lehilahy tsy vanona

41. Fiffi ( 22/02/2007 21:32)
simplex:
ka izy sy ny reniny nge efa nisaraka e, tsy hitako mintsy ze tsy vanona @ zany :roll:
zah mba gaga !


42. sitlo ( 22/02/2007 22:14)
miorafitia> mbola vao manadala ary izy izany.
43. fasaly ( 22/02/2007 22:49)
sitlo:

satria ve enao sipa manaja akama?

:-D:-D:-D:-D ié! sady tia akama kan!

44. fasaly ( 22/02/2007 22:51)
chakkakkely:

eny eh hafaka mitady hafa ange fa saingy le fitiavana tsy azo ferana eh , betsaka ange no tratran io eh , ary dia alsa mpivady mintsy aza ry zareo avy eo , ka aona zao zany ? efa nahita za , zay no mahatonga ahy miteny hoe ny fitiavana tsy azo ferana , fa ra fandragintana alo dia tena tsy vanona kosa le bandy eh , fa ra tena fitiavana dia tsy hitako zay maharatsy azy alo eh


de raha sanatria ka tera pitiavana an'i copain n'i mamanjy zany njy de hitia ihany satria tsy azo ferana ny fitiavana! ah non! zay no lazaiko hoe afaka gerer na izy io fa tsy hoe refa tia de hanaonao foana:°)


45. fasaly ( 22/02/2007 22:55)
zà manokana aloha tsy miaraka mihitsy amzay ex na sipanlay namako akaiky ahy na ny oul manodidina akaiky ahy na de tia toa inona nlay bandy aza, tsy mandry ny saiko ary tsy mety amiko aloha e!:wink:fa zé te hanao afaka manao fa hevitro sy safidko manokana io.... ny fitiavana vokatry ny fo fa ny saina koa no mibaiko na tokony hatao na tsia:°)
46. karinah ( 22/02/2007 23:50)
ye! marina zany, mampiady io! heeeuu, manimba fihavanana ny marimarina kokoa, zah koa ohatra andry izany. Ny fihavanana sarotra be( raha rava) fa ny resaka bandy na sipa misy azo anoloana an'iny foooonaaaaaa,hihih...ohatr'ilay fiteny hoe ny havana havana ihany fa ny vady toy ny tseroka azo esorina:°)
47. karinah ( 22/02/2007 23:53)
miorafitia:

manadala ny namako be ny sipako taloha. mbola te hisarika ny saiko hiverina aminy ve no dikan'izany sa tena olona tsy vanona izy?
sarotra be izany ry miorafitia, efa nihatra tamiko koa io manjo anao io:°), t@ izany dia sady te handrangitra ahy izy no tena te hanadala lay sipa.


48. chakkakkely ( 23/02/2007 00:04)
fasaly, zay alo eh ny olona rehetra samy manana yn safidiny daholo , tena sarotra alo le hoe hiaraka aminy sipan ny namanao akakiky na yn manodidina anao akaiky eh , fa inona no sarotra kokoa , ny manadino an le olona tena tianao be zay mety ho anjaranao ve sa ny mandingana an le mitazona an le principe hoe tsy hiaraka aminy sipan ny enfin ex an ny namana na ny manondidina akaiky ,
nefa koa moa io rehefa anjara tsy ho voasakana zany koa , tsy maintsy hisy moyen hiarahana foana rehefa anjara eh ,
49. karinah ( 23/02/2007 00:09)
faaaaa...tsy vanona izy satria lasa hifandrafy nareo (na de efa tsy miaraka tsony aza) fa efa vita de fantany fa pinamana de mbola kotina, fa raha tsy mapaninona eo @ fifandraisanareo 2 vavy indray aloha tsy olana (amiko)e.:wink:
50. karinah ( 23/02/2007 00:19)
chakkakkely: raha sahala amiko aloh de aleko tsy misy toa izay lay fitiavana misy "ttara" hoatr'hoatran'zany, fa samy manana ny sainy marina moa io .
mbola hafa kokoa lay hoe ahy tsisy rahoraho ity:lol::wink:
51. sitlo ( 23/02/2007 01:17)
tehaka ho an'i fasaly =D

De karinah koa, samy manana ny sainy marina io. Ny gasy ohatra maitso fotsy mena dia ny frantsay manga fotsy mena etsetra etsetra
52. fasaly ( 23/02/2007 06:41)
karinah:

ye! marina zany, mampiady io! heeeuu, manimba fihavanana ny marimarina kokoa, zah koa ohatra andry izany. Ny fihavanana sarotra be( raha rava) fa ny resaka bandy na sipa misy azo anoloana an'iny foooonaaaaaa,hihih...ohatr'ilay fiteny hoe ny havana havana ihany fa ny vady toy ny tseroka azo esorina:°)


ny fihavanana am lay namana akaiky simba nefa tsy hay na haharitra na tsia koa ny fiarahana am lay bandy:? ny bandy koa zarany aza tetziny dool ity sipa rehetra ity anie e! de enao no voa mafy!!!



53. fasaly ( 23/02/2007 06:47)
chakkakkely:


nefa koa moa io rehefa anjara tsy ho voasakana zany koa , tsy maintsy hisy moyen hiarahana foana rehefa anjara eh ,


amiko ny anjara dia enao ihany no manampy ny tenanao amzany fa ny anjara tsy ho tonga tonga fotsiny, omeko ohatra enao , raha ohatra ve enao olona tsy mihetsika mitady asa anefa te hisa fa mitorevaka be miandry hatolotra , dia raha tsy mahita asa mihitsy enao izany de izay no anjara,:roll:
alohan'ny hiarahana am lay namana dia ny saina no mieritreritra, jerena akaiky ny vokany sy ny tombotsoa azo....raha misaina sy mieritreritra hadino foana iny faniriana hiaraka aminy iny, sady nahoana no sarotra hadino, fa angaha efa nisy ny fiarahana no ho sarotra hadino, hafa kely koa izany fitiavana izany....raha ny sainao fotsiny no miteny hoe tsy mety izany ataoko izany de tsy tafa ny fiarahana.....ekeko fa efa nisy ny tranga otrzay fa tsy "saine " amiko aky!:wink:


54. fasaly ( 23/02/2007 06:49)
sitlo: hay ve toi tao e! :wink:^^:-*
55. fasaly ( 23/02/2007 07:08)
:roll: "mal saint" no tiko lazaina etsy ambony fa tsy "tsy saine"

Mpandefa : karinah [ Valio ] 23-02-2007 01:09:31
Lohateny : Re : lehilahy tsy vanona
faaaaa...tsy vanona izy satria lasa hifandrafy nareo (na de efa tsy miaraka tsony aza) fa efa vita de fantany fa pinamana de mbola kotina, fa raha tsy mapaninona eo @ fifandraisanareo 2 vavy indray aloha tsy olana (amiko)e.
ié raha izay azo leferina ihany raha efa niresaka tsara izy roa...fa na izany aza tsy hanao mihintsy aho aleoko mitia oul hafa mintsy, afaka atao anie ny mitia azy am maha mpinamana e! iny aza no manja maharitra mandrakizay :-P:°)
56. kelly13 ( 23/02/2007 11:52)
ny vadin'ny namako (meilleure amie-ko izy) d oul efa niaraka tamiko! tsy nasiko pb mihintsiny ny fiarahandry zareo ary tsy nampiova ny amitié-nay 3.
57. nathie86 ( 23/02/2007 13:42)
ka mety hoe tin'ny kofandry efa tsy nety ny t@ nareo de C l'occasion ou jamais.
Simplex tsy .... kosa izy ra miaraka @le kofa e.
fair-play ki rsy neny an.:)
58. chakkakkely ( 23/02/2007 14:09)
zay ange hoa ry nathie eh mba fair play
59. karinah ( 23/02/2007 14:14)
kelly13: mbola misy izay taveeeeelaa...:-P:-D

sitlo::-P:-P:-P saina atidoha zany fa tsy saina drapeu ry anona a:-P:-D
60. karinah ( 23/02/2007 14:16)
fasaly: tsy dia aziko loatra lay farany:-D:-D:-D:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076