vacances 2007 namana serasera dago any Mahajanga

1. glou ( 19/03/2007 15:32)
Dia faly manoratra eto indray zany ny tenanay, tapaka t@ fivoriana nataonay fa ho raiketina ihany ilay sortie @ grande vacances any Mahajanga,fa ny daty no nahemotra kely noho ny fangatahan' ny be sy ny maro satria tena tafalatsaka ao anaty jeux des iles ilay daty nomena teo aloha ka nahemotra depart Tana jeudi 23 Aout maraina ary miverina jeudi 30 maraina, ny toerana hipetrahana sy ny transport dia efa voaomana ka ny participation dia 500.000fmg na 100.000 ariary compris ny transport ,ny sakafo ary ny hofatrano; fa ny ankoatry izay dia samy mamoaka vola ampaosy, hisy ny fisoratana anarana ho an' izay andeha mba hahalalana ny isan' ny olona tapakevitra ny andeha ka ny fara fisoratana anarana dia 30 juin ka izay dilan' io dia tsy mandray intsony izahay, ny fomba fandoavana ny participation dia efa afaka mandray izahay mpikarakara zao ka izay fomba fandoavanao azy càd ohatra manana 100.000fmg ianao @ ty mois ty dia afaka raisinay izany fa tokony ho feno io vola io mandrampahatongan' ny fin juin , NB: ny vola efa lasa dia tsy miverina intsony n' inoninona tsy fahafahana omena RECUE izay mandrotsa-bola , ary omena etsy ambany ny laharana hiantsoana ireo olona afaka mandray ny participation io:
glou: 0320416886
ravatorano:0320459118
voahirana:0331260987
dia manantena fa be ny andeha satria vitsy ny mpinamana manaovoyage organisé toy izao ka mino izahay fa hahafinaritra io 1 semaine hiarahana miaraka io

glou_
novalian'i karinah ny 17/06/2007 22:00
2. voahirana ( 19/03/2007 15:45)
Dia faly mampirisika antsika indray izany izay maniry ny te-mba hiaraka hanao vacances e!!! ny faniriana izany dia mba ho betsaka isika no hande amin'io fotoana io sa tsy marina izany!!!! dieny izao dia efa manao tahiry kely eny anjorony eny mba hanampiana ny enti-manana amin'io fotoana io dia maniry ny fahatongavantsika maro ary e!!!
Tena ahafinaritra io an!!!
Zah alou hande e!!! na dia hifoka ilay rivo-dranomasina fotsiny aza e!!!
de mazotou daholo ry zareo annnnn!!!!!!!
3. ikaretsaka ( 19/03/2007 17:53)
tena 30 jiona ve nyfara fisoratana anarana?? aiza kos'eeee:cry:
4. mandrak ( 19/03/2007 21:30)
misaraka ve ny la sy ny vavy? :-*
5. Vahinala ( 19/03/2007 21:47)
Hummmm interesa be, andraso hijery programa ndray aloha so d mba mety. 500mil isaky ny olona izany ? Araka ny zaza mandoa sa tsia ? Ngo d misara trano ny mpivady ?:?
6. naritsimba ( 20/03/2007 08:15)
Salut! hay tena niova ve ilay daty kle, aleo indray aloha handamina prôgrama, mbola tsy afaka hanome valinteny aloha izany ny tenanay raha izao fiovana izao fa dia miankina @ ato am-piasana ihany io.
Izay vonona dia mandrotsaha ry zalahy sy zavavy ah!

vahinala> tena marina ny fanontanianao ka, ahoana raha mitondra zaza sy vady?
7. avana ( 20/03/2007 13:23)
din,
zay miasa b amzany (za koa ts afaka fôna!) :roll:
8. watafon ( 20/03/2007 20:39)
Glou : humm ! misaotra anreo mpikarakara e! zay ahay lesy le daty fa mety tsara k ! efa soraty any ny anarako zany kou ! hihihi! sa aleo miandry ny 30 jona v ?
9. melody ( 20/03/2007 22:18)
mazoto sy marisika b mintsy ange i watafon izany e.... izaho dia mitovy @ 'avana', tena ao anatiny asa b mintsiny @izany, dom:(
10. fijo ( 20/03/2007 23:29)
tena efa tafaverina izahay amin'izany kle.:oops:
11. sasa ( 21/03/2007 04:33)
Dia mamporisika antsika rehetra indray izany amin'io vacance io fa tena hahafinaritra be io, za aloha hande mintsy, efa manangombola za io mantsy
watafon hi hi hi hi hi hi aleo ny anaran'lah tsy soratana fa sao hanahirana eo
Vahinala mahazo mitondra vady amanjanaka mintsy, na sipa aza afaka entina ihany koa, fa refa olon-dehibe izany ilay entina d mandoa participation mitovy, raha zaza latsaky ny 5ans mety tsy olana fa raha vao mihoatra anzay d'efa mandoa mitovy satria mila place 1 iny.
Izay tsy afaka d aza miteny fotsiny hoe tsy afaka fa mba entano izay afaka zany e:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Mandrak mbola tsy fantatra fa miankina.
fijo elah aza matahotra anzany fa afaka mahita anay foana anie na tsy mande majunga aza
12. fasaly ( 21/03/2007 06:53)
mazotoa dool fa tena tsy tratrako izany e!:?:-*
am manaraka njay zany fa de miaraka aminareo am eritreritra any mahajanga,
sasa: fa njy hitako ihany an!:wink::-*:-D:-D:-D
13. ari.malala ( 21/03/2007 08:08)
d'efa mirary anareo hanao vacs milay b fa za sady ts mahazaka tôbil fa mandoa isapandehanana, no ts afaka mints amzany..:-( mahavità be e
14. ikaretsaka ( 21/03/2007 13:31)
za tena tsy haiko mihitsy ny demain ko ravato an...
15. rapala ( 21/03/2007 17:05)
tiako b majunga saingy tsy afaka... mazotoa daholo izay handé d mirary vacs sambatra :-*
16. watafon ( 21/03/2007 20:42)
sasa : fa manin ndray zao ny anarako no tsy azo soratana lesy :?::-D:-D
rapala : sôtsa e! :-*
17. fijo ( 21/03/2007 22:59)
fasaly koa ngaha any jolay????tongava fa ataontsika ripaka ny masikita sy lasary e.
18. sasa ( 22/03/2007 04:41)
watafon ka efa hoe tsy azo soratana koa no comment io hi hi hi hi
fasaly ye na tsy za irery aza fa ampiana namana hafa tsy maninona fa mila organisena tsara fotsiny akia
fijo hi hi hi hi hi malahelo maskita angaha elah, ary misy fihinanay sy ry watafon izay, d asiana mangazo sy pakopako hummmm milay an
19. watafon ( 22/03/2007 08:45)
humm! hafana ny volana jolay aty zany fa hitako eto sahady kle !
20. rapala ( 22/03/2007 16:35)
tena hafana marina io volana io an, sambatra daholo ianareo rehetra izay afaka hande, aza hadino ary ny sary e!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0871