vacances 2007 namana serasera dago any Mahajanga

41. mbaliana ( 29/03/2007 10:11)
fijo> place any @ voromanidina anie zany e
42. fijo ( 29/03/2007 21:42)
misy foana any wa
43. sasa ( 30/03/2007 04:50)
fijo tsy maintsy navadika fa raha le daty teo aloha iny vao maika bobaka no tsy afaka hi hi hihi za anisany,
lo mety mintsy le hoe miainga vendredi d miverina alahady maraina, mety hoe namako elah amin'io hi hi hi hi hi
44. mamzelkely ( 30/03/2007 11:56)
watafon ela marina za zay sady ts niresaka tam lah no ts nanao :-*:-*:-* an lah:-*:-*:-*
45. Fiffi ( 30/03/2007 19:31)
fa aiza no ahitanareo an'zany billet mora zany ? corsair zao no hitako fa 1440€ klé ! ny air mad sy ny hafa ...aoka fotsiny !
46. fijo ( 30/03/2007 22:22)
efa lany io fa promo anie e;betsaka izao ny olona no mimenomenona fa 1660€ hono no itany
47. mbaliana ( 31/03/2007 22:20)
:?:?:?
48. Fiffi ( 01/04/2007 17:53)
mbaliana: marina akia io an ! tena nihakatra beeee le izy....
49. watafon ( 01/04/2007 20:20)
mamzelkely ::-* marina mitsy zany eo ary alou e! :-*:-*:-*
50. mbaliana ( 02/04/2007 09:36)
ary ity watafon ity raha hanararaotra hi :-*:-*:-*:-* champion mihitsy :-P:-P:-D:-D:-D:-D=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^=))=))=))
51. Fiffi ( 03/04/2007 07:54)
:-D:-D:-D
52. watafon ( 03/04/2007 09:56)
mbaliana : fa ahoana :?: tsy aleondry v :-*:-* foana toy izay :twisted: e !=))=))
53. Fiffi ( 03/04/2007 14:53)
zany ange hoa eh ! zah aloha humm....aleko lavitra :-*:* eh ! hihihihi
54. fijo ( 03/04/2007 22:50)
mbaliana an,de tohano ao aloha ny glace ao itali e
55. watafon ( 06/04/2007 10:37)
mbaliana an ! aiza ndry e !:-*
56. fijo ( 06/04/2007 19:59)
natory ngamba letsy fa vizaka an
57. ds ( 07/04/2007 22:16)
Corsair => 08 aogositra - 10 septambra = 893 euros.
Misy milaza tsy mahita toerana na hoe lafo be (maherin'ny 1400 EUR). Fa aiza ary ianareo no mitady bileta :-(. Izaho aza nanenina fa efa voaloa daholo kanefa hidina izao ny saran-dàlana atsy ho atsy. Lasa nitombo manko ny zotra miainga avy eto Frantsa.
58. mbaliana ( 10/04/2007 19:22)
watafon> eny aleo ihany aloha iny fa na izany aza aza dia manararaotra e.. :-*:-*:-*
fijo> tena vizana mihitsy fa be dia be ny natao e.. ten zany glasy zany zao no ahazoana aina... misaotra ain'ny toro-hevitra e
ds> zany ve? misaotra ihany aloha e,, fa aoka aloha hisaintsaina ndray :-P
59. fijo ( 10/04/2007 23:30)
ds,billet rahoviana aloha izany mihena izany???fa raha mandeha juillet ka hiverina aout efa sahirana ihany kle.
60. ds ( 11/04/2007 11:33)
Diso ny nosoratako teo : 983€ fa tsy 893€.
Misy zotra mandalo Maurice samy manao Air Mauritus sy Corsair. Raha hiverina volana août aloha dia tsy misy toerana intsony e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2835