RNS 2007- Vichy

1. Samoana ( 01/02/2007 15:20)
7 sy 8 Avril.
Mbola mazoto ny hiaona ve ireo namana am-polony nanatrika RNS t@ herintaona ô?
Misy namana hafa ho tonga ve ô?
novalian'i Fiffi ny 09/04/2007 21:08
2. booboo ( 01/02/2007 16:08)
ié ô. Zahay mazoto foana refa hifanabe maso ô
3. miarina ( 01/02/2007 16:28)
Tss iny indray efa specialité nao ry booboo ka
4. booboo ( 01/02/2007 16:33)
Miarina > :-D tss angaha ? :^):^):^)...:-P
5. tywa68 ( 01/02/2007 20:14)
iza koa no hanaiky ho gisitra eo :-D:-D
6. fijo ( 01/02/2007 22:05)
za tsy lasa amin'ity ry samoina an.tena amin'ny herintaona indray vao mety
7. ftma ( 02/02/2007 09:54)
tywa68: hifanabe maso miaraka @ booboo? mety mba handeha za raha afaka :wink:
8. mbaliana ( 02/02/2007 11:58)
:-D:-D:-D ny ahy tsy mety ngedabe ny masoko :-D:-D
9. booboo ( 02/02/2007 12:24)
:-D:-D
10. sipagasy ( 02/02/2007 17:31)
mmhhh any ihany izany no hifankahita e!!!!! tahakan'ny mahazatra ihany ho an'izay efa tany e!!!!! ny sabotsy hariva na tolak'andro moa izany e! eny an'dalana eny ihany aho ho hitanareo miaraka @ sac au dos e! hihih sy ny kasketiko hihi
11. ftma ( 02/02/2007 20:38)
zolie-sipagasy: tsy ampy ilay description anjy :wink:
mety efa hitondra sac au dos sy kaskety ko mbaliana :D
12. mbaliana ( 02/02/2007 21:38)
ftma> njy anga no hanome sac à dos ho ahy sy kaskety mitovy ny an'i sipagasy :roll::roll:

za aza mbola tsy hay koa
13. tywa68 ( 02/02/2007 21:46)
ftma : mampitamby indray i mbaliana ! :lol:
14. mbaliana ( 02/02/2007 21:53)
tywa> yeee manararaotra aloha rehefa afaka ka :-D:-D
15. ftma ( 02/02/2007 22:04)
mbaliana: ie sady nasiako ny sarintsika teny @ plage no nasiana soratra serasera :)
tywa: sa njy no omena kasikety anampy an'i sipagasy?
16. fijo ( 03/02/2007 05:44)
mbaliana anie mampitamby foana e.
17. tywa68 ( 03/02/2007 07:14)
ftma : sao d tsy hita eo ny masobe ataonay sy booboo koa ! :-D:-D
mbaliana : aza mitsoaka hoa :wink:
18. mbaliana ( 04/02/2007 22:25)
ftma> maninona raha ataonjy e.. njy mbaakaiky any ihany..
fijo> io no talentako koa.. aleo ampiasaina fa tsy ho alevina any ambnin'nytany kosa e
tywa68> aiza ze mitsoaka eo e.., za ary mbola eto koa
19. fijo ( 07/02/2007 23:15)
za tena tsy any amin'ity ka
20. mbaliana ( 08/02/2007 11:03)
O re olona o, za koa zany tsy hande raha tsy hande i fijo =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008