Ohabolana mahatsikaiky nefa mahakasika antsika rehetra

21. perfect ( 23/02/2007 10:05)
makorel retraité ka taimpivaviana no pension
22. tslem ( 23/02/2007 10:08)
variana loatra mi-forum, ny vary tsy masaka ny laoka may:-D:-D:-D
23. karinah ( 23/02/2007 15:02)
Drie:

Aza manao toy ny fivaviana ; voky vao rarak'ivy.
hihuihihi, ary ny filahiana ndray hoe?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:


24. dadasy ( 23/02/2007 18:50)
ilay izy hoe resaka filahiana sy fivaviana daholo ve no tena mahatsikaiky aminy? 8O:(
25. pissoa ( 23/02/2007 19:51)
tsy hita e :{:-D
26. Stretch ( 23/02/2007 21:46)
refa tena zohina le ohabolana de fifaliana am fahavoazan'ny hafa fotsiny.

fa ny an'i tslem zao =D
varina lôtra mi forum . . .
27. antandroy ( 24/02/2007 08:16)
totozy kely mangetotra anaty lavenona ka sempotry ny nataony.
sola miloloha voatavo ka tafaray samy malama
sola mangery diavolana ka tsy fantatra ny lohany sy ny vodiny
sola mividy fihogo ka volotratra ve no atao vakitapona sa volonkelika no atao soribilana
=))=))=))=))=)):b:b=D^:^
28. Stretch ( 24/02/2007 08:41)

f'angà ny avy any tolozy sola ? ?

=))
29. tslem ( 24/02/2007 08:59)
:-D:-D:-D:-Dtambawax manao fotolozy, ny voditongotra vakivaky ny hohotongotra lava be=))=))=))
30. Stretch ( 24/02/2007 10:08)
tslem> tokony hanao bôty zany le tambawax an !:-w

sinon de weeen beuuuuu !
31. tslem ( 24/02/2007 10:59)
baoty dé pli , lé PIM an BATA :-D:-D:-D
32. baw ( 24/02/2007 11:10)
tsy maharaka za fa tsy quoi miteny PIM bôty dé pli nareo d za miteny le kiranil poopy
33. tslem ( 24/02/2007 11:13)
kiraro mihaja, aigle d'or :-D:-D:-D
34. baw ( 24/02/2007 11:41)
kiraro sy bôty aigle d'ooorrrrr oh oh oh :-D
35. Stretch ( 24/02/2007 16:44)
ny kiiiirrrraro batà ! drrrrrrrrrn

tairo ndray le ôbolana hafa fa tsy . . .
lasa or sizé eo
36. tslem ( 24/02/2007 16:47)
variana mijery ny hakanton'i stretch, ny sera² afa-po ny forum voavaly :-D:-D
37. Stretch ( 24/02/2007 16:51)
inn ary ty or sizé ty .
:-w
tsy azo ?
ary aza dokafana mafy be a :-$
fa manjary manitsaka am bôty de pli
38. tslem ( 24/02/2007 16:53)
:-D:-D:-D
39. sitlo ( 24/02/2007 16:54)
hmmmmmmmmm (l)
40. Stretch ( 24/02/2007 17:03)
Eo ary

aza atao fitia paraky ,ka atreo ambava miakatra iany:-D :-D

hay v reny paraky reny mo apekarina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075