsisy maka izany.. ao fa raha sipa hono dia ampofoan'i glou raha tsy te hipetraka eo!
24. glou
(
27/07/2007 13:31)
mbola tsisy naka foana le place roa , fa raha sipa roa no maka an'io de asiana reduction 100% fa haingana nareo :lol:
fijo>tonga soa zany eh, dia nahafinaritra ny fiarahana taty, na dia tsy nisy fanaovana veloma offisialy ary
ikaretsaka> sady ampofoina no mahazo reduction 100% gratuis anie zany eh:wink:
serieux fa mbola ao ilay place roa fa dia miandry anareo eto tana eh
milay anie io eh

25. fijo
(
27/07/2007 18:46)
tena sempotra aho ny faramparany iny ka tena tsy hafaka nihaona intsony.sady vizaka ihany koa ny farany e.ra nix sisa no tafaraka tamiko.fa nilay ny tany ka,amin'ny herintaona indray fa miverina any aho ka
26. mamzelkely
(
28/07/2007 06:42)
glou a apofona ve de gratuit :-D:-D ountsôôô zay te ande mafy fa nony asa de ts afaka eee tssssssssssss :x:x :-D:-D
de bonne vacance de ampilendalendao sary zay refa tonga nareo de amizay apisehonay ny ato apesana hoe jereoi ny ambiance vacance zay ts alefanareo :-D:-D
de bonne vacance de ampilendalendao sary zay refa tonga nareo de amizay apisehonay ny ato apesana hoe jereoi ny ambiance vacance zay ts alefanareo :-D:-D
27. naritsimba
(
30/07/2007 07:44)
sasa>>>< haka kitay anaovana afon-dasy hihihihihi! zà ange ry sasa sady mikandra @ io no vakansy e, anarany fotsiny hoe hiaraka aminareo fa ny miara-miasa aminay any mahajanga efa miandry zay ahatongavako any fotsiny, hihihihi
28. Samoana
(
30/07/2007 10:11)
Aza adino ny mihosotra creme " Good Knight" vidiana eny @ karana fa mamely ny moka refa mirôzirôzy maskita @ alina an ! hihihi
De mahavità be daholo eee!!!!!
De mahavità be daholo eee!!!!!
29. watafon
(
30/07/2007 12:16)
humm ! aleo tsy asiana commentaires fa any mahita izy e!
glou: fa firy zao no efa nisoratra anarana lesy ?
glou: fa firy zao no efa nisoratra anarana lesy ?
30. sasa
(
31/07/2007 04:41)
naritsimba hi hi hi milay izany kan! refa avy miasa izany d mody any amintsika koa :-D:-D:-D:-D
Watafon eka le, any mahita izy:P
Watafon eka le, any mahita izy:P
31. naritsimba
(
31/07/2007 05:22)
samoana>>> andao mba hiaraka razoky eh! hihihihi
sasa>>> ny aina indray no tsy aharaka @ io fa hitako eto sahady.
sasa>>> ny aina indray no tsy aharaka @ io fa hitako eto sahady.
33. kelly13
(
31/07/2007 13:14)
samoana>tao @ le sinou za t@ week end, kivy b fa ry zareo no mi servir, hihihihi nefa a volonté
34. mamzelkely
(
31/07/2007 14:31)
ie tana grave alou ny moka any majunga ee apesao ftsn moustikera d'efa ok io :wink:
35. Samoana
(
31/07/2007 15:01)
-mam'z/ f'angah ny mostikera azondry entina mirevy eny @ bord:-D ?
-( kelly13/ ie ! mandanginina be ilay serviavana!! hay de efa namango tsy an-kiteniteny an:wink: )
-naritsimba/ miara-dia virtoaly isika zandry @ io fotoana io a ! Ampekaro tsara ny vera ho hitanay taratra eny @ volana:-D

37. sasa
(
01/08/2007 05:12)
naritsimba tsy haharaka marina ny aina amin'io kle hande hampitombo aina aloha za raha izany
mamz hi hi hi otrany hampme kosa aloha le hitondra mostikera eny am bord!:-D:-D
mamz hi hi hi otrany hampme kosa aloha le hitondra mostikera eny am bord!:-D:-D