Ohabolana mahatsikaiky nefa mahakasika antsika rehetra
1. sambatra
(
22/02/2007 18:41)
Nandinika ny Ntaolo malagasy :
"""Tsara vitana toy lehilahy be filahiana latsaka an-drano ka natsingafon'ny voany."""
"""Tsara vitana toy lehilahy be filahiana latsaka an-drano ka natsingafon'ny voany."""
répondu par Stretch le 02/03/2007 18:17
2. nikopol
(
22/02/2007 18:47)
"mahavoa indroa toy ny mpanihika, ny tsondro azo ny fivaviana voasasa"
4. nikopol
(
22/02/2007 19:13)
" aza manao toy ny rafaotsy be tratra nagala-pary, ny fary tsy azo ny fivaviana feno lay"
tena nahay nandinikina ny ntaolo malagasy
tena nahay nandinikina ny ntaolo malagasy
5. simplex
(
22/02/2007 19:19)
"mahavoa indroa toy ny tovovavy mangala-pary, ny fary azo @ alina mangididy"
7. patrick2002
(
22/02/2007 21:02)
voa roa sahala @ anti-dahy nampiaka-bady tanora ,ny eritreritra tsy mitombina, nefa ny filahiana maty an-davaka.:lol:
9. bibilax
(
22/02/2007 21:26)
69 @bangaridana mitovy daholo ny ambony sy ny ambany , hihihihihi,TApohiny vao nanao sipa ka misioka ampangerena, hahahahahah hihihihi,Matoky be vavavody ka mitelina voanjavoka , hihihihahahahah @ manaraka indray tohizana izay mila e ok a
11. jefra
(
22/02/2007 21:55)
Mitangorom-poana tahaka ny parasy ambodin’alika, tsy manan-kevitra fa mizaha hafanana.
15. Lalah
(
23/02/2007 03:13)
"Manaonao foana hoatran Andriamanitra nanao voay, sady ratsy tarehy no mihinan olona"
17. Lalah
(
23/02/2007 03:26)
Hoahy, mba fafao kely ry Hery reo fa za nieritreritra hoe fampihomehezana ranoray, za tsy namaky ny titre, azafady e!
19. bibilax
(
23/02/2007 06:57)
slt : voa doubles otrany renina akoho ny loha vokaikitra ny vody vopopy, hihihihihih;manalasala otrany mihanika coco mitaingina andreniny vao mihinana anjanany , hihihihahahahahaha mbola tohizana ve
