vacances 2007 namana serasera dago any Mahajanga
![](https://avatar.serasera.org/e842795b282293fd61bc294c49edb12b.jpg)
84. mozart
(
11/05/2007 17:51)
kôzy zay raha manan an'zany vola zany! mbola alamina aloha e! ny fotoana ndray malalaka tsika fa ny $$$$$$$ zao no angonina!izahay mivady dia n y zanakay 2ans, 1.500.000 fmg zany!!!!!:?::?
![](https://avatar.serasera.org/3329962f98be780b2e2eed61897774b5.jpg)
86. mbaliana
(
14/05/2007 20:56)
inn ity resaky i mozart..
fijo> za mba gaga .. iza no tsy hitazona ny azy
fijo> za mba gaga .. iza no tsy hitazona ny azy
![](https://avatar.serasera.org/3329962f98be780b2e2eed61897774b5.jpg)
89. mbaliana
(
17/05/2007 11:37)
na milay kosa aza rehefa tsy any le drala atao ahona .. mionona amin'ny ananana
![](https://avatar.serasera.org/e934a003cf0c658552a3aa9bb9a68dfa.jpg)
95. marclagon
(
10/06/2007 16:16)
salu daholy
c'est dommage pour moi:lol:, je quitte mada le 22 aout j'aurais pas la chance de faire la connaissances des autres menbres. bein j'espère qu'il aura une autre:D. sur ceux je vous souhaite à tous des joyeuses vacances:*,

![](https://avatar.serasera.org/d436bfa09d74849ea7a033461c878cce.jpg)
97. fonbrengberk
(
16/06/2007 14:01)
dia ny 30 juin tokoa ve ny farany ????????????Satria aho vao izao vao nahafantatra ilay vacances organisé io ka nefa tena intéréssant be ilay izy sady koa ao anatiny voyages ko any Madagasicar raha ao anatin'ny mois d'août tokoa ilay izy
MERCI
FONBRENGBERK
MERCI
FONBRENGBERK
ikaretsaka:
tena 30 jiona ve nyfara fisoratana anarana?? aiza kos'eeee:cry:
![](https://avatar.serasera.org/d436bfa09d74849ea7a033461c878cce.jpg)
98. fonbrengberk
(
16/06/2007 14:14)
samy manana ny chambren'ny ve ny tsirairay sa dia mitambabe amin'ny maro ??? toraka izany koa ve na ny lahy na ny vavy????????????