Ohabolana mahatsikaiky nefa mahakasika antsika rehetra

1. sambatra ( 22/02/2007 18:41)
Nandinika ny Ntaolo malagasy :

"""Tsara vitana toy lehilahy be filahiana latsaka an-drano ka natsingafon'ny voany."""
novalian'i Stretch ny 02/03/2007 18:17
2. nikopol ( 22/02/2007 18:47)
"mahavoa indroa toy ny mpanihika, ny tsondro azo ny fivaviana voasasa"
3. xxx ( 22/02/2007 18:56)
:evil:
4. nikopol ( 22/02/2007 19:13)
" aza manao toy ny rafaotsy be tratra nagala-pary, ny fary tsy azo ny fivaviana feno lay"

tena nahay nandinikina ny ntaolo malagasy
5. simplex ( 22/02/2007 19:19)
"mahavoa indroa toy ny tovovavy mangala-pary, ny fary azo @ alina mangididy"
6. lanto ( 22/02/2007 20:27)
Manao rafotsibe mita tatatra ka manitatra ny efa mikombona
7. patrick2002 ( 22/02/2007 21:02)
voa roa sahala @ anti-dahy nampiaka-bady tanora ,ny eritreritra tsy mitombina, nefa ny filahiana maty an-davaka.:lol:
8. xxx ( 22/02/2007 21:17)
Miresa-pilahina ohatra ny serasera lany pasy.
9. bibilax ( 22/02/2007 21:26)
69 @bangaridana mitovy daholo ny ambony sy ny ambany , hihihihihi,TApohiny vao nanao sipa ka misioka ampangerena, hahahahahah hihihihi,Matoky be vavavody ka mitelina voanjavoka , hihihihahahahah @ manaraka indray tohizana izay mila e ok a
10. ikaretsaka ( 22/02/2007 21:36)
basivava mivalandrivotra: mifameno ny ambony sy ny ambany
11. jefra ( 22/02/2007 21:55)
Mitangorom-poana tahaka ny parasy ambodin’alika, tsy manan-kevitra fa mizaha hafanana.
12. vale ( 22/02/2007 22:21)
sambatra: hihihihihi
13. xxx ( 22/02/2007 22:29)
mivoaka , miditra .. toy ..... toy .. toy ny lelon-jaza :lol:
14. karinah ( 22/02/2007 22:32)
:roll:izany ve de hiafenana hihihihihihi
15. Lalah ( 23/02/2007 03:13)
"Manaonao foana hoatran Andriamanitra nanao voay, sady ratsy tarehy no mihinan olona"
16. Lalah ( 23/02/2007 03:24)
Rafotsy be mikapa amoro-tezana, latsaka alohan ny tainy, hi hi hi hi
17. Lalah ( 23/02/2007 03:26)
Hoahy, mba fafao kely ry Hery reo fa za nieritreritra hoe fampihomehezana ranoray, za tsy namaky ny titre, azafady e!
18. rivorijasoa ( 23/02/2007 04:27)
hi hi hi hi ha ha ha ha!
19. bibilax ( 23/02/2007 06:57)
slt : voa doubles otrany renina akoho ny loha vokaikitra ny vody vopopy, hihihihihih;manalasala otrany mihanika coco mitaingina andreniny vao mihinana anjanany , hihihihahahahahaha mbola tohizana ve
20. Drie ( 23/02/2007 07:52)
Aza manao toy ny fivaviana ; voky vao rarak'ivy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0738