mbola vacances mahajanga ihany
62. lo
(
10/08/2007 16:26)
glou_ : za mety ray andro alohanlisany no tonga any less a, fa za ko mody alohanlisany fa tsy tafa amle congés e
63. glou
(
13/08/2007 13:48)
lo_> andro inona lah mody?
ho anareo namana any mahajanga raha te hifankahita aminay dia mba antsoy aho raha azo atao hanaovantsika fotoana sy mba hiarahana, ny num tel iantsoana ahy dia 0320416886 zay oh fa dia manantena anareo izahay, ny ahatongavanay any moa raha sitrapon' ny tompo dia ny alakamisy alina 23 aout ary ny fodiana dia ny alakamisy 30 aout koa miandry anareo izahay ok!
glou_

65. haja7
(
14/08/2007 20:10)
faly ny miarahaba anareo ny tenako fa izaho moa dia aty Mahajanga fa saingy ny mampalahelo ahy zaho tsy afaka ny hihaona aminareo satria izaho mbola mandeha sambo miala ny Mahajanga ny iasako dia tsy afaka mandeha mivoaka ny santier raha tsy efa repos ka nefa aho mba tehihaona aminareo mba hifanatritava zany e! ny zavatra azoko lazaina dia mavita be ny vacance zany fa aminy manaraka mbola hifankahita ihany dia mba andefaso izay azo alefa foana izahay mba moralinay aty ndranomasina aty veloma.
69. glou
(
21/08/2007 08:18)
styl> antsoy aho de ho hita eo aloha eh efa ao ambony ao ny num ko na voahirana 033.12.609.87