vacances 2007 namana serasera dago any Mahajanga
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
61. fijo
(
11/04/2007 22:07)
ka izay le olana anie e,le miverina .fa ny frais itako io lazain'ialahy io ka
![](https://avatar.serasera.org/3329962f98be780b2e2eed61897774b5.jpg)
68. mbaliana
(
16/04/2007 10:25)
fijo> zay tsy be menomenona koa be an'ity zahay :-*:-*:-*:-*:-*:-* mo wata 0?
![](https://avatar.serasera.org/1f9516e858610148c44638a604e68f8f.jpg)
69. Angie
(
17/04/2007 08:22)
za alou ato marary fo mihintsy ato mahita ity resaka ity e. noho ny olana teknika @ asa dia mety tsy ho afaka handeha @ io fa ny olana iray koa dia tsy misy place intsony ny retour mois d'aout, efa nasesy ny agence rehetra.
Ny hany hita dia mois de juin retour juillet ihany ka dia akory atao fa tsy misy mampionona aza moa mionona maika fa mahita anareo marobe hirevy toy zao tsy hamono tena ve no hiafarako ato.
Dia ho hita eo
DS: Tsy mety @ nay less lay miala any France