lehilahy tsy vanona
22. fasaly
(
22/02/2007 18:20)
:-Dvao maika sarotra be ny tantara fa de ho tsy vanona ihany lay bandy raha izany:-D
23. chakkakkely
(
22/02/2007 18:33)
zao anefa ange ry reto eh , ny fitiavana tsy azo ferana , ka ra ohatra kosa aza mifankatia le namany sy le sipan taloha dia diso ve ry azreo , sa diso zany ny mitia , na dia namana aza , mety hoe zay koa ange no nisarahan le bandy tamin le sipa satria tia an le namany izy eh , asa nefa ,
ra ohatra hoe fandrangitamna dia manaiky za hoe tsy vanona le bandy fa ra ohatra kosa tena fitiavana dia tsy hitako zay mahadiso azy ,
ra ohatra hoe fandrangitamna dia manaiky za hoe tsy vanona le bandy fa ra ohatra kosa tena fitiavana dia tsy hitako zay mahadiso azy ,
25. paris10
(
22/02/2007 18:51)
diso daolo ny hevitrareo,ny lehilahy refa mitady vavy dia mitovitovy daolo no jereny sy tiany!refa manmbady indray izy dia jereo fa ny reniny no ataony fitaratra,zay foana no mampisy olana @ rafozana sy vinanto vavy,tsisy madiso azy fa heveriny sy hitany mitovy ianao sy lay namanao,
26. simplex
(
22/02/2007 18:57)
ka izy sy ny reniny nge efa nisaraka e, tsy hitako mintsy ze tsy vanona @ zany :roll:
27. nikopol
(
22/02/2007 18:59)
paris10, izany hoe raha azoko tsara zany dia mpirahavavy ao amin'ny tompo izy mirahavavy mpinamana, satria zanaky ny renin'ilay lehilahy, zany hoe mpiandahy daholo isika rehetra, nefa ve voararan'ny lalan'ny fiarahamonina izany, donc Y1 mbola mirevy an'i X1
33. fasaly
(
22/02/2007 19:16)
chakkakkely:
zao anefa ange ry reto eh , ny fitiavana tsy azo ferana , ka ra ohatra kosa aza mifankatia le namany sy le sipan taloha dia diso ve ry azreo , sa diso zany ny mitia , na dia namana aza , mety hoe zay koa ange no nisarahan le bandy tamin le sipa satria tia an le namany izy eh , asa nefa ,
ra ohatra hoe fandrangitamna dia manaiky za hoe tsy vanona le bandy fa ra ohatra kosa tena fitiavana dia tsy hitako zay mahadiso azy ,
tsy azo ferana ny fitiavana fa afaka kosa "gerer" na tsara.....raha ny sipan'ny namako taloha kosa aloha tsy hiarahako izany e! hé izany izy hoe namako, fatako fa na tsy hiteny aza izy raha misy ny fiarahana dia hankarary fo azy izany ary ny saiko tsy mety...ka asakasaka izay hanao anzany alou...
35. tslem
(
22/02/2007 19:45)
Ny lelah né libre be e, inn no maha tsy vanona azy raha manadala ny namandry izy fa ilay namandry no tsy... aleo atao hoe sakaiza manody e; raha toa ka hanaiky azy .
37. chakkakkely
(
22/02/2007 20:03)
sakaiza manody aona aza , ka ra tena tiany koa le bandy dia aona ? tsy mahazo miaraka ve zany ?ny an dry zareo efa vita koa
38. fasaly
(
22/02/2007 20:13)
na de am maha mpinamana ve de hahavita anzany ???zà aloha tsy maavita e! kozy vré! na tiko toy in aza aleoko mijery hafa! :-P
40. chakkakkely
(
22/02/2007 20:59)
eny eh hafaka mitady hafa ange fa saingy le fitiavana tsy azo ferana eh , betsaka ange no tratran io eh , ary dia alsa mpivady mintsy aza ry zareo avy eo , ka aona zao zany ? efa nahita za , zay no mahatonga ahy miteny hoe ny fitiavana tsy azo ferana , fa ra fandragintana alo dia tena tsy vanona kosa le bandy eh , fa ra tena fitiavana dia tsy hitako zay maharatsy azy alo eh
