lehilahy tsy vanona

61. karinah ( 23/02/2007 14:19)
fasaly:

karinah:

ye! marina zany, mampiady io! heeeuu, manimba fihavanana ny marimarina kokoa, zah koa ohatra andry izany. Ny fihavanana sarotra be( raha rava) fa ny resaka bandy na sipa misy azo anoloana an'iny foooonaaaaaa,hihih...ohatr'ilay fiteny hoe ny havana havana ihany fa ny vady toy ny tseroka azo esorina:°)


ny fihavanana am lay namana akaiky simba nefa tsy hay na haharitra na tsia koa ny fiarahana am lay bandy:? ny bandy koa zarany aza tetziny dool ity sipa rehetra ity anie e! de enao no voa mafy!!!




eka!...fa na bandy sérieu aza tena tsy manao zah, hoe efa sisan'ny namako:°),...hihihihihihi


62. nathie86 ( 23/02/2007 14:24)
"tsy ilay nisolo ny toerana no ankahalaiko fitia tsy azo ferana ny fahavaloko hajaiko" hoy ny tononkira zay.
63. karinah ( 23/02/2007 14:30)
tslem:

Ny lelah né libre be e, inn no maha tsy vanona azy raha manadala ny namandry izy fa ilay namandry no tsy... aleo atao hoe sakaiza manody e; raha toa ka hanaiky azy .
tslem::wink:misy de misy tkoa ny sakaiza manody:P


64. karinah ( 23/02/2007 14:31)
nathie: marina ouz:wink:
65. sitlo ( 23/02/2007 14:59)
karinah:

misy de misy tkoa ny sakaiza manody:P


Ndesoka ve

66. fasaly ( 23/02/2007 16:07)
karinah: fita wa! tena ambompo tsara fipetraka aky zany hoe sisan'ny namako zany tsy tiko a!:wink::-D:-D:-D

kelly: ka ny anareo angamba taty aoriana ela be vao fantatra hoe hay lasa vadin'i meilleure amie njy lay ex ndry fa raha otran'ty cas raika ity hoe vao misaraka izy mitsamy de iny fa idiranlay meilleure amie lay bandy! dégue be zany alou e!
67. vale ( 23/02/2007 20:15)
ye! hihihihihihi...:P



68. sitlo ( 23/02/2007 20:49)
tadidiko io ye! hihihi io an, sao dia manao xxx amin'io rehefa manakiana ana eo. :@
69. fasaly ( 23/02/2007 21:02)
:-D:-D:-D:-D io fa torakovitra:{:{:{
70. Fiffi ( 23/02/2007 21:46)
:-D
71. vale ( 23/02/2007 22:10)
sitlo: ountsss, be de beee ny panao an'ioooo:-D:-D:-D:-D


ngah sitlo no kihaniko fa ny resaka,hihihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2993