RNS 2007- Vichy
83. ds
(
06/04/2007 12:21)
Dia miandry ny namana rehetra tsy ankanavaka indray e.
Tsara sady mafana ny andro (18°C) eto manodidina (Vichy - Clermont-Ferrand). Akanjo fohy tànana no anaovako eto izao;-)
Toy ny mahazatra, dia ery amoron-drano akaikin'ny toeram-panalan-ketaheta ery no hihaonana ny sabotsy harivariva iny.
Raha mila ny nomeraon'ny findaiko, dia antsoy ny RadioVazoGasy :-)

84. fasaly
(
06/04/2007 12:45)
aza adino ny sary ooool! raha tsy tara train toy ny tam eritaona de tonga any e!:wink:
ds: tadidiko io rano io fa afaka tonga rery amzay zà:-P