RNS 2007- Vichy
26. booboo
(
10/02/2007 19:49)
Fijo > le Fijo efa tsy tany Nice, no tsy ho any Vichy kounkou ? sa ho tafihana an-tranonao mihitsy no tianao ? hihihihihihihi
39. mbaliana
(
23/02/2007 12:56)
mba hafahafa koa izy zany ... ny an'ny olona hampanginina fa ny azy atao henon'ny olona ...
40. ds
(
23/02/2007 19:11)
ny an'i fijo sy mbaliana koa mivaona foana ny resaka.
Sao dia tokony hamoahana dinika manokana ianareo roa mianadahy hanalanareo misimisy :-)
Sao dia tokony hamoahana dinika manokana ianareo roa mianadahy hanalanareo misimisy :-)
