RNS 2007- Vichy
41. mbaliana
(
23/02/2007 19:51)
ds> amohay tokoa hoe ry ds.. amin'izay tsy mivoana fa mitombina ... tsy mety mantsy raha izahay ihany no hamoaka fa sao lasa manidina daholo sika :-D:-D
45. mbaliana
(
28/02/2007 03:45)
anga efa nivalana tany amin'i fijo za ? mba lavitra koa zany fivalanana zany
ds> aiza le dinika fa mianjy za e:-D:-D
ds> aiza le dinika fa mianjy za e:-D:-D
51. fasaly
(
02/03/2007 20:21)
Samoana:
7 sy 8 Avril.
Mbola mazoto ny hiaona ve ireo namana am-polony nanatrika RNS t@ herintaona ô?
Misy namana hafa ho tonga ve ô?
i samoana aza tsy hita akory tam eritaona fa tao am hall d'entré no mody niantso mangina hoe enao zan lay fasaly aminy:roll::-D:-D:-D tadidiko tsara ! tsy tonga akory tarokatra tam fotoana :-P:-w
52. fijo
(
03/03/2007 00:51)
tany izy,fa varianananao boule e,de za nitsorika kely nijery andry.de izy indray avy eo nitady ka nahita andry.de nilaozan dry naka sary niaraka tamin'i tovozaza
53. fasaly
(
03/03/2007 07:46)
fijo: hay ve zany andry kopy anlay tovozaza e! ary niaraka marina nareo zany?????tao am hall d'entré izy no niantso ahy fa i fijo anefa tonga tam lay fotoana tsara mahitsy no njanona elalea mitsy:P voadinoko tsara ny tarehy fa misy tranondainga refa mi meme:-D
54. mbaliana
(
03/03/2007 12:23)
fasaly> nanararaotra nandinika an'i fijo an...
za koa tany amin'ny fanaovana boule nefa tsy nahita an'i samoana.. anontanio anie i mangidy sy cathy e...
dia i fijo tara tamin'ny fotoana matoa tsy hitanay :roll::roll:
za koa tany amin'ny fanaovana boule nefa tsy nahita an'i samoana.. anontanio anie i mangidy sy cathy e...
dia i fijo tara tamin'ny fotoana matoa tsy hitanay :roll::roll:
55. fasaly
(
03/03/2007 16:08)
ié! i fijo tara be mitsy kan! fa naon aza no tsy niteny hoe ho any am boule nareo de niaraka e!:°)
56. Samoana
(
03/03/2007 18:35)
fasaly/ ny fotoana voalohany raha tadidiko ny resaka voalohany teto dia hoe eo @ stand sakafo misy an'i "( tsy tadidiko le ps )". T@ 10 maraina izahay de efa teo fa tsy nisy nahalala ilay ps rehefa nanontany ny tompon'andraikitra teo za:twisted:. Dia io efa notantarain'i fijo io ny tohiny + phone fialantsiny nataoko t@ i sipagasy
mbaliana/ tsy za sy fijo no nojerenareo tao @ boule fa olonkafa:wink:. Efa nampandrenesiko ny tompon'andraikitra boule hiantso ahy raha misy "namana serasera" mandalo
mbaliana/ tsy za sy fijo no nojerenareo tao @ boule fa olonkafa:wink:. Efa nampandrenesiko ny tompon'andraikitra boule hiantso ahy raha misy "namana serasera" mandalo
57. fasaly
(
03/03/2007 20:27)
samoana: mazava;-):-P:-* ié lay mpivarotra samosa iny alou tsy hita akory tany e! mé bon! samy nifakahita tao ihany na izany aza! ko!:-D
58. Stretch
(
03/03/2007 20:43)
Za ho avy e !
:lol: :lol::lol:
tena serieux , fa za tsy ho fantatrareo akory.
Ary am ping pong ary :arrow:
:lol: :lol::lol:
tena serieux , fa za tsy ho fantatrareo akory.
Ary am ping pong ary :arrow:
59. mbaliana
(
04/03/2007 09:31)
samoana> zay aloha dia marina e... fa tsy nahita an'izany tompon'andraikitra ny boule zany zahay.. ary nahagaga fa ny fidiranay tao anie ka namovoka be.. tokony ho hitanao ihany zany zahay :-D:-D:-D :-*:-*
strecht> hiafina zany toi?:oops:
strecht> hiafina zany toi?:oops:
60. Stretch
(
04/03/2007 15:03)
tsy miafina zany a e !
hanao T-shirt misy imprimé oe : stretch serasera
a am ty de ho hitanareo fa aza matahotra.:wink:
hanao T-shirt misy imprimé oe : stretch serasera
a am ty de ho hitanareo fa aza matahotra.:wink:
