Ny halavan'ity lohahevitra ity dia manaporofo fa mbola vitsy ny gasy tena miombona @'i Kristy ary mbola betsaka dia betsaka ny voagejan'ny finoanoam-poana sy ny fivavahan-drazana. Ianareo ve mahita mpino an'Andriamanitra na an'i Kristy tratran'ny asan-devoly @ Tenin'Andriamanitra ? Raha misy olona tsy miombona @ Kristy aloha mety tratra fa i Andriamanitra ve tsy mahery lavitra nohon'ny devoly sady tsy miaro ny olona tia azy no ahafahanareo mitompo teny fantatra hoe mandaitra foana ireto asan-devoly sy ody gasy ireto ?
Mbola ho ory foana ity Madagasikarantsika ity raha izao no mitohy.
aza mba adino fa jesosy ange tam le nalain ny devoly fanahy tsy niady tamin izy ireo e fa noroahany hiala teo aminy fa tsy oe andao hanao totohondry hiady aminy ny tiana ho lazaina