mbola vacances mahajanga ihany

41. lo ( 01/08/2007 16:58)
glou_ a, misy tonga alo any nga lisany manao prépa sa miara manainga doly
42. fijo ( 01/08/2007 20:40)
fa mitetika inoan indray mamza sy ny moustikera
43. sasa ( 02/08/2007 04:33)
fijo miaro am moka kosa izy koa hi hi hi
44. mamzelkely ( 02/08/2007 07:22)
fijo mba milancer lamôdy vôvô ko :-D:-D
45. tywa68 ( 02/08/2007 07:31)
zay tsy manana d hihoatrôtra aloha e ! :lol:
46. mamzelkely ( 02/08/2007 14:16)
d'efa halavao dieny zao zany hoho :-D:-D
47. fijo ( 02/08/2007 21:10)
hummm lamody ovo marina an.
48. sasa ( 03/08/2007 05:05)
tywa68 hi hi ihi hi tandremo sao lasa sipa mangididy aza:-D:-D:-D
mamzelkely njy izany styliste:P
49. watafon ( 03/08/2007 05:23)
sasa : :-D
50. tywa68 ( 03/08/2007 08:04)
sasa : Efa lava hoho ka :-D:-D
51. fijo ( 03/08/2007 20:58)
sasa mety izay tokoa izy io ka
52. mamzelkely ( 04/08/2007 06:43)
fijo sy sasa ie efa miezaka ho styliste :-D:-D amziay ange afaka mande vacance fôna ee satri miasa ho an tena :-D:-D

sasa de ra vô sipa mangididy de ts azo atao lava lôtra zany hoho fa sô maratra :-D:-D

53. naritsimba ( 06/08/2007 04:35)
dadie>>> mbola hisy foana ny hifanaraka @ sejour-nao rehefa mankaty ianao eh! Ny irariana dia ho lava ny andro iainana mba hihaonana sy hifankahalalana e!
54. avylavitra ( 06/08/2007 14:38)
Efa tena akaiky ny fotoana ka tsara raha manome famintimpintinana ny manodidina azy ity isika mpikarakara. Indrindra raha mety dia ireo rehetra nisoratra anarana mba andefasana manokana ny dinidinika farany momba azy ity. Sa ahoana ???
Izay fa dia miandry ilay daty sisa eeeeeeeeeee!
55. naritsimba ( 07/08/2007 05:30)
ny angatahina angamba dia aleo tsy havoaka aloha ny liste ny olona andeha, aleo rehefa miainga isika dia mitady cyber eny @ izay ahitana dia any vao avoaka ny liste, any Mahajanga avy eo mijery ny tohiny, sa ahoana zalahy sy zavavy?
56. avylavitra ( 07/08/2007 17:13)
naritsimba> msg alefa ho an'izay nisoratra anarana anie no ilaina e! Milaza ny hoe toy izao no tokony homanina sy hatrehina any, ary toy izao no tsy tokony hatao mandritra ny fivahinianana ao amin'ilya toerna. Sy ny hoe manomana an'iretsy sy iroa. Fa tsy atao public be eto kosa aloha e! Sa tsy mety ?
57. fijo ( 07/08/2007 22:21)
tsara tokoa aloha raha mametrapetraka tsara izay fandehany nareo sao hisy mipika eny ka hosahirana
58. ravatorano ( 08/08/2007 10:02)
nohon'ny antony ara tekinika d tena tsya faka nu tenako fa i Mr glou ary voahirana no mikarakara ny fandehanana any mahajanga io koa tsara zany iska handeha hanontany ny vaovao farany any amindry zareo
vive les vacances e!
59. Fiffi ( 08/08/2007 10:48)
sambatra nareo...:(
60. glou ( 08/08/2007 14:27)

lo>tsisy mandeha aloha less fa miaraka daolo fa mba antsoy less zah ah
ho antsika handeha mety asiana fivoriana kely angamba hizarana ny zavatra atao any sy hanomanana azy fa antsoiko tsi 1.1 nareo @ semaine avnt depart angamba
milay io eh
glou_
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7201