Ohabolana mahatsikaiky nefa mahakasika antsika rehetra

41. sitlo ( 24/02/2007 17:35)
Raha manja be izany ilay olona nefa tsy misy bika mihitsy dia atao fitia paraky.
Hevitr'akoho izany an

http://www.dailymotion.com/visited/search/les%2Bwampas/video/x4fm1_les-wampas-manu-chao
42. Stretch ( 24/02/2007 17:43)
tsy azoko ny hidiran'ny paraky am le kilipy
43. sitlo ( 24/02/2007 17:46)
:-D, ko nga moa za niteny hoe misy idirany

mba tia hietsiketsika vao mifoha fotsiny ny ol
44. pakopako ( 24/02/2007 20:21)
Kamboty be filahiana ka ny tampom-pivaviana ny tanindrazany:-D:-D
45. tslem ( 24/02/2007 21:44)
:roll::roll:
46. sitlo ( 24/02/2007 22:24)
:roll::roll:
47. ikalapeta ( 24/02/2007 22:43)
tslem:

:-D:-D:-D:-Dtambawax manao fotolozy, ny voditongotra vakivaky ny hohotongotra lava be=))=))=))
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:


48. ikalapeta ( 24/02/2007 23:31)
tslem sy sitlo::roll::roll::roll::roll::-D
49. Stretch ( 25/02/2007 13:02)
kalapeta naninnn njy menatra tamle tambawax ?
:oops:
50. tslem ( 25/02/2007 13:09)
tandremo manao ôtran ikalapeta, ny maso miodikodina dia avy eo mivanitika :-D:-D:-D
51. vale ( 02/03/2007 15:26)
:-D:-D:-D tslem
52. Stretch ( 02/03/2007 18:17)
manaôna vale

tsy ratsy ny ohabolan - tslem
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458