lehilahy tsy vanona
1. miorafitia
(
22/02/2007 16:47)
manadala ny namako be ny sipako taloha. mbola te hisarika ny saiko hiverina aminy ve no dikan'izany sa tena olona tsy vanona izy?
novalian'i vale ny 23/02/2007 22:10
2. nikopol
(
22/02/2007 16:52)
Mety tsy hisy idiranao intsony ilay izy ka, fa aiza moa no maha tsy vanona azy amizany? efa vita tanteraka ny aminareo?
3. mercure
(
22/02/2007 16:53)
Ny zavatra sur aloha dia te hanao izay hahasaro-piaro anao izy e. Tsy tantin'ny olona manko izany hoe ampifandimbiasina izany ny mpiray tampo na ny mpinamana akaiky. Dia raha izay dia tsy alehany marina izy.
4. Fiffi
(
22/02/2007 16:56)
miorafitia:ka raha manadala ny namanao izy ....aiza ny olana ? fa nga raha niaraka nareo taloha de tsy azony hatao ny manadala ny namanao ?:roll:
manadala ny namako be ny sipako taloha. mbola te hisarika ny saiko hiverina aminy ve no dikan'izany sa tena olona tsy vanona izy?
Nga raha manadala ny namanao izy de midika hoe te-hiverina @ nao ? :roll:
fa TSY VANONA ahoana zany ? :roll::roll: tsy azony hatao zany ny manadala ny namanao ????? de midika ve zany hoe tsy vanona izy ???? :roll::roll:
5. simplex
(
22/02/2007 16:59)
Ra izy no mampresaka ny namanao d zony tanteraka izany :P fa ra ny namanao no manaiky hiaraka aminy, d deugeulas tsy vanona ;-)
ra za enao allumer-na kou ny namany :°):P:roll:8)8)
ra za enao allumer-na kou ny namany :°):P:roll:8)8)
8. fasaly
(
22/02/2007 17:03)
amiko aloua dia fandrakitana anao fotsiny e! tiny mbola hirona any aminy enao de fomba hanodinanay anao de rangitiny teknika aby zany lol!:-P:°) aza taitra amzany hihih!
10. Samoana
(
22/02/2007 17:07)
Matahotra ny ho very namana miora de ny sasany indray no lazaina fa tsy vanona an !
11. Fiffi
(
22/02/2007 17:10)
na inona na inona kosa aloha tsy nanao ratsy an'i miorafitia le bandy ka tsy rariny kosa angamba no hanaovana azy hoe "tsy vanona" an ! :x
12. fasaly
(
22/02/2007 17:10)
simplex:
Ra izy no mampresaka ny namanao d zony tanteraka izany :P fa ra ny namanao no manaiky hiaraka aminy, d deugeulas tsy vanona ;-)
ra za enao allumer-na kou ny namany :°):P:roll:8)8)
eka ouz! manohana ny hevitrao ra simp!:-P allumer ko tokotrany mou zany:-P:-D
13. nikopol
(
22/02/2007 17:19)
fasaly sy simp , nareo kosa tsy mahay mamela eloko araky ny tenin'i prime
15. booboo
(
22/02/2007 17:26)
Mety tsy hisy idiranao intsony ilay izy ka, fa aiza moa no maha tsy vanona azy amizany? efa vita tanteraka ny aminareo?
ny mot important aminty resaka ty : "taloha "
efa vita ny anareo?
miombon-kevitra/fanontaniana @ Nikopol
17. fasaly
(
22/02/2007 17:45)
nikopol:
fasaly sy simp , nareo kosa tsy mahay mamela eloko araky ny tenin'i prime
non! tsy resaka eloka avela na tsia fa fa samy manana ny fiaingany e! na aingampanahy io na aingam-po:-P
tsy hoe bandy tsy vanona izy fa bandy ridiculous be mitsy.....
18. nikopol
(
22/02/2007 17:54)
tsy mitovy nge zany resaka zany e !
X1 niaraka tamin'i Y1 et Y2 naman'i Y1
donc X1 tsy miaraka amin'i Y2
( daccord hatramin'io)
mais : nisaraka i X1 sy Y1
donc :
pour X1 : kelke soit Yj ( 0
X1 niaraka tamin'i Y1 et Y2 naman'i Y1
donc X1 tsy miaraka amin'i Y2
( daccord hatramin'io)
mais : nisaraka i X1 sy Y1
donc :
pour X1 : kelke soit Yj ( 0
20. fasaly
(
22/02/2007 18:06)
niko: azoko ny fandehan'i tantara fa zà manohana ny hevitry simp.....:-P afaka manadàla an'i y2 lay bandy anie! ary ny voalaza etsy ambony tsy mbola miaraka ry zareo fa manadàla fotsiny donk amiko fandrangitana....anlay sipa y1
ka raha izaho ny am place nlay sipa dia io lazain'i simp io no ataoko, ary dégue raha ny namako be no manao ahy anzany.....:-P
ka raha izaho ny am place nlay sipa dia io lazain'i simp io no ataoko, ary dégue raha ny namako be no manao ahy anzany.....:-P
