voan'ny ody gasy
1. xxx
(
22/06/2007 15:52)
Mety ho tratry ny ody gasy ve ny kristiana??:roll::roll: na koa hoe fanahy ratsy angaha???:twisted:
Ny ody gasy tiako resahina eto de ilay mampahory sy mamparofy olona fa tsy ilay entina manasitrana sy mitsabo akory!

novalian'i ramaria ny 05/05/2014 11:53
2. cutie
(
22/06/2007 16:09)
Mety ho tratry ny ody gasy ve ny kristiana?? na koa hoe fanahy ratsy angaha???
ka ny kristiana nge olombelona koa ka ahona no tsy ho tratra :roll:
na koa hoe fanahy ratsy angaha???
tsy tadidiko le filaza an'le fanahy ratsy avy any avaratra andrefana iny :roll:
3. xxx
(
22/06/2007 16:31)
Tena efa betsaka no tratra. Tsy midika anefa izany fa tsy ampy finoana izy ireo, na mahery ny ratsy. Nisy pastera izay nandoro ny odin'ilay mpanandro tao an-tanana ary efa nampitandrina izy fa zava-doza ny zavatra ikirizan'i Pastera hatao, nefa moa tsy resy dohika rapasy noho ny finoany, ka nanao ihany. Nataony fandrohahana demony tamin'ny alalan'i Jesosy, avy eo navaokany ny ody rehetra ary nodorany teo imason'ny olona. Nisy ny raiki-tahotra nahita an'izany, nisy ny nidera an'Andriamanitra. sns...
Indrisy, tsy nierina akory ny andro dia narary mafy rapasy. Voatery nampiakarany tany tana, nefa niala-maina. Natao ny vavaka sy ny fandrohahana demony fa tsy nisy vokany. Tsy nety nanaiky ny toro-hevitry ny olona izy hoe: gasy io ka gasy ihany no mahasitra azy.
Tato afara anefa dia raiamandreny iray tao an-tanana ihany no nanome fanafody nahasitrana azy rehefa afaka enim-bolana, efa lany ny tahiriny rehetra. Niala tsy niasa tany intsony izy avy eo, ary zara fa tsy ny ainy aza no niala.
Manana ny heriny ny ratsy ka aza mba manandrakandran-doza, miseho ho be finoana. Raha tsy resy lahatra ilay olona mitana ody dia avelao izy fa aza terena.

4. xxx
(
22/06/2007 18:05)
Sao dia kosa ary mba Jesosy hafa ny an'izany Pasitera izany e! mahagaga ihany mantsy fa iza no demony tsy hanaiky an'i Jesosy
5. marozevo
(
22/06/2007 18:58)
Tsy Jesosy hafa ny an'ilay Pastera, fa izy mihitsy no tsy Jesosy ka !
Isika efa nasaina nitandrina "Mahonona tena ary marisiha, fa ny demony fahavalonareo mihaodihaody manodidina anareo".
Mety ho endrika iray ihaodihaodian'ny demony ny ody ratsy.

6. diamondra27
(
22/06/2007 19:22)
ny fandroahana devoly dia mila fahavononana tokoa sy faharetana, fitsapàna
Ny olona anefa mahita aty ivelany dia kivy @ zava-miseho ivelany.
Efa tsy resa-jaza itsony rehefa tonga @io étape io, ny tiako lazaina @ le we zaza de (tsy finoanao t@ fiandohana vao nahalala an'i JK : misy tenin'Atra milaza we: fony mbola zaza de nandeha toy ny zaza etc... resaka finona no tiana lazaina @izany)
iZaho aloha tsy nahalala ny zava-miseho tany an-toerana fa tena ady sarotra ny ady @ fahavalo e!
arakaraka ny mampatanjaka anao @ finoana no hitomboan'ny hamafin'ny fahavalo
ny ody gasy dia misy tokoa fa tsy hoe: kristiana ny tena dia hoe: tsy misy izany
Io dia anisan'ny atao hoe: fanompoantsampy voalaza ny SM

7. diamondra27
(
22/06/2007 19:36)
fa hono wa: pasitera irery ve no nanala devoly t@izany sa nisy namana mpiandry niaraka taminy?
T@ izahay namoaka devoly fahiny manko dia niaraka t@ mpiandry saingy ny (lehibe) mpitarika nisy olona anankitelo ry zareo no mametra-tanana @ilay ipetrahan'ny devoly de zahay miara-mitolona am-bavaka mandra-pialan'ilay devoly tao @ le olona.
Alohan'izany rehetra zany dia efa feperana daholo izahay fa : âme sensible s'abstenir", sy fepetra hafa
dia rehefa manomboka ilay fotoana dia tokony hifantoka @ fivavahana tanteraka fa tsy manana eritreritra hafa intsony.
Ny devoly t@izany dia nanana endrika alika ny 1, nanaikitra sy miteny toy ny feon'alika ireny ;
ny 1 indray mpanao judo de tena nifampitolona mihintsy ry zareo ary raha misy choc mahery de manampy le olona sasany.
ny 1 hafa olona nitazona ody dia nanontaniana izy we efa narianao doly ve ny odinao , de eny ozy
de namaly ny mpitarika we: lazao fa mbola misy any matoa tsy mety mande le devoly
de ozy le olona we: tena marina fa efa nariako doly e!
de farany moa zany de le devoly mihintsy no nanontaniana hoe: fa maninona ianao no tsy mety mandeha ;
de mamaly izy we: zahay mbola tazominy tsinona ;
de we aiza ary no misy anareo ,
de we ao anaty peratra...
de nalàna ilay peratra vao afaka ilay devoly.
Le olona ihany no nahalala izay nataony t@ le peratra tany(mety nisy fanafody gasy ngamba)???

8. andry44
(
22/06/2007 19:54)
Marina zany ry Marizevo fa tsy Jesosy lay rapasy fa zany akory tsy midika mihitsy hoe tsy mana-pinoana izy!Fa zao aloha no zavatra tsapako e! olona tsy resy lahatra @ herin'i Jesosy ve de handeha ho alainao ny odiny? Raha olona tratran'ny ody gasy ndray aloha ka raha tsyizy mihitsy no manaiky ho hafahan'ny Herin'Atra de miala maina zay mpiandry sy pasitera na mopera eo!
Fa ny mahavariana ahy kely de toa ry rapasy sy ry mpiandry ihany no tena miroboka tateraka @ fandresena azy ty ao Dago ao fa ry damopra sy ry masera toa tsy de miraika firy @azy io,na manao ihany fa tsy de re laza loatra!!saina tonga fotsiny io fa tsy hors sujet akory an!!

9. ikaretsaka
(
22/06/2007 20:13)
ary raha ataontsika ary, sanatria sanatria an, ka ianao io mihitsy no atao hoe nasian'ny olona t@ ody gasy, dia ahoana ny zavatra ho ataonao.
Tsapako manko indray andro izay tao @ HJRA nisy olona nivonto tongotra be izay dia ho'zy le dokotera hoe ody gasy io fa any @ mpanao azy mandeha

10. LazaDaddy
(
22/06/2007 20:36)
1) Ny Kristianina dia mitafy an'i Kristy. Ary raha mitafy an'i Kristy dia tsy ho resin'ny herin'ny maizina. Izy no aro sy manda fiarovan'ny Kristianina. Tsy midika akory izany fa tsy misy ny ody gasy! Misy ny ody gasy saingy tsy manan-kery amin'ny mpanara-dia an'i Kristy.
2) Fantaro fa ny mpanao ody gasy dia matahotra fadiranovana an'i Kristy sy ireo mpanara-dia Azy. Tsy hiteny aminao mihitsy ny mpanao ody gasy hoe mifanohitra ny ody ataony sy ny herin'i Kristy. Mba hanesorany ilay fitafianao sy manda fiarovanao (i Kriisty) dia rebirebeny ianao hoe "mifameno" ireo, ka vao mino an'izay ianao dia efa mitanjaka sahady.

11. ikaretsaka
(
22/06/2007 20:38)
izao ary... sanatria sanatria ka ianao no nisy nanisy ody gasy ry LD dia ahoana ny ataonao?
12. pissoa
(
22/06/2007 20:49)
1) Ny Kristianina dia mitafy an'i Kristy. Ary raha mitafy an'i Kristy dia tsy ho resin'ny herin'ny maizina. Izy no aro sy manda fiarovan'ny Kristianina. Tsy midika akory izany fa tsy misy ny ody gasy! Misy ny ody gasy saingy tsy manan-kery amin'ny mpanara-dia an'i Kristy.
Toy ny haharesen'ny ratsy ny Kristianina amin'ny karazam-pahotana no haharesen'ny hery hafa ankoatra an'i Kristy azy ireo !
2) Fantaro fa ny mpanao ody gasy dia matahotra fadiranovana an'i Kristy sy ireo mpanara-dia Azy. Tsy hiteny aminao mihitsy ny mpanao ody gasy hoe mifanohitra ny ody ataony sy ny herin'i Kristy. Mba hanesorany ilay fitafianao sy manda fiarovanao (i Kriisty) dia rebirebeny ianao hoe "mifameno" ireo, ka vao mino an'izay ianao dia efa mitanjaka sahady.
Fa inona avy aloha ary no atao hoe ody gasy fa tsoa tsy mazava amiko e :oops::-D
Tsy izay rehetra mampiasa tapa-kazo sy volo-katsaka sns anie dia manohitra an'i Kristy e, nefa raha ny fahalalako dia ireny no atao hoe ody gasy :oops::oops::oops:
13. LazaDaddy
(
22/06/2007 20:49)
ikaretsaka:niniako tsy novaliana mivantana io kanefa naverinao ka dia ho valiako amim-panetre-tena @ alalan'ny ohatra iray monja:
izao ary... sanatria sanatria ka ianao no nisy nanisy ody gasy ry LD dia ahoana ny ataonao?
Efa nisy nandatsa-baratra indroa raha kely ny fianakaviako saingy tsy nanan-kery izany. Tsy ny fianakaviako akory no "superman" fa i Kristy no Tompon'ny tompo sy Mpanjakan'ny mpanjaka. Izy dia Tsitoha.
Hoy aho etsy ambony hoe tsy hanan-kery aminao (tsy handresy anao) ny ody ataony.
14. ikaretsaka
(
22/06/2007 21:05)
ah ok.. misaotra nanazava...
aleo avantana ihany fa ity miolakolakareo ity manko...

15. diamondra27
(
23/06/2007 10:26)
ny olona tratran'ny ody gasy de tsy mahatsiaro tena tratrany fa ny manodidina azy no mahita io fa we tsy any tsony le olona.
le ody gasy efa goavana zany lazaiko eto zany.
be de be ny mpanao ody fa tsy gasy ihany : malagasy , afrikana, haisianina, frantsay ,komoriana, sinoa fa ny fisehony no samy hafa

16. ikaretsaka
(
23/06/2007 12:52)
diamondra27:Diam's
ny olona tratran'ny ody gasy de tsy mahatsiaro tena tratrany fa ny manodidina azy no mahita io fa we tsy any tsony le olona.
le ody gasy efa goavana zany lazaiko eto zany.
Misy ko!
Ilay voan'ny hoe "Rao-dia", ilay filahiana mivadikabibilava ireny, ilay testicules miala tsy ao intsony ireny...
sa tsy goavana ireny?
17. niryna
(
23/06/2007 15:15)
Ny fahafantarako azy dia toy ny herin'ny maizina rehetra dia anisany koa io ody gasy io(eran-tany io fa gasy isika dia ody gasy no hilazana azy).Manimba ny vatan'ny olona ary manasitrana ny vatana nosimbany ihany koa ilay manao azy.Tsy maharitra anefa toy ny herin'ny maizina fa misy fetrany ihany.
Mandripaka ary tena mahafaty tokoa rehefa mankahatra azy.Mety ho voan'ny daholo ny olona raha tsy mitandrina,saingy ny kristiana izay mievaeva ny finoany dia moramora kokoa no voa satria mievaeva koa ny finoany an'i Jesoa.Toy ny herin'ny satana rehetra dia mety mandalo amin'izany ny kristiana kanefa tsy maharitra satria Jesoa no miaraka aminy.
Tsy mitovy ny hoe mihinana fanafody vita gasy izany hoe misy aretina ka ny tambavy na tapa-kazo no hanasitranana an'ilay olona.Tsy fantatro aloha izay karazany fa toy ireny hoe tambavy Ratsimamanga ireny ohatra:manasitrana ny fo,ny vo,ny hozatra,ny aretin'andoha sns rehetra.
Ny ody gasy indray ny fahalalako azy dia karazana tapa-kazo mahery misy herin'ny maizina ary ilay olona mampiasa ataony ho fanimbana olona mitovy aminy ihany,tsy mahazaka ilay heriny ilay olona dia ireny lasa mivadika mivoaka alina ireny fa hoentin'ny herin'ilay fanafody mivoaka.Mety tsy mahalala ilay olona fa mivoaka fotsiny.
Tena misy ary tena mahavanona ny olona manao herin'ny maizina a.Na ny varatra io aza alatsany rehefa tsy tiany ilay olona.
Hoy ilay namanay iray izay,nivadika ho kristiana,nandeha tany amin'ireny mpijery ny ho avy ireny hono izy ary dia fantatr'ilay olona daholo hoy izy ny zavatra nataoko rehetra,saingy ny ho aviko no tsy fantany.Mahafantatra ny past izy fa tsy mahafantatra ny ho avy.Izay no tsy hitovizany ary hitovy amin'ny herin'ny mazava izay Atra no nahalala, mahalala ary ahalala ny ho avintsika.

18. diamondra27
(
23/06/2007 16:15)
ikaretsaka:
diamondra27:Diam's
ny olona tratran'ny ody gasy de tsy mahatsiaro tena tratrany fa ny manodidina azy no mahita io fa we tsy any tsony le olona.
le ody gasy efa goavana zany lazaiko eto zany.
Misy ko!
Ilay voan'ny hoe "Rao-dia", ilay filahiana mivadikabibilava ireny, ilay testicules miala tsy ao intsony ireny...
sa tsy goavana ireny?
_________________________
mbola tsy naheno an'io fa le miova bibilava no efa re
fa mbola tsy nahita, de we minana fen'le lhl izy refa tsy mahazo sakafo "hena"
goavana ihany zany koa:(:(
19. diamondra27
(
23/06/2007 16:18)
fa izao e: tsy azo atao tsinotsinona zany retra zany fa misy avokoa saingy amiko Jesosy efa nandresy de na dia hiafara @ fahafatesana aza dia mahatoky fa tsy ho very ny mpino azy fa hipetraka akaikin'ilay MPAMONJY de Jesosy Kristy
tsy hipetra-potsiny moa zany fa fomba fiteny io

20. ikaretsaka
(
23/06/2007 17:07)
1) tsy hoe izay hery rehetra tsy haintsika ny manazava azy dia tsaraina hoe "herin'ny maizina avokoa"
2)mbola tsy nihatra taminareo marina ireny ka mora aminareo ny manamaivana azy