vacances 2007 namana serasera dago any Mahajanga
21. karinah
(
22/03/2007 18:39)
glou:ho avy oooooh!:-*:-*:-*
Dia faly manoratra eto indray zany ny tenanay, tapaka t@ fivoriana nataonay fa ho raiketina ihany ilay sortie @ grande vacances any Mahajanga,fa ny daty no nahemotra kely noho ny fangatahan' ny be sy ny maro satria tena tafalatsaka ao anaty jeux des iles ilay daty nomena teo aloha ka nahemotra depart Tana jeudi 23 Aout maraina ary miverina jeudi 30 maraina, ny toerana hipetrahana sy ny transport dia efa voaomana ka ny participation dia 500.000fmg na 100.000 ariary compris ny transport ,ny sakafo ary ny hofatrano; fa ny ankoatry izay dia samy mamoaka vola ampaosy, hisy ny fisoratana anarana ho an' izay andeha mba hahalalana ny isan' ny olona tapakevitra ny andeha ka ny fara fisoratana anarana dia 30 juin ka izay dilan' io dia tsy mandray intsony izahay, ny fomba fandoavana ny participation dia efa afaka mandray izahay mpikarakara zao ka izay fomba fandoavanao azy càd ohatra manana 100.000fmg ianao @ ty mois ty dia afaka raisinay izany fa tokony ho feno io vola io mandrampahatongan' ny fin juin , NB: ny vola efa lasa dia tsy miverina intsony n' inoninona tsy fahafahana omena RECUE izay mandrotsa-bola , ary omena etsy ambany ny laharana hiantsoana ireo olona afaka mandray ny participation io:
glou: 0320416886
ravatorano:0320459118
voahirana:0331260987
dia manantena fa be ny andeha satria vitsy ny mpinamana manaovoyage organisé toy izao ka mino izahay fa hahafinaritra io 1 semaine hiarahana miaraka io
glou_
22. karinah
(
22/03/2007 18:41)
fijo:ary zah,hihihihi, any mifankahita zany oooh!
fasaly koa ngaha any jolay????tongava fa ataontsika ripaka ny masikita sy lasary e.
23. mamzelkely
(
23/03/2007 10:43)
za klou tena mbola point d'interrogation be satri ts hay na ahazo congé na tsia satri amin'io mits ny tena fanamboaran-dalana de mety tena miasa be amin'io zany :?
24. fasaly
(
23/03/2007 21:04)
fa angah njy manamboatsa lalana no hoe tena miasa be am fanamboarandalana ry maz :roll::-D:-D:-D
ao fa ny atsika atao milay refa tsy tsatsa ny any jangil aky an! hummmmmmm.....aza matawatsa e!
atao eo anosy ny atrika:?
ao fa ny atsika atao milay refa tsy tsatsa ny any jangil aky an! hummmmmmm.....aza matawatsa e!
atao eo anosy ny atrika:?
25. fasaly
(
23/03/2007 21:05)
fijo: hihihihih ataotsika ripaka wa e! eny à mahamasina e! mila tonga aloha de mahazo sogany bdb fa am valo alina eny efa lany aby ny matsiro:?
26. fijo
(
23/03/2007 23:13)
wata an,elahy ngah ahafaka miakatra ao tana amin'io????milay be fa tongava raha hafaka,fa hiala ny hatsiaka eo ka.
fasaly an,ka raha lany dia mitady hafa indray ko.raha tratra maraina dia avadika revy mofogasy eny analamahintsy
fasaly an,ka raha lany dia mitady hafa indray ko.raha tratra maraina dia avadika revy mofogasy eny analamahintsy
27. mamzelkely
(
24/03/2007 07:53)
fasaly ts hoe manao lalana fa miasa am mpanao lalana de miasa be aty apesana :-D:-D:-D:-D
za klou de efa mianjy sady za efa niteny tamlm akamatiana fa ho avy njy ;) izy manko hitako teny am aéroport ;) ripaka ny tanàna anjona hayy ts anjiko ery 8):-D:-D:-D
za klou de efa mianjy sady za efa niteny tamlm akamatiana fa ho avy njy ;) izy manko hitako teny am aéroport ;) ripaka ny tanàna anjona hayy ts anjiko ery 8):-D:-D:-D
28. watafon
(
24/03/2007 09:37)
fijo: le vakansa août aloha mifanandrify tsara @ fiakarako tanà mihitsy e! ny jolay mantsy za any @ 10 any ho any no miverina miasa e !
mamz : :-*
mamz : :-*
29. melody
(
24/03/2007 21:52)
ka midika ange izany fa tsy ho afaka ihany koa i watafon izany ry fijo e:wink:
30. watafon
(
27/03/2007 09:48)
melody : le any mahajanga za afaka k ! fa raha tonga aloha anreo @ jolay d mil ay b !
31. melody
(
27/03/2007 17:45)
sambatra i watafon izany afaka f'izaho wah tsy afaka tena tsssssssssssssss
32. fijo
(
27/03/2007 22:48)
ok fa any izany mihaona e.ao fasaly fa itondrako fofona masikita ndry an
33. sasa
(
28/03/2007 04:47)
fasaly hi hih i fofona masikita ve akia mba entin'i fijo ho anjy aza manaiky anzany akia an
34. mbaliana
(
28/03/2007 08:58)
lazalazo eto aloha ny progr sao mba manidina tampoka anay e...:-D:-D:-D=))=))=))
35. watafon
(
28/03/2007 09:58)
mbaliana: manan'elatra nga ndry ? :-D:-D:-D
melody: za zany mihitsy k ! :-D:-D:-D:-D
melody: za zany mihitsy k ! :-D:-D:-D:-D
37. mbaliana
(
28/03/2007 18:58)
watafon> yeee .. rehefa misy ny fotoana dia ny drala dia ny place :-D:-D:-D
39. lo
(
29/03/2007 03:24)
hummm...tsy hay raha ahazo congés amzany fa tsy afaka ovaina loatra ny planning ao ampesana nefa efa voapetraka tamle daty teo aloha...hita eo ry zareo a, refa tsy tafa congés d miala aty zomà al za d miverina lahady maraina :wink:
40. fijo
(
29/03/2007 04:44)
izay koa no olan'ilay nivadika ko.efa voahomana le taloha de nivadika tampoka